Рет қаралды 52
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Tao anatin’ny fizahan-toetra ny fanahy isika no nanadihady ilay menarana varahina tany @ Testamenta Taloha. Ary ny olona mahatsiaro ny tenany ho mpanota sy niodina t@ Atra no mitady Famonjena (I Jaona 1 :8-10), « Ary raha vao mandà ny Tenin’Atra dia lasa rembin’ny devoly ». Araho tsara ny fanazavana ny II Mpanjaka 18 :1-6 izay midika fa tsy ilay menaran’afo no nitondra Famonjena fa nopotehin’i Hezekia izany ary inona no tandindon’izany t@ Jesosy nohomboana t@ hazofijaliana ? Araho tsara ny fanazavana manomboka eto mba tena ahafantarantsika ny Fanahin’Atra sy ny fanahin’ny Antikristy. Mahereza rahalahy sy ranabavy.
Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!