Fomba hakana ny tanintsika io vole autorisés sô variana tsika afera maizina e 😂😂😂
@livaandriakoto53911 күн бұрын
Tokony manao pétition nationale izay Malagasy rehetta. ampy taona tsy mankasitraka ny fitondràna dia asso am pahabe maso n'y résultat dia manapa kevitra avy eo satria ny Malagasy matahatsa ny ho voasambotsa ça prend 1 mn ny fitadiavana mitohy hatrany
@感動金額按呢飢餓-o4w11 күн бұрын
La zaiko A@nareo Ange fa ny Tandrefana no Nanao ny Conflicts Na Nanao izay Hiadian'ireo Firenena Miady ireo é ! Dia iz'ireo no Mamatsy ny Fitaovam-piadiana A@n'ny ireo Ankilany Miaraka A@ny é ! Aloa vola io fa Tsy maimaim-pona ! Ka inona fa Tsy Nanaovany Bizness fotsiny, Ny Tany Manan-Karena Alo dia Tena Bizness be Mihintsy, Rehefa Sendra izay Filoham-pirenena Tsy Mandinika Fa Hoentin'ny Olona A@n'ny Orony fotsiny Tompoko ô !