Ianao iay trotraky ny ady Tsy nahita fandresena Ianao ilay sasatra nitady Nefa tsy mba nomena Ianao tanora lasa saina Na ny lahy na koa ny vavy Fa tsisy an’iza ho antenaina Maizin-kitroka ny ho avy Ianao mahatsiaro farahidiny Fa nanao izay zava-tsy finidy Ianao ilay toa fo te hitraotra Nefa tsy afaka manoatra Manàna finoana, tanjonao banjino Manàna finoana, marina fihino Na inon-kidona, mijoroa hatrany F’izay manampinoana, handresy ny hiafarany Ianao ilay tsy mino intsony Mbola mihodina ny tany Ianao tsy mino fa ny ambony Mety hifototra ho ambany Ianao milaza ho tsy mahita Izay mety hahavonjy antsika Fa resak’eh sy fikafika Fahagagana politika Ianao ilay mila hamoy fo Fa reraky ny nanao soa Fa toa ny ratsy hatrany hatrany No misondrotra eto antany Manàna finoana, tanjonao banjino Manàna finoana, marina fihino Na inon-kidona, mijoroa hatrany F’izay manampinoana, handresy ny hiafarany
@navalebarthianah61935 жыл бұрын
Anisany hira nankahery ahy atram zay ito hira ito..merci Rossy e.
@rianaandriankaja53184 жыл бұрын
Na ny tonon kira na ny valan kira na ny gadona dia tsara avokoa. Mainka fa ny fandrindrana 😍 ny lafatra tsy misy hono nefa otran ny tsy lavitra. Tqy ho very finoana mihitsy isika e. Misaotra Rossy & Co
@raerband3 жыл бұрын
2021: tsy ampy tononkira mitondra hafatra sy manabe toy izao ireo mandeha @ radio sy tele ankehitriny
@nantenainalbx3 ай бұрын
Mampahatsiaro ny fahazazana e , tena nankafia ❤hira tena nitaiza , mankasitraka zoky be Rossy 🙏
@fanambyismael7843 жыл бұрын
rossy artiste apres mahaleo faharoa eto Amin tanana. mahay manana ny firehan keviny a l extreme Indraindray. izaho mankafy tanteraka ny kantony indrindra ilay hoe tsy tafandry Mandry efa sasa miandry...Mankasitraka Zoky.
@NainaRazafy9 ай бұрын
tena miteny tsara ny tononkira, misy ho raisina
@thierryleva89832 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa nahabe ity hira Ty no nanome hery hiady hatraminy farany.Malagasy tsara
@galaxyprime34517 жыл бұрын
tiko be io hira io.mampirisika ahy hiaritra sy tsy hokivy.tst maintsy hiposak ny masoandro.merci bc.
@henintsoaandrianiaina4395 жыл бұрын
Hira iray nampitraka ahy foana teo amin ny fiainako,misaotra zoky Rossy fa tena hery lehibe ho ahy ity vazo ity
@zoelinerahanitrarivelo96307 жыл бұрын
Tsy haiko intsony hoe inona no lazaina f tena miteny sy mandóna ny tonokira.."If you believe anything can happen "..Misaotra Rossy,misaotra anlay nizara 😗❤✌
mampatsiaro ny fanazavana le hira, maka anao fona zay zoky be Rossy
@Rondro_Volantsoa9 жыл бұрын
misaotra nizara oooo.. nandrotsy ny faha-adolatsento mihitsy itony.. ndryyyy
@danielanicet24106 жыл бұрын
mampahatsiaro ny fahazazana le hira, maka anao fona zay zoky be Rossy
@noasehenorakotomalala95177 жыл бұрын
tsara eh !!!! izay manana finoana handresy no hiafarany
@bibisoasoloniainaramboaris27274 жыл бұрын
Tiako loatra ity hira ity Rossy a! Mankasitraka
@zoeraman514 жыл бұрын
Mankahery aty antany lavitra Misaotra betsaka Rossy👍😘🇲🇬
@sharyestflavie59864 жыл бұрын
Na ino - kidona ee ❤
@andrianjudith89254 жыл бұрын
Mijoroa hantrany daholo e☺
@spintorandriamaro62917 жыл бұрын
tng d courage b tampk zah vô naheno an ty hira ty :)
@ghislainemauvais26076 жыл бұрын
Ny marina tsy mba maty
@sharyestflavie59866 жыл бұрын
Mankahery ahy ity hira ity ..Mankasitraka eeh 👍
@rasoa823 жыл бұрын
Mai 2021 tiko fona
@ramahita71178 жыл бұрын
mankasitraka,ary midera an'i Rossy,manan talenta,fier de t'avoir Rossy.ny mampalahelo dia be ny olona tia ny hirany fa rehefa tonga ilay fanavakavahana dia manilikilika,2016 izao é, aoka izay ny fanavakavahanaé samy Gasy mila mivondrona sy mifankatia,mci
@sharyestflavie59864 жыл бұрын
Misaotra betsaka ROSSY ✋
@narovanarivonyfanantenanar49084 жыл бұрын
ENAO LAY TROTRAKY NY MIADY NEFA TSY MBA NOMENA.....
@narynary25225 жыл бұрын
Mba, mangataka am zoky be, ROSSY, mba, andefa, am KZbin anilay hira, VAO LASA IANAO,
@volamboahangyranaivoson62688 жыл бұрын
Tiako be merci Rossy ❤️💚💙💜💛
@madagassesonne41395 жыл бұрын
Tsara loatra e ! Misaotra Rossy a !
@lovalova76225 жыл бұрын
Na in nkidona ..mijoroa hatrany! 💗
@andrianonyhanta98285 жыл бұрын
f'izay mana-pinoana mandresy ny hiafarany (y)
@jifryindu78258 жыл бұрын
Merci Rossy mpakafy hatramin ny farany 😘❤💜💛💚💙
@raerband4 жыл бұрын
izany ny tononkira novisavisaina sy nosainina tsara vao nampidirina studio, tsy vita clip...tsy toy ny tononkiran'ny tanora ankehitriny: soratana maraina, vita studio audio ny atoandro ary vita clip ny tolakandro, mivoaka youtube sy FB ny hariva alohan'ny hatory
@vloggasy2 жыл бұрын
tena marina. ny hira ohatran'izao tsy mba mila mattraquage nefa mitety fotoana maro. mbola zaza no naheno an'itony voalohany, izao efa 40 taona latsa-dranomaso mihaino azy indray. mahery vaika ilay tonony.
@lovalova1166 жыл бұрын
Maron lôtra ee..ilaina ny fikirizana..ilaina be mintsy ny finoana arahin, asa..misaotra b ..mampahery.ts maints handresy ref manao marina..ts azo lavina .
@ghislainemauvais26076 жыл бұрын
Tena izay mihintsy ny marina tsy mba maty Mme Lova
@rhavouadrianantenaina35587 жыл бұрын
tsara be ty hira ty!miteny tsra ny tonon-kira,merciii
@sharyestflavie59866 жыл бұрын
Tiako ity hira ity . Misaotra Rossy
@FalyLife5 жыл бұрын
Toujours tsara be fona ny hiran'i Rossy,tsy mety lefy eee😍
@danielanicet24106 жыл бұрын
marina be le hira merci zokibe Rossy e
@elisajaobelina27272 жыл бұрын
mBA MIVERENA MIHIRA RE ROSSY A
@firedustman9 жыл бұрын
misaotra betsaka nizara e!!
@ranarao70788 жыл бұрын
Tsara loatra le hiran Rossy:manana finoana
@zoeraman513 жыл бұрын
2021 🇲🇬👍😘
@olideraandrianjatovo52545 жыл бұрын
tiko jiaby olo magnapinogna reo
@soifardineaboubaker6377 жыл бұрын
merci Rossy
@barthianahandy35087 жыл бұрын
Merci Rossy a...avereno ny talo fa ngoma be zay e.
@patisseriefinoanamajunga8385 жыл бұрын
Za koa ranga tena mankafy le Rossy a!
@raissacastel81885 жыл бұрын
Merci eee ati antaninolo ati😅😅😅😅😅😅😅😅
@thiers5268 жыл бұрын
suurrr miintsi e...
@ireneepatriciarazafimanamp23904 жыл бұрын
Hira Rossy
@anna293082 жыл бұрын
Milay foana e
@ralalaharisoa4878 жыл бұрын
mankasitraka e!
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Mankasitraka 😘
@herimannrakotovao34555 жыл бұрын
aleo ilay politika no atao ambinjavatra zoky malala
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Tiako 😘🎤
@volamboahangyranaivoson62688 жыл бұрын
Tiako loatra ❤️
@lesmerveillesdemitia78636 жыл бұрын
Trop! ary tsy ity ihany.........grand artiste.
@veroniquerazafimandimby54026 жыл бұрын
mbola makafy fona zay sady tsy lany mamy tiko be
@bradsyt4 жыл бұрын
veronique razafimandimby Moi aussi
@lesmerveillesdemitia78635 жыл бұрын
Tsara loatra.......!
@landriaranarivelo13533 жыл бұрын
Tena manodina be
@rakotoniainaalain17214 жыл бұрын
Merci zoky Roosy
@germainerahelisoa75702 жыл бұрын
avec lyric
@mbintsval404710 жыл бұрын
tsara!!!
@sharyestflavie59865 жыл бұрын
❤ TIAKO ❤
@zoeraman513 ай бұрын
2024 ❤
@valerijulie24778 жыл бұрын
merci Rossy amin ty hira ty zah fan b an'Rossy saingy bloken Rossy sur fb fa na izan ary mijanona mpankafy fn zah..misaotra amin ty hora ty f tiko b
@bobytoto14225 жыл бұрын
Milay be
@raniaanissa60795 жыл бұрын
Mrci beaucoup
@rotsyandrianomenjanahary65324 жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️
@faridaranaivoson82786 жыл бұрын
Tiako loatra
@albertrafanomezantsoa76707 жыл бұрын
Mer6 Roissy a
@pauletterasoanirina49807 жыл бұрын
Mankasitra è
@radiosamhagazalianjouan51414 ай бұрын
Tiako
@soloemilienrandrianary54357 жыл бұрын
manja
@mabojoel58636 жыл бұрын
F'izay mananam-pinoana, handresy ny iafarany :) :)
@ghislainemauvais26076 жыл бұрын
Asa azovy olona manao je n 'aime pas ,asa olo scientifique ?