Manome courage anao aho madama fa saingy zao, ino no azonay atao vahoaka mahantsa, ianareo manakatao aza mitsoaka any andafy mba tsy ho gajay ka zahay vahoaka hatao sorona. Rehefa maty dia mitovy ny refiny lavaka hilevenana
@gasyranoray1416 Жыл бұрын
Tsara tarehy anie enao io madama aa 💋
@adriansluf11 ай бұрын
Enga anie mba ho tanteraka ny fanadihadiana ataonareo ary ny fitsarana. @GASY TSARA: Afaka anontanianareo mahintsy ny filohan‘ny ao . no filohany. Amerikana izy io. Ao anatin‘ny ONU io fitsarana ambony erantany io.
@adriansluf11 ай бұрын
Ary toa tsy feno ny soratro, averiko . Afaka manontany mahintsy ao amin‘ny COUR INTERNATIONAL de Justice ianareo. I Stephen M. Schwebe no filohany ao Den Haag. Amerikana io olona io fa ataovy @ teny anglisy fitoriana azafady.
@mazavaloha8602 жыл бұрын
MBA LAZAO DAHOLO IZAY ZAVATRA TSY METY REHETRA HATRIZAY HATRIZAO FA TSY FANKAHALANA OLONA IRAY IHANY