Tsy ho voatanisa ireo zava-bitanao Ireo sangy izay natao, toy ny zaza milalao Izaho aty lavitra anao, tsapako fa mila anao Na tsy anilako aza dia miezaka aho mba hino anao Matoa tsika roa miady misy dikany io eee Raha tsisy dikany io deee, efa samy niala nandeha Ka aleo mifandefitra ihany (ooooh 3x) 'Zah zao hiezaka ny handefitra (mandefitra aloha x3) Raha diso ianao koa mila miezaka (mandefitra koa x3) Fa tsy samy be loha (x3) Efa nafoiko anao daholo jiabijiaby e Resaka zavavy e, aza atao mankarary e Fa tena tiako ianao iny e , tiako ianao ianao iny e (ooooh 3x) Raha sanatria any aoriana any, tsika roa hifandao Dia tiako mba ho tsapanao Fa tsy hohadinoiko amin'izao, 'reny fotoana mamy e (x3) Faaaa 'Zah zao hiezaka ny handefitra (mandefitra aloha 3x) Raha diso ianao koa mila miezaka (mandefitra koa x3) Fa tsy samy be loha (x3) 'Zah zao hiezaka ny handefitra Raha diso ianao koa mila miezaka Fa tsy samy be loha
@soniamintina52907 жыл бұрын
Wow😱..le instru tsara loatr..Kanto loatr❤.Miandry ny clip zahay🎁😉
@corineramhotar28516 жыл бұрын
C trop bien j'aime tout tes chanssons continue bisous bisous
@bgreenjo6896 Жыл бұрын
Et dire que ce mec est déjà mort. Punaize la vie est courte 😢😢 repose en paix Loic
@oceanethiel96866 жыл бұрын
J'adore
@tojozafimahery13584 жыл бұрын
adala be
@tandrinanorofenosoa33397 жыл бұрын
Tsara be mitsini !
@niainahents30087 жыл бұрын
Tiako loatra😍😍😍
@landyraharison59596 жыл бұрын
mis otran mtovtov am boum boum tam tam le instru :D Tsara be ;)