Noble... Nostalgique keli foana mihaino hira taloha 07-Juillet-2024 12:08 am
@mbu53714 ай бұрын
🇲🇬 MLAY LÉ VAZONAREO ZALAHY K TOHIZO MLAM É 🇲🇬
@universaltunes96066 жыл бұрын
fifandrifian-javatra ve sa ahoana fa efa elabe aman-taonany mints za tao an-tsaiko tao no te hampiaram-peo anareo roalahy, io ar fa tanteraka leizy. Dia isaorana betsaka e
@nicolegoek3075 Жыл бұрын
J aime beaucoup cette musique c est mélodieux dame de france
@razafindrasofrancineelia82393 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko 😍😍🙏🙏
@fanoujrabesa31544 жыл бұрын
Milay 2020
@pascalinedjeangoury2658 Жыл бұрын
Vivent les 2 mecs !!!
@paranyandry19486 жыл бұрын
Bingo tiako letsy Bialahy 💓💓💓
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
🙏💟💟🙏
@elisearthemise98818 жыл бұрын
tena marina izany hira izany tsy mirediredy izy fa mitatara ny marina
@mikefontainejr82658 жыл бұрын
raha asina kel an'i Princio sy rah Kiki de milay tsara.. nefa ndray de efa tsar be
@passyfolo41386 жыл бұрын
Jolie vidéo : les jeunes femmes respirent le bonheur tout simple !!!
@joxdior Жыл бұрын
Merci eeee
@zotorabenja3406 жыл бұрын
tiko be!misaotra betsaka ho an'ilay namorona tiko mandrakizay
@jeanbaptistejeanjacques46157 жыл бұрын
efa ato am youtube ve le hiran i Belahy le miresaka dahalo niova fo in? Tiko ananana fa tam radio nahenoko anaz de tadiaviko ato am youtube nefats hitako
@smjbm23755 жыл бұрын
Mankasitraka ny vazo-miteny ataonao Belahy sy Co., Tohizo fa izahay mpankafy
@spiderking70274 жыл бұрын
Mankasitraka fa tsara
@rabeharilalagullaniah52496 жыл бұрын
Izaho aloh de ts miditr @ zan a, matoa natao reo fiangonana marobe mba ahazoanw misafidy zay hidiranao fa ts atao vary aminana zan kus e, Anao akory mu anao handalina finoan @ zan fampirafesana zan, Aiza no hamonjeny Jesosy anao @ zan fiangonana be dia be zan?
@SamdhaniSamdhani-st6up4 жыл бұрын
Tsara le vazo miteny. Tsara koa ny tononkira.Merci.