Ny mpanoratra sy mpamoron-kira tiako indrindra koa no lasa raha ny henoko io hariva io. Malampalahelo. izay ve no lalana voasoritra. Miara miory amin'ny fianakaviana sy ny kanto malagasy ny tenako. Mandria ampiadanana Zokibe Dadah.
@andrainaratafandrimanantso39895 жыл бұрын
Misaotra t@ fizarana. Mandriampiadanana Dadah
@vazogasymilay75255 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana oh. Ny mpamorona no isaraona amin'ny sangan'asany.