Рет қаралды 12,714
#fianaranatenyanglisy #miaramianatraanglisy
.
😍LEARN ENGLISH WITH NIU RAZA 🇬🇧🇺🇸
.
❓Be dia be ianareo no manontany ahy hoe “Ahoana no atao raha te hahay hiteny anglisy?”
.
👇🔗Apetrako etsy ambany ny rohin’ilay horonantsary nentiko nizarana ny fikafika nahaizako tsikelikely ny teny anglisy fa androany aloha dia te hanasa anareo aho hihaino ny torohevitr’i @Niu Raza Officiel
.
🙏🏽Tadidio fa tsy misy mahay am-boalohany izany raha mbola malagasy lehibe teto Madagasikara. Izaho sy i Ny Ony koa aza hatramin’izao mbola samy mianatra foana; porofon’izany ity fandaharantsika “Miara-mianatra anglisy ity”.
.
❤️Am-pitiavana be ho anareo rehetra dia ho an’i @Niu Raza Officiel ihany koa, izay tsy nisalasala mihitsy nizara ny tantarany amintsika.
.
INSTAGRAM: / gaellelovesmada
.
#voiceforchange #learnenglishdifferently #aleokomizara #zaraorahamahasoa
_____
_____
FIKAFIKA 11 ISA NANAMPY AHY HAHAY TSIKELIKELY NY TENY ANGLISY
❓😱TSY METY MAHAY TENY ANGLISY - Ireto misy tsiambaratelo 11 nanampy ahy • ❓😱TSY METY MAHAY TENY ...
.
🔔 If my free English lessons, life hacks and positive vibes helped you, consider subscribing to my KZbin channel and invite your loved ones to do so too.
/ @tsantagaelleramamonji...
❤️🇺🇸🇬🇧🌏If you want more of my English teaching videos, like and follow the playlist "Miara-mianatra anglisy" below
• 🇺🇸🇬🇧 Miara-mianatra an...
❤️ If you want to connect with me on a more human level, follow my other social media channels
FACEBOOK: / gaelleonline
INSTAGRAM: / gaellelovesmada
BLOG: gaellelovesmad...