Efa ny banque mondiale zao no miteny de mbola disona ihany , tena mahakivy
@Dona-w1kАй бұрын
Madagascar est pauvre. Pas besoin de la banque mondiale ou qui que ce soit pour le prouver. Le peuple ne vit pas le peuple survit. 😢
@Yvette-r8pАй бұрын
EFA HITA FA I MADAGASCAR NO FARAN IZAY MAHANTRA NEFA FARANY IZAY MANAKARENA INDRINDRA MANANA ARENA BE AO AMBQNIN NY TANY MAHAMENATRA RQJOEL IZAO FAHATRANA IZAO À RIPAKIN NY VAHINY NY QRENA MALAGASY
@RetsyTameАй бұрын
Voalohany mahantra fa tsy farany
@mraj2234Ай бұрын
ny tena loza d mbola misy mankasitraka ihany ny lainga tantarainy isanandro, tsy mahagaga raha lasa firenena mahantra indrindra isika
@emmarakotomanana-pg2xhАй бұрын
Nareo fa tsy isika, attention avec le tandremoeeee
@mraj2234Ай бұрын
@@emmarakotomanana-pg2xh aza mifanabarabara fa izaho efa 2009 no kopy oe tsy izy ny fikan ilay olona mitarika olona hamono tena eny ambohitsirohitra nefa izy mistoaka, aveo izy ndray no mizesta @ 6eme dan
@emmarakotomanana-pg2xhАй бұрын
@@mraj2234 aive nareo efa kopy ééééé, zah koa efa ela no nahafantatra fa za tsy nankalagy
@Mr.Bunny515Ай бұрын
@@mraj2234 , aza avadika compétition ab zegn fa tsy mavaha olana, anw na de kopy ef ela nefa mbola miara mijialy miaraka @ vahoaka hian, rah avy @ nah manokana aloh lasa tsy mahamenatra ny milaza hoe, tsiary nifidy ah, fa mbola 22 ans aloh zah e 😅😅😅😅, zay ai, bonne chance
@mraj2234Ай бұрын
@@Mr.Bunny515 le olona mitady competition sy mitady dera no tena tsy mampandroso ny firenena. variana mandoka tena fotsiny
@FisakanАй бұрын
Tonga amin'ny ilaivantsika azy isika izao fa samia miaritra dia mahazaka eh,ireny nisy ny fotoana ahafahana manova ,taoko mbola naverintsika ihany izy , mandraisa koveta ihany amin' ny fifidianana manaraka eh!
@CarmenSuzzaCarmenSuzzaАй бұрын
Io reto tsy mila tarehimarika avy amin'ny BM na avy amin'ny inona intsony an,mandeha eny andalana eny, mijery n'y eny fiarahamonina eny fa Na n'y ai an-tokatranonao aza de efa hitan'ny fahantran'ity firenena. Io tsy hanaiky mora foana hiala eo zany fa isika vahoaka no mila miara-mihentana manohitra izao,fa raha n'y fifidianana aloha angamba de efa flagrant be reny halatra. . Tena kivy , kivy tanteraka amin'ny hoavin'ny taranaka
@ctmdrivetest789Ай бұрын
marina mintsy zany, tarehimarika laviny fa hoe realitE ozy jerena , ny realiTE ary nefa tena maneho ny fahantrana
@elisarotha8888 күн бұрын
Isigna malagasy mety sagnagnany Andry Rajoelina izany no mahatonga azy mbola mananjamba foana.sokafo fotsiny ny masontsika e
@DoriantsoaEmmanuelRadaniela29 күн бұрын
C'est un fait réel. Rien à débattre.
@clauderabeharivelo3783Ай бұрын
TENA MAHANTRA NY MALAGASY , nefa ny etoTana ihany no toa omena vary sy fanampiana , tsy malagasy angamba ny ivelan'Antananarivo, sa eto ihany no misy io vary voka-bary io
@ctmdrivetest789Ай бұрын
zany ve no mba zavatra hitanao amizao, fanampina lava no itavandrana sy itarainana hoe za nahazo i anona tsy nahazo . Aiza no hivoatra
@celestinevavisolo887325 күн бұрын
Mahantra ara-tsaina ny Malagasy, fa tsy mahantra ara materialy.
@Mr.Bunny515Ай бұрын
merci Real TV t@ fanambarana vaovao aloh e, enga anie mba hitonbo ny olona ho kopy
@OnjaHELINIONJAАй бұрын
Jesoa Tompo oh mamela ny helokay mamindra fo @ nay😢😢😢
@bioteinzinaandriantsalama6628Ай бұрын
Sérieux ? Inona no hidiran'jesoa amin'le resaka ?
@holynirina644428 күн бұрын
Ny filoha alo tsy mahantra e! Tena marina. Inona moa no mahaory azy? Tsy fantany izany oe fahantrana. Fa ny vahoka mitrongy vao homana sady tsy ampy fanabeazana ny ankamarony. 😢😢😢
@Lauradoh4 күн бұрын
Tena mahagaga ty Rajoelina ty Tsy manaiky mihitsy izy hoe mahantra Madagascar, nefa ny banque mondiale Efa miteny,, Hita gêné be Rajoelina devant le journaliste France 24, kitihana foana ny solomaso satria lazain’ny olona ny marina ka Hita hoe vasoka be ianao Rajoelina, na handà toy Inona aza , satria d hitan’ny olona eran-tany fa président n’ny firenena record mondial am fahantrana ianao. Zavatra mahasoa ny vahoaka atao fa Tsy ny Mahafinaritra anao, zay no mahatonga ireo vahoaka reo noana Tsy misy atao, hany ka mirongatra ny insécurité eto Madagascar, Tokony ho menatra ianao, ary tokony hanaiky ny critique ny rehetra na ny malagasy na le monde entier fa mahsntra ny firenena entinao Bado ty rangahy ty,, tena Tsy ao mihitsy lay intelligence, zavatra Mba hainy d mandà ny marina satria vendrana c’est incroyable
@epuictiv6424Ай бұрын
Izy no mamafy lainga de ny olona milaza ny marina ndray tenininy fa mamafy lainga. Ary mbola maro ny gasy mino zavatra teneniny
Quelle réalité et tout autre?il est vraiment fou ce président.il voit pas l extrême misére de son peuple? Incroyable.a c est sur que leurs poches et leurs ventres a eux (lui et ses acolytes) sont bien pleins.
@ravelosonvoaharisoatakalo3406Ай бұрын
mampalaelo isika fa na ny mpitondra antsika aza dia tsy manaiky fa mahantra isika! tena mampalaelo!
@monno1575Ай бұрын
Efa miandry esorina fotsiny izy sy ny forongony io fa tsy misy zavatra hainy ilay mitondra firenena.Io no fara fahaizany.
@ericpiterboth3939Ай бұрын
Ha haha lay lainga iza no tena spécialiste ?tratran-dry zareo ihany laharana VOALOHANY BRAVO mr.le pezida
@NoroRazanadrasoaАй бұрын
😂😂😂😂😂
@FR-no2osАй бұрын
Dia mbola mandainga sy mihizikingizina eo amin'io toerana tsy zakany akory io vé ireto mpitondra tsy mahay sy mamotika firenena, indrindra fa io filou io.
@lalaorandrianarivo729Ай бұрын
Izy no tena mpandainga de lazainy ndray fa n'y hafa no mpandainga, tsy manaiky diso mihintsy izy n'a de efa mibaribary aza n'y laingabe bé any, de lehilahy lehibe mpandainga,loza marina,tsisy famenarana mihintsy n'a kely aza.
@Ericratsimandresy28 күн бұрын
Manadio tena, efa zao ve nama ny zava misy mbola manadio tena ihany ny enjana
@JeanpatrickRafanomezantsoaАй бұрын
Tsika ve mahatra ambony harena kk😢😢
@josephrafenomanantsoa135729 күн бұрын
Zay vo tanteraka le hoe : Aty amintsika ny mason izao tontolo izao
@clauderakotomalala2354Ай бұрын
Ka efa ny banque mondiale no nilaza izany koa dia tsy manaiky mihintsy izy tsy tsapany mihintsy ny fahoriany malagasy atraminy tv france 24 aza sahiny no milaza fa diso izany tena very madagasikara 27millions resiny omona DJ tsy mavoa RA Io matoria iany ramalagasy a betaraina nefa tsy mietsika
@TsantaRAKOTOVOLOLONAАй бұрын
Ary TSY maharaka vaovao loatra Ilay filoha. BM no namoaka
@sharashara7179Ай бұрын
Mbola madainga ihany le filoha
@alphonserosiana1710Ай бұрын
😮 tsy mahita fahantsa azy vintsy io
@ravelojaonanirinaharisoa8676Ай бұрын
Ka aiza ilay hoe tsy mahantra isika???
@iaioia6726Ай бұрын
Tsy hadinonay vahoaka koa hoe niara-nihinana tamin'ireo mpampahantra ireo amantaonany maro tao ihany koa i Onitiana Realy
@quentinfabienandriamiarisa2049Ай бұрын
MAHANTRA FIRENENA, MAHANTRA TOE TSAINA, DIA TENA TS TOKONY HAMETRANA ILAY IZY.MBOLA ANDALA PIVOARANA FA TS ANDALA MPANDROSOANA KOSA ANGAMBANY KA. MBA TS ILAZAKO OE NY FAHADIOVANA NO VOALOHANY ENTINA HOVOARANA FA MBOLA TSIS FANENTANANA NANDRITRA NY FITONDRANA ITY DIA NORMAL NY LOTO ATSY SY AROA.
@NoroRazanadrasoaАй бұрын
Mbolawa wa wa hiany itý nefa efa mampahantra ny vahoaka sy madagqsikara,
@andrydoue21 күн бұрын
Efa tena adala mihitsy filoha ty sanabavy, tokony miray hina isika handao hànao fitsarambahoaka any fitondrana ty
@jaystackpers4552Ай бұрын
indrisy ry fireneko😢😢
@MyriamKnoblauch-fg8mjАй бұрын
Aoka isika tsy hirebirebina satria ny firenena tandrefana tam 2024 hita sady tsy miafina latsaka ambany noho afrikana ny toekarenanany amin zao fotoana izao , jereo ny ékonomianjareo fa isika Malagasy tokony hiova fijery amin dinika ,tsy mahantra isika raha harena misy ao amin Madagascar ,fanambaniana malagasy io mba entina hanjanahana indray, aoka isika hisaina misimisy kokoa,aleo hitambatra ny hery mba hivoatra toy izay miady antrano lava,mba tsy iankina amin subvention sy aide ,esclavage io aide lava io ,dia tsy mivoatra isika ar mora amin mpanjanaka ny misisika dia eo isika vao iraisiny
@josephrafenomanantsoa135729 күн бұрын
Isika malagasy oa mahantra fa za mahita olona maro manangana tranobe fona eto amin ity Antananarivo ity, zany oe manan karena ve zany ny olona eto Tana fa ny ankotrzay mahantra? tsy aiko ze tena marina
@papathirisha7546Ай бұрын
Jesoa oh ampanjakao @ firenenay fahamarina fa aiza avelanao angahiahy eto @ zao tontolo zao zanakao zay mino sy matoky anao esory eo ampelatana ratsy fanahy firenenay 😢😢
@bemabemolos3426Ай бұрын
Tsy vitan’ny fivavahana ny tolona , ny fitaova-piadina tsara indrindra dia ny héri-tsaina, zoto-Po ary Finoana ireo no = TOLONa.
@jeannicotmahavita6563Ай бұрын
Nº001🤩🤩
@rakrabarison3345Ай бұрын
Sady Elon Musk vao omaly no niteny hoe hovidiny Madagascar. Anjaratsika no mandinika fa tsy hay intsony atsy ho atsy.
@MarioGonzalessassadwatar-uz1clАй бұрын
Ol tsy mahay raha tsy manjary
@rafikbhayavisoa6631Ай бұрын
Tena marina mahatra ny Malagasy 😭😭😭
@tianasaib9003Ай бұрын
Gouvernement défaillant
@andriamboahangyhenintsoa4978Ай бұрын
enjana , manaiky antsika malagasy aho
@melybridge-ps1vgАй бұрын
Anareo ao @capital tena matonga fahantrana io ,mbola masahy manohany io orange io manaika omena vary kely io.
@RakotoDedeАй бұрын
Tsika koa capital maloto indrindra ao Afrique
@sederafanomezana7805Ай бұрын
Mbola miady varotra be ihany izy hoe diso ny tarehimarika, fa tsy miaiky hoe mahantra;
@emmarakotomanana-pg2xhАй бұрын
Iza no niteny anao fa marina io tarehimarika io, manaova fikarohana manokana ho anao fa aza malaky minomino fahatany. Alaiko mahita olona minononom_poana toy izay olona minominom_poana fahatany, Legônna
@sederafanomezana7805Ай бұрын
Tsy zava-dehibe intsony eto ny fiadiana varotra hoe marina na diso ny tarehimarika, fa ny fantatra dia isan'ireo gisitra Mcar, satria tsy miaiky izany ny mpitondra fa heveriny fa manan-karena ohatr'azy angamba ny rehetra.
@emmarakotomanana-pg2xhАй бұрын
@@sederafanomezana7805 azo lazaina marina ihany aloha, ka nefa anjaran_tsirairay ihany koa anefa mampandroso an Madagascar raha vonona
@KamikazeMadagasАй бұрын
Betsaka Lotra le fadiranovana par rapport manambola eto MADAGASCAR De le fadiranovana ihany anefa no mifidy an RAJOELINA.
@NickAndrianananaАй бұрын
tena loza zao Presida ah😂😂
@emilienneserenne2143Ай бұрын
Menatsy aho menatra ahoana loatra re nareo tomany seza
DJ ve no atao filohampitenena de manantena handroso hahahaha
@santatriniainasythohyacinthe90Ай бұрын
lainga daholo ireny ee iiii;fa ny marina i Madagascar no vahalohany maneran-tany any fandrosona fa mivadika fa fijerin'ny Bank mondial kosa,efa mandroso madagascar efa mandroso makany makany ;tsy maitsy mandroso makany Pv
@JustinmarcMarcel-r2nАй бұрын
Tsy manaiky mintsn le zoky
@maerrazafimahazo738Ай бұрын
mila miaritra ianao ramalagasy fa zavatra notadiavinao io
@NyriantsoaToussaintАй бұрын
mbola latsaka aza io ra ho any ambanivohitra 7000isanadro misy karana dia mandray tsy misy de miaina amizao
@forsearch-uu9ocАй бұрын
maninona anefa ianreo mpanao gazety raha manao vérification sur site BM dia vita e, fa tsy faly hitantara fotsiny
@VFaratianaRabenirinaАй бұрын
Aza Vendrana rangah😂 tena ianao mints n V
@JinneeZafimangasoaАй бұрын
Ka Ilay olona hametrahana fanotaniana aiza tsy mahafantatra akory an'izany atao hoe fahantràna izany ko , normal izy raha miteny hoe diso Ilay tarehi- marika
@mi.chel23Ай бұрын
tongava saina ry vahoaka
@Damien-h1jАй бұрын
Ils valide les passeports de l ue
@misbahousoule733327 күн бұрын
fa tsy mentsy asina comores fona mdr fa misy inona entre madagascar sy comores mdr mahagaga
@nirinajm1469Ай бұрын
tsotra ny valiny : ataovy presidà ny mpanohitra dia hidina 1000a ny essence,hiakatra 1 000 000 a ny karama farany ambany,hahazo trano avokoa ny vahoaka,hihinana any am carlton ny ambany tanàna. tsy mbola nahita mpanankarena gasy aho mba niditra am zany oe secteur industriel lehibe zany fa ny karana sns ihany no sahy miditra am zany.dia izao mifanaratsy lava sy mifankahala tsisy farany zao ny gasy.omeo ny mpanohitra sy ny ffkm ny fitondrana dia ho hita eo e !
@monno1575Ай бұрын
Raha efa nandraharaha tamina zavatra lehibe ianao dia ho voavaly izany fanotaniana hoe maninona no ireo karana sy ny vahiny no mihiditra amin'ny resaka indostria.
@malalarakotomalala2608Ай бұрын
Aza Mandainga ianao Rajojo Mahantra Ny Malagasy ianao iany mahita mandroso Madagascar l
@emmarakotomanana-pg2xhАй бұрын
Mbola mahantra ve ianao RamalalarakotomalalaNIFOKO
@emilienneserenne2143Ай бұрын
Fahafambaraka ity
@zafinjanadamboАй бұрын
Et aloooors..tsy miasa loha zay fa ambarana ataon. Y banky iraisam pirenena am fahantran i madagascar na 1er a dernier ny malagasy sasany..on s en fouuuuuus de tous celaaaa. Mazaaava. Anisany Responsable am.zany zay nitondra ity firenena ity teo aloha fa aza ariatra am tsy fitiavanareo a. Drajoelina salaka sy sadikan izay nanao sonia coblte 1% monja hoan ny malagasy tam ty firenena..mba nahatsapa jalim bahoaka va zany olona izany tam zany fotoana?????...fividianana air force one tam volam bahoaka no vahaolan ny fahantrana taminy...fanitarana orin asany am volam bahoaka nefa vahoaka mahantra..fizarana volam bahoaka am depute be antodin tabory tao am hotel pown d or nefa vahoaka mahantra..responsable tam zany ve rajoelina?????,..tokony i rajoelina ve no hieritreritra tokony atao am vahoaka alohan ny haka minibus special hitatitra ireo depute be antodiim bonga hoany am hotel pown d or tam zany fotoana..faha firy tam fahantrana i madagascar tam zany fotoana ry mpanao fandaharana be tnantodin tabory ty????..fandefasan i rajao conteneur bois de rose 30 conteneur tany singapour..aiza vola n izany??? faha firy i madagascar tam fahantrana tam zany fotoana ????..volamena nomendrajao mis firy tooooones isan nkrinandro volamenan ny malagasy niraofin ny sinoa teto.nataon drajao???..nangina daholo radio sy televizion rehetra zay latsaham baratra teto am firenena mba ampiseho laharan ny fahantran i malagasy tam zany fotoana..vao volamena 73kg ninia nataon ireo mpanohitra hoe 73 kg angalana baraka an drajoelina satria 73 kg egale 73 depute nanintona antodim bongan drajao tam sezan ny filoham pirenena teto antananarivo..zay lay 73 kg. .73 kg egale 73 député..aleo hanao trafique volamena miisa 73 am zay voa visee tsara ilay mpitondra fanjakana .ry afakandro christian moa dia sarin drajoelina no nataony titre ny fandaharany tam zany fotoana..ankehitriny dia ariatra am rajoelina ny fahantran ny vahoaka nefa dia mbola forongon ny rajoelina ihany no fidim bahoaka nibata fandresena am renivohi paritany 5 izay nidradradrain ny mpanohitra hoe ataonay izay azahoanay mpanohitr renivohi paritrany 5....nandamoaka..hay tsy raharahin ny vahoaka manerana an i madagascar fanakorontanana sy fivoriana fandanian andronareo mpanohitra rodomben ny mpanohitr eeeee..miara manonjeeeee...faaaaaaaible daholo...tsy lis tanjany...firaisan kina eeeeee. Looooooooooooo.....
@emmarakotomanana-pg2xhАй бұрын
Mazoto nareo manoratra zavatra lavabe otran'io ka, io ihany ve ny lavabe aminao any sa misy lavabe hafa ?
@MahefawАй бұрын
Raha ohatra ka isany FIRENENA mahantra indrindra KA MBOLA INONA ÀRY NO MBOLA ITOERANY FIRENENA FRANTSA IZAY MILAZA FA MAHANTRA IZANY. KA MIALÀ ETO MADAGASIKARA IZAY LAZAINAREO FA MAHANTRA I MADAGASIKARA INGIAHY GASCAR INDRAY IZAY OLONA BE VAVA IHANY SY MANARAKA RESAKA NY FRANCE24, RFI, TV25 MONDE.
@sarahanitriniaina3422Ай бұрын
Tombony ho an frantsay ny fahantran'ny Afrique.
@FALYHARYRANDRIAMAVOАй бұрын
mais qu'est ce qu'on a fait au Bon Dieu?!!
@rakotoheriliva31129 күн бұрын
Et il en est fier de son crime.
@mamitianaliadelor8236Ай бұрын
hahaha, tena mafy ty rajoel ty, maty eritreritra
@navalonatantely9880Ай бұрын
Bdb hono no mamafy lainga😂😂 vous êtes mal placé pour dire cela monsieur 😂
@dinanandrianinaRakotoarimananaАй бұрын
Ts manaiky mihitsy 😂
@ratsimbahermann1458Ай бұрын
Ampidino ambanivohitra aty daholo olona tsisy atao ao Antananarivo ao hamboly fa tany malalaka be.
@njandryrabarisoa4387Ай бұрын
Niveau BEPC koa aiza mo
@nirinajm1469Ай бұрын
nilaza Jesosy fa ny "mahantra dia mbola ho eto aminareo ihany".tsy hanafoana ny fahantrana mihitsy no antony nahatongavan Jesosy teto an tany".nilaza mihitsy aza ny Tompo fa raha manankarena daholo ny olona,iza no hanaiky hiasa ho an sasany? miaro ny mpanankarena aho hoy ihany Jesosy,NEFA hotsaraiko mafy am ataony izy am izay rehetra izay.
@coolman3322Ай бұрын
exactement
@RakotoDedeАй бұрын
Aza asina retsaka fivavahana
@jaspe3841Ай бұрын
Aza mba mora lemen-tsaina amin'ny fivavahana hoa fa lasa kamo automatique
Tsy resaka matériel ny atao hoe mahantra sy manan-karena.
@toxrazman1175Ай бұрын
C’est normal s’il ne comprend jamais cette classification de la banque mondiale! Il n’avait pas même le BEPC! C’est complètement ridicule son raisonnement
@NiriniainaRakotoarisoa-n4eАй бұрын
Rainilainga pros max🤬🤬🤬🤬😡😡😡😡
@JeanClaudeRatsarafetraАй бұрын
Ianareo ao capital ao no mahatra fa tsy Madagascar
@sarahanitriniaina3422Ай бұрын
Ireo kere sns ireo kay moa tsy mahantra ?
@nirinajm1469Ай бұрын
Aleoko lavitra mahantra miandrandra famonjena toy izay mpanankarena ho any am helo!
@madagascarislands8277Ай бұрын
l'espoire fait vivre les... imbeciles
@CarmenSuzzaCarmenSuzzaАй бұрын
Inona no tinao ambara,mety ho hors sujet angamba ianao
@sarahanitriniaina3422Ай бұрын
Aminao angaha ho an'ny amin'ny helo ireo any ivelany ireo ? Toa ny eto ihany, misy ny ho any am helo ary misy ny voavonjy, ny eto aza mety pire, fahantrana ara-panahy, ara-batana, ara-tsaina.
@Damien-h1jАй бұрын
Mr 99÷
@ramalagasy9470Ай бұрын
Mahantra fa aza magnano sary adala e
@emmarakotomanana-pg2xhАй бұрын
Marina fa mahantra ny vahoaka, izaho io zao manao sary adala otranao
@tianasaib9003Ай бұрын
Tsy menatra mihitsy ity président nareo ty manipulateur
@andryrakoto2958Ай бұрын
Le président anareo no mahatonga an’io, fidio fona2 izy @ izay mijaly kokoa