Masaka be daholo ireo mpihira nasaina fa avahako manokana ny feon'i Lili. Izay angamba no nampihiraina azy farany fa tonga dia mipetraka ilay tsirony farany milay be iny.
@Joelaniravo12 жыл бұрын
Na inona na inona hira interpreten'i Diary Lain dia tsy misy kianina foana fa vao may ary miatsara ilay hira.
@razanabelomariejosephine81078 күн бұрын
2025 tena mbl makafy
@mamyfanomezantsoa28836 жыл бұрын
Dlain, mankasitraka. Feo raitra sy reharehany Malagasy ny talenta anananao. Mankasitraka ary manohana anao hatrany izahay aminy talenta anananao.
@NavalonaAndriamandroso-ye7iy2 ай бұрын
Tiko'lotra❤
@chris-cybersec65098 жыл бұрын
Tsars be i👍🏽👍🏽👍🏽indrindra indrindra inlay feon'i Melky sy D'Lain,
@tokymanajaramanantsoa25462 жыл бұрын
Ankafiziko foana ilay hira e, tsy aritro ny tsy hihaino kely, samy manana ny hanitra ho azy e
@rojoniainaandriamanantena289711 жыл бұрын
Tsara b!!j'aime j'aime!
@tombotsoamimy12 жыл бұрын
tsara beuh ehhhhh
@naniekely946612 жыл бұрын
merci e!!! kanto tokoa
@HaryTantely5 ай бұрын
En 2024 je suis la 🎉🎉
@gabyranjalahy729511 жыл бұрын
tena tiku b ! mankasitraka
@maminirinasepiere178711 жыл бұрын
zik fast!!!! enao kay le olona marary sofina...
@solofoniainarazafimahefa7724 Жыл бұрын
Mahinana elah ra D Lain fa mbola lavitra an Poopy ahh
@laliesaule32185 жыл бұрын
huuum je kiffe
@FenoetNasainaRASAMISOA3 ай бұрын
Wouaouuu
@antsastarjay94410 жыл бұрын
tsara b eh tena tsar eh
@ninaratiarison392011 жыл бұрын
ahatsiarivana ny ambavadimitafo e, sy le mpikapoka gitara arivariva
@antsanyainatafitasoaranaiv963712 жыл бұрын
tsara be !
@nanahrandriamangason327312 жыл бұрын
Tiko bbb o!
@gabyranjalahy729511 жыл бұрын
tena manja a!
@fufamoma9022 жыл бұрын
2022 26 juin ❤️❤️
@mamyandriambololomanana34987 жыл бұрын
Kay Pelaka le Dlain
@priscaratovoarimanana3857 жыл бұрын
ha3
@mamyandriambololomanana34987 жыл бұрын
Eto lery efa hita otran'ny métisse vehivavy zany. Lol
@priscaratovoarimanana3857 жыл бұрын
Oui, tena ef iz mints iz ngamba teo ko. Mdr
@joelleclochette68556 жыл бұрын
Za voa saika abao conmentaire
@fanjatina6506 жыл бұрын
Tsy pelaka izy fa gay. Samy hafa ireo
@princya10010 жыл бұрын
tiako be ity hira ity
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli3 ай бұрын
❤❤❤❤
@sheenobe111 жыл бұрын
mlay ty hira ty, f le chemise rosen Dy-lain ko fashion faux pas b looool. Mis marary an-doha b ato am le sarim-bavy hahahah mataotra ho kotiana v e
@lunarakotovoanjo131011 жыл бұрын
tsaaaaaaaaaaaaaaar ann :*
@lilaletessier14856 жыл бұрын
Que des hompphobe dans les commentaires
@nahranarimahefa240111 жыл бұрын
Tsara loatra
@hajanirainydinasoa423910 жыл бұрын
mlay le thème a, jaim ce zik
@miarynampoinarasoanaivo66476 жыл бұрын
efa fatatry Hery ary ve lery teto we PD ? trany charmény be zany i Héry
@ЛеонаЛеонетта7 жыл бұрын
Anyah
@sheenobe112 жыл бұрын
ref ts manao le hira commercial ren malky d mafinaritra ny feon
@priscarafito924911 жыл бұрын
tsara loatra
@flavienandrianarimanana627711 жыл бұрын
mlay e
@herizorandrianaivo316811 жыл бұрын
mafinaritra e
@mayalouisettemayalouisette36777 жыл бұрын
makasitraka bdb
@magali901511 жыл бұрын
ratsy ny feo , tsy misy feo , ohatry ny mivalana , aleo ny tompon'ny hira no mihira azy , tamin'ny andro nay nalaza
@razafimahefaandrianarivohe368711 жыл бұрын
mamelombelombolo
@mariannahandonomena614811 жыл бұрын
j'aimerai telment ta chan2 !!!
@tatianaramtat160910 жыл бұрын
heheheheh
@priscarafito924911 жыл бұрын
zik fast: enw no nandra. en fait ca se voit just a travR dton pseudo...
@RAKOTOOOO7 жыл бұрын
tena le njila hany no milay; ohatra ny terena be zany le feo eto fa tsy naturel zany! jereo nge ty e! kzbin.info/www/bejne/mH-0gZJjlrtqesU na ity kzbin.info/www/bejne/b36xaKxtjNKgqKM