Tsy mitovy @ Andrianampoinimerina izany i Johnny Gasy fa karaha émilienne bôfin'i mamy gotso. Misy somotra karaha io koa mantsy ny bôfin'i Mamy Gotso 🤣😂🤣😅
@fitahianarabe82614 жыл бұрын
Otran zany v ny mba fanajanao olona ry Mamy Gotso. Asa na mba olona nandalo fianarana io.
@kuta677 жыл бұрын
Tena ohatrany misy tsy mety kely ny fomba fitenin'i Mamy Gojaka (Gotso kay). Manana alahelo @ Andriana ve? sa ...
@mocassinsrouges61002 жыл бұрын
Hatramin’oviana koa ro misy « teint » fotsy ny taranak’andriana ? Ny tena izy eran’i Madagasikara sy ny taranak’Ampanjaka dia fantatra ary mora hita hoe aiza no misy ny fasandrazany. Matetika ireny hitanareo miseho azy ho andriana ireny dia mythomanes andevo ireny. Tsy afaka andaingana ireo zavatra ireo. Fa tsy nareo borizano mythomanes mandainga firazanana akory no tena izy. Ireny fotsy be ireny aza no tena ao @ ilay caste tena farany ambany ilay lazain’ny Betsileo hoe « Ikalafotsy » na « Olompotsy ».
@TianaRAOBELIA9 ай бұрын
Mitovy am Mamy gôtso lery😂😂es un
@oelyrama77785 жыл бұрын
inona no blem anle razoky io @ Andriana?
@mocassinsrouges61002 жыл бұрын
Ô ry Mamy Gotso Hatramin’oviana koa ro misy « teint » fotsy ny taranak’andriana ? Ny tena izy eran’i Madagasikara sy ny taranak’Ampanjaka dia fantatra ary mora hita hoe aiza no misy ny fasandrazany. Matetika ireny hitanareo miseho azy ho andriana ireny dia mythomanes andevo ireny. Tsy afaka andaingana ireo zavatra ireo. Fa tsy nareo borizano mythomanes mandainga firazanana akory no tena izy. Ireny fotsy be ireny aza no tena ao @ ilay caste tena farany ambany ilay lazain’ny Betsileo hoe « Ikalafotsy » na « Olompotsy ».