@@tinasoa3335 Amen 🙏 Nomery 23:19 Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, Na zanak’olombelona ka hanenina; Moa efa nilaza va Izy, ka tsy hefainy? Na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny? Filipiana 1:6 ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara tao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin’ny andron’i Jesosy Kristy; Mahereza hatrany ! Tahian'i Jesosy manokana Tina Soa
@mamiejenny9963 жыл бұрын
Fiadanana makasitraka indridra fa ela niadrasana you tube anao lay e! ❤️
@pepeshine80033 жыл бұрын
Tahian'i Jesosy ianao lay e !
@andrialova7053 жыл бұрын
maay mihira lotra ! raha tsy mafantatra dé saika ntovy t@ bodo singers of Jesus
@pepeshine80033 жыл бұрын
@@andrialova705 Ny talenta dia avy amin'i Jesosy, Fahasoavana be ny midera Azy
@andrialova7053 жыл бұрын
tena tsara lotra ! nanesy ny video anao rht sur youtube za androany . Fifaliana satria tia midera ihany kou , tahin'Jesosy hatrany :)
Tena tsara be! Zay ah vao naheno hira évangelique gasy nahafa po ahy Mankasitraka de tohizi foana ny dianao.
@pepeshine80033 жыл бұрын
Tahian'i Jesosy manokana ianao Luciano
@lucianomacclarkrakotoniain57323 жыл бұрын
Amen!
@christianahannah29273 жыл бұрын
Tena nikasihan'Tompo anah mihitsy ity hira ity, efa réko ihany ilay original fa ilay izy nohirain'i PePe Shine tena hafa mihitsy...Misaotra an'Jesosy mandrakizay
@pepeshine80033 жыл бұрын
Haleloia, voninahitra ho an'i Jesosy irery ihany. Tahian'i Jesosy manokana i @ChristiAnah Annah
@sandrarakotozanany79813 жыл бұрын
Tsara loatra😍
@melaniemoreau34283 жыл бұрын
Misaotra Pépé Shine. Tena tiko be no tsara . Voninahitra ho an Andtra irery ihany.
@pepeshine80033 жыл бұрын
@@melaniemoreau3428 Ho Azy ny Voninahitra mandrakizay 🙏