Mafinaritra refa mijery tantaran' i jesosy. Mankasitraka
@carmenrich71719 ай бұрын
Mankasitraka be dia be Tiana Fanantenana oh, tena mahafinaritra. Ny Tompo anie hitahy anao sy hampitoetra anao ao amin’i Jesoa, indrindra fa ho antsika gasy izay feno fanavakavahana.
@lova.Ravel594 жыл бұрын
Marina loatra 👏👏👏👏 Deraina Jesôsy.... Voninahitra anie ho an’Andriamanitra irery ihany....
@lova.Ravel594 жыл бұрын
Que chacun s’examine .... « la moisson est grande.... » 😢
@ramah6346 жыл бұрын
Finaritra, misaotra an'i Jesosy nanome an'i Tiana Fanantenana sy Marthe Hervée nitondra ny lohahevitra sy namelabelatra: "Kristianina Malagasy sa Malagasy Kristianina?" Tsara ny Tompo. Mankasitraka.
Radio vaovao mahasoa anisany fitaovana nanatsoan'ny Tompo ahy hiala tamin'ny maizina ho tonga amin'ny fahazavana
@jeanluctsilavina22593 жыл бұрын
TIANA Fanantenana tena mahay milalao tantara be mintsy miaraka @ Neny.misaotra TOMPO e!
@olgarahantavololona41536 жыл бұрын
Tena mankasitraka an ‘i Marthe Hervee sy Tina Fanantenana ,mba alefaso ny mission tour de France sasany moa e! Olga R (USA)
@lilaletessier14856 жыл бұрын
De maty moa i marthe Hervée dry tena zavatra azo antoka aloha de ao @tompo izy .
@hanitraandriamparany90846 жыл бұрын
Mankasitraka ô!
@tsinjorandrasana58905 жыл бұрын
Misaotra an'I Jesosy nanome an'nareo mianaka nitondra ny fampianarana ny tenin'Andriamanitra
@minoarivelo5 жыл бұрын
Misaotra tompoko nizara ity fampianarana ity.
@kuwaikw93576 жыл бұрын
bjr ! Marthe Hervé. Mafnaritra be le conference nataonao Tany France .Misy aimpanahy ho anay aty alavtra aty .ao anatin andron ramadany zahay na de ef maraina aza mrava de tsy hay ny tsy hihaino n toriteninao .Za de pianatrao tao @ IMH classe de TA2. zany oe tsy afk bacc za t@ zany ftona zany .de zao miasa aty @ Tany arabo kuwait .mba ho ento ambavaka topoko Marhe Hervé a anala cepe ny zanako de mba mangataka vavaka amnao mba ho afk soamatsara izy .ary maniry ny a pianatra azy ao @ IMH Atsalovana .satria tiako loatra ra @ sekoly kristiana izy no anohy fianarany .Miala tsiny te hiresaka bdb fa sms de sarotr be fa manjary lava loatra .Misaotra topoko de ny Tompo anie hamaly ftia sy hitahy anao @ andropiananao rhtr .hafa Iany ny manovo fahalalana miaraka @ Jesoa . (Ny fahaizana azo ny asan'Andriamanitra tsara tohana ).JESUS MON MAÎTRE SOUVERAIN ).Msaotra è.
@jocerakotonirinamariane22116 жыл бұрын
zaho koa aty kuwait Jocelyne no anarako mpihaino RVM