intelligent be i manafo ty. ary misy marigny ra lazainy na dia somary be resaka iz. bravo bravo
@anthenav145 жыл бұрын
Enfin de compte c'est un génie. Mbo sosokevitry azafady sao mba azo raisigny : leh téléphone kon ko mbo azo évité-gny ts izah azy , ça met mal à l'aise vos invité. Ialako tsigny ko ts mety le sosokevitry 🙏
@dzoulackirene78935 жыл бұрын
ZA KOA MAHITA ANIZANY HEVERINY LAY INVITE FA TSY MIHAINO AZY I MEDARD REFA MIJERY LAY PHONE. OTRAN MIATO KELY ZANY FONA ZAREO
@shaminahjoseph28354 жыл бұрын
Anthena v!ts diso lay raha volagnino fa...no izy manao interview dia donc!anaty phone any ao lay zavatra rehetra anontaniny azy ay lieux d soratana anaty feuille.ts hitanao nga nga journaliste managno vaovao reo ts maitsy mis ipad decant any eo dia ao izy no manolotra ny zavatra rehetra ho resahina.zay izy io
Tsy nampoiziko hahay hamaly questions kara io i ngiah io kkkkk chapeau
@georgettesteiner43474 жыл бұрын
Marina gnanao Lahety 🥰
@FANGATO9745 жыл бұрын
merci lahety, tu as succédé à samoela, franky vincent gasy
@awmo83845 жыл бұрын
Bien Armina bravo2 mrc
@farazulietta77525 жыл бұрын
Marigny koragna nao zegn aiii tiako be 👏👏👍
@julianetandrianilaina54855 жыл бұрын
Amen, bien Dit!
@farsadk68874 жыл бұрын
Na antiromba zen tsy tokon efa trop
@ericfreddy22615 жыл бұрын
Lelikeee....... Fa maninona no atao an'izany ilay mpanakanto, iomezana dia anontanina zavatra tsy tokony idirana lalina, alana baraka tahaka izany? efa io no safidiny fa tsy enao indray no andeha ibaiko azy oe tsy mety ny ataonao na oe ahoana, raha izaho manokana aloha dia tsy mankasitraka satria tsy misy fanajana ilay mpanankanto na kkely aza. Amin'ny manaraka tompoko raha mba azo atao dia olona matotra sy mahay manaja ny hafa sy fanontanina tsy manaratsy na manambany no apetraka. Izaho manokana dia vao aingana no nahalala ny fisian'i Lahety, marina fa tsy ho an'olona rehetra ny zavatra teneniny ary "direct" fa azy izany dia izay mankafy mankafy ny hafa afaka tsy mihaino dia ampy fa tsy atao an'izany kosa ilay olona. Ny emission anao tompoko dia androany vao itako ary tsy fatako ny lazany fa mba asio "professionnalisme" raha mba azo atao, mijereva aloha ny ataon'ireo olona efa kalaza amin'ny fandraisana mpanakanto dia alao tahaka fa ny anao tena tsy mendrika mihitsy fa manimba ny "image" ireo mpanakanto. Mbola betsaka ny tiako ambara fa aleo angamba ajanoko eto. Misaotra tompoko