Olon kendry ianao, Atoa Filoha, nahay nampangina et hambom ponao ianao ho an'ny fitoaniana sy ny fitiavan tanindrazana - hita tokoa fa olona mivavaka sy zanak'Atra - tsy nanenina aho nifidy sy nanohana anao! tsy ho foana akory ny fanantenantsika - Misaotra Dada!
F' pondro- dory koa ve rangahy ity e Isan'ny mpisolelak'izy izany izao
@andrianaisaac87686 жыл бұрын
TSY TARA MIHITSY IO FANAMBARANA NATAONY IO. Rehefa misy mpangalatra (toy ny nataon'i rajoel ! ) dia tsy azonao tapenambava ny olona tsy hiantso hoe Mpangalatra e ! Fa rehefa ny pôlisy no niaro azy ka nanao hoe:" tsy mpangalatra io", dia manana safidy roa ianao: 1°na ianao hanohy ny fisamborana ka sady hiady @lay mpangalatra no hiady @ny pôlisy ihany koa ary tena hisy rà latsaka, 2° na ianao handefitra satria tsy tianao haratra ny namanao mpiaradia aminao dia aleo ny pôlisy sy ilay mpangalatra hiara-dia fa tsy maintsy hisy foana ny hiafaràn'ireo: anjaran'Andriamanitra sisa ny mahalàla an'izany.Dia io safidy 2° io no nataon'i Ra8, tsy tara io sady feno fahendrena
@hermannstamm5237 Жыл бұрын
Ity no tena olomasina slohany papa
@safidiniainamarinah14686 жыл бұрын
Merci Dada
@safidiniainamarinah14686 жыл бұрын
@Brandy Manody Ta guerllll....
@odettelisinirina24586 жыл бұрын
MANKASITRAKA Dada! hombanao hatrany anie ny Tompo! hanome hery sy tanjaka ho entinao mamita reo adidy mbola miandry anao!!!
@molkejabaly13946 жыл бұрын
Manifestô
@zafinjanadambo Жыл бұрын
Ho refesina fa mila atao graissage.
@haingoniainavoahiranaclari93446 жыл бұрын
Endry enao
@zafinjanadambo Жыл бұрын
Mba manehoa fitiavana ravalomanana fa olon dehibe ianao...tsy hitako inona no maha menatra ianao hanatona andrajoelina mba hanampy ianao hamerina i tiko zay orin asa nomen andriamanitra ho anao...manatooona an i rajoelina...lifampuresaka. mifampitafa fa atsaharo fankahalana fifampiantsiana. Ady politika tompoko tena tsy mis mifandefitra ami n io..samy maneho ny hohony n iza n iza..ny anankiray tsy hanaiky resin ny anankiray velively..mbola fotoana izao ry ravalo...aza mba manaiky lisehoseho miaraka am mpiara dia am nao hoe anehoako ny force ko io...mba manana mpiara dia aminy koa i rajoelina. Antoko mba momba az ...ka hoy aho hoe....atsaharo toetsaim panenjehana lava..toetsain mpankahalanna lava...4 taona i tim teto nanao fandaharana ..lasa izao...ndao resahana..sahia. ahoana marina . Zany malaza...rodom ben ny mpanohitra...lera.....INY NO RESULTAT NY NAFAFINARE0...12%...ka mba olon ny krisiianina ihany ravalo??? Manatoona fa tsy mahafady velively manatona any am rajielina mba hangataka vola hanarenana an tiko...tafajoro io!!!tafarina io!!ary hirovorobo indray...manatona manatoona ma na too na .fa aza miandry hahazo fahefana vao hanangana a n io fa hiharan atezeram bahoaka indray...
@gilbertrabetafika335411 ай бұрын
Mihatra fa tsy hoe mihantra
@andrianaisaac87686 жыл бұрын
Fa ny zava-marina dia LANY DADA, fa ny lainga nampian'ny halatra no natao nandresy satria nisy vola be nozaraina.
@hafifoudinebenissihaka8198 Жыл бұрын
Za maka anao dada ianao ihan no tsara mitondra anay
@nicolassanluis38676 жыл бұрын
Adin'ombalahin'ny mpianakavy iny fifidianana iny ka aoka tazomina ny firaisankina araky ny voalazan'Andriamatoa Ravalomanana, izay mendrika tokoa, satria izay miray vato, ny fampandrosona dia vao maika hanamafy horona ny fihavanana, ka roso isika satria asa hifarimbonana izany ary isika ihany no hiaraka hisitraka.
@saholyrakotovao98696 ай бұрын
Pouffffffff
@sergerakotomalala82395 жыл бұрын
Aza malahelo dada. 😂😂😂
@molkejabaly13946 жыл бұрын
Mpangalapinana i le dada
@carmenahkam32356 жыл бұрын
Bye bye dada
@molkejabaly13946 жыл бұрын
Ny vendrana tsy maintsy resy
@lantorakotondrabary81876 жыл бұрын
Mba amboary ny toe_tsaina azafady fa mampalahelo
@lantorakotondrabary81876 жыл бұрын
Olo kendry sy mandala fihavanana sy manaja ny safidy ny Maha olona tsara alaina tahaka fa mahafinaritra ny toy izao misaotra anao ihany aloha mana ratsy eeh
@hobinirinalalatianarandria68566 жыл бұрын
enao no vendrana!!
@randrianasolovonjiniaina8386 Жыл бұрын
vendrana i dada fa ianao no tena vendrana ara-toetsaina!