Rehefa misakafo dia fadio ny misikotra nify na manala taintsy @ devant n' olona miara misakafo na koa misikotra tain'orona fa manapaka appétit direct sady olona tena Tsy mahalala fomba izany heo MAKÔTA , fa mandeha any @ TOILETTE mangala taintsy na zavatra @ misisika @ NIFINAO Raha tokony ho izy koa Rehefa misakafo eo ambonin'ny la table , Tsy tokony mapiakatra sôtro ambava nefa ny kiho mipetraka ambony latabatra