Indrisy, tsy eo intsony ianareo mirahalahy. Soa fa ny Kanto mitoetra
@jocelynrandria11284 жыл бұрын
Ho an' vehivavy ve ny afatra sa ....
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli2 ай бұрын
Hajao zay hanana e
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli2 ай бұрын
Aleo mody e❤❤❤
@marcjhonramananarivo66987 ай бұрын
Mankasitraka anareo zalahy ah.
@fanjaly12395 жыл бұрын
Fahendrena be. . .ny tononiny
@radomfrandrianantenaina9892Ай бұрын
😓😓mankasitraka amin kanto rehetra
@sylvoalias5 жыл бұрын
Aleo mody fa sao manody izao ditra izao......ny hendry tokoa mody voky fa ny adala misesika ihany.... mandria ampiadanana ry izy roalahy.....misao indrindra t@ zay be vitanareo ....misaotra e, mankasitraka e... paix á vos ame mes chers...