Рет қаралды 30
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Mbola eo @ fanadihadiana ny fizahan-toetra ny fanahy hatrany isika mahakasika ny I Jaona 4 :1-3. Ny fanontaniana mipetraka anefa ny tena fahafantarana an’ ilay Jesosy tonga nofo izay misy zava-miafina ao ambadik’izany, kanefa misy ny olona tsy manaiky an’i Jesosy ho Atra ka tsy mivavaka aminy ary misy ny manaiky azy ho Atra kanefa fantany ve iza ilay tokony hivavahana ? « Koa azo ivavahana ary ve i Jesosy sa tsia ? ». Hazavaintsika ao anatin’izao Fampaherezana izao ny Jaona 3 : 13-16, Genesisy 3 :1-5 ary ny Apokalypsy 12 : 7-9. Koa mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy.
Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!