Martiora Freedom - Famohizam-po (AUDIO)

  Рет қаралды 150,378

Bomi99 Officiel

Bomi99 Officiel

Күн бұрын

Découvrez «Best of Martiora» Vol.1
Martiora Freedom 2014, Madagascar

Пікірлер: 31
@RadoRakotomanga
@RadoRakotomanga 6 жыл бұрын
An an a a An an aa An an a a An an aa Fitiavana fitiavan'io, nafoiny hatramin'ny havana uhm uhm Resy enao, lavo enao ka nihafara amin'ny famohizam-po uhm Nanantena sy nino ianao mandrakizay izy eo anilanao Zavatra hafa nefa no nitranga fa izy efa nanana ny anjarany i iii Sendran'ny safidy tsy anjara, safidy vao anjara niafara lany zara, iroa fa lasa daba ry kala, mila ho lasa adala, voa vao miantso dada draba hoooo tratran'ilay sary in-dray mipika, vaofika, vaofitaka tsara nahita ny tsy fahita efa hita fa ts'izy fa mbola nidirana ihany, 'zao enao nidiran'angano La la la la la la la la la lala La la la la la la la la la lala La la la la la la la la la lala lalala Aza hoentina am'izany 'zao d'efa ny fiainan'efa hiara mahita nge amzao ouh (Aohhhh) ka indrisy tsy anjara ny an'ise, marary tsy hay hihafina oa 'lay ratra ao am-po aminao io 'zany tsy misy ankoatran'azy, izy anefa tsy mila anao fa manalazy fotsiny amizao tantara efa vita hono taminao (hon' taminao) Fitiavana fitiavan'io, nafoiny hatramin'ny havana uhm uhm Resy enao, lavo enao ka nihafara amin'ny famohizam-po uhm Nanantena sy nino ianao mandrakizay izy eo anilanao Zavatra hafa nefa no nitranga fa izy efa nanana ny anjarany i iii Hay enao ts' nanampo kay le f'tia nizara roa voafitaka sy rava le fanantenana kely nisy tao am-po lasan'ny hafa le nekenao, safidy ts' noterena ny azy nefa enao nanao ze nety nanome 'zay farahery iii (uhm uhm uhmmmm) fitiavana fa toa massacra de love enao fa tsy quoi nieretanao fa sah' zao anenenanaooo anenenanaooo La la la la la la la la la lala La la la la la la la la la lala La la la la la la la la la lala lalala Tena sarotra tenenina ianao marin'e aiza no tsy ho analan'ny kil ianao kaly kozy e mahatsiaro tena very lasa ambany m'tady hamohifo am'vitan' ty bandy e fitiavanao ekena fa niredareda mafy tao anaty kinanjo ianao voadona ka tsy tantinao io ka nilofika ka nanjary maloka indrisy ny andronao ny tav'izay mirana taloh' niovaova lava tsy ataoko intsony ramatoa fa mbola tanora mitady hamohifo ou ouou..... Fitiavana fitiavan'io, nafoiny hatramin'ny havana uhm uhm Resy enao, lavo enao ka nihafara amin'ny famohizam-po uhm Nanantena sy nino ianao mandrakizay izy eo anilanao Zavatra hafa nefa no nitranga fa izy efa nanana ny anjarany i iii
@tioramardeefrom101
@tioramardeefrom101 4 жыл бұрын
Rado Rakotomanga sur ranga mankasitrak e
@RadoRakotomanga
@RadoRakotomanga 4 жыл бұрын
@@tioramardeefrom101 👊 kzbin.info/www/bejne/Z36sqpqrqKespZI
@rakotoambylarry2608
@rakotoambylarry2608 16 күн бұрын
10 taona aty aorina mbola eto.Misaotra zalah.
@tsilavinarakotomalala1314
@tsilavinarakotomalala1314 4 жыл бұрын
Février 2020 bola mikiff👊👊
@rakotomahefajoebradleybrad7637
@rakotomahefajoebradleybrad7637 5 жыл бұрын
Iza no mbola mieno anio Hira @ zao 2018 zao ??? 😂😍 💖💖💖
@chrisrandriaharii2120
@chrisrandriaharii2120 5 жыл бұрын
2019 tsika zao😋 fa tsy mety leo
@laurieandriambololona1871
@laurieandriambololona1871 4 жыл бұрын
Za mbola mieno 2020✨
@dipalmasanjaniaina5858
@dipalmasanjaniaina5858 4 жыл бұрын
Mbol ato 2019 fin d'année
@reitarakotomanana4478
@reitarakotomanana4478 5 жыл бұрын
zah mbl mihaino 2019😝😎
@ravakamiarintsoa3089
@ravakamiarintsoa3089 7 жыл бұрын
Chapeau!! milai beuh
@balitakely
@balitakely 10 жыл бұрын
Sur les zalah ah, norme ty vazo ty. ♪♪♪ ♫♫♫♫♫♫ aminao io 'zany, tsy misy ankoatr'n'azy.... izy anefa tsy mila anao fa manalazy... fotsiny amin'izao....tantara efa vita hono taminao.... ♪♪♪♪♪♫♫♫♫
@Raneyteamtmnt-2004
@Raneyteamtmnt-2004 3 ай бұрын
milay ryh zoky be isany ah
@zafyandry9966
@zafyandry9966 4 жыл бұрын
2020
@memyselfi581
@memyselfi581 4 жыл бұрын
Milay foana o
@anatolierandriankoto1544
@anatolierandriankoto1544 7 жыл бұрын
Mlay martior eeee
@doudouhralaiboto5551
@doudouhralaiboto5551 17 күн бұрын
2024?
@rollandmorgane2730
@rollandmorgane2730 10 жыл бұрын
marina izn raha ng!!!!
@anatolierandriankoto1544
@anatolierandriankoto1544 7 жыл бұрын
Mlay narw
@thonybboy7908
@thonybboy7908 9 жыл бұрын
respect e
@irinaandriamihaja7451
@irinaandriamihaja7451 6 жыл бұрын
supers ziks
@smileelie544
@smileelie544 10 жыл бұрын
mlay be mihintsy les
@jessiekanto4411
@jessiekanto4411 9 жыл бұрын
tsara loatra
@leabuka6889
@leabuka6889 6 жыл бұрын
jessie kanto. robotrabe
@ruchamaaslayaloicrakoto5912
@ruchamaaslayaloicrakoto5912 9 жыл бұрын
tsara f le clip sis no andrasn eh
@andrianrakoto7793
@andrianrakoto7793 5 жыл бұрын
Matsiro b ts van toetra b trop 🦉
@indraallivenja7700
@indraallivenja7700 9 жыл бұрын
mba ovay kosa rangah le feonlisany otran'ny dendin'ny môly be fa manaoaiaka ireny rhf any aoriana any a
@tolotraralison548
@tolotraralison548 8 жыл бұрын
mlay
@randrianasoloolivier4840
@randrianasoloolivier4840 7 жыл бұрын
tsra ka
@marinojend8034
@marinojend8034 5 жыл бұрын
Fitiavana
Martiora Freedom - Voninahitra Ft. Fanyr (AUDIO)
4:18
Bomi99 Officiel
Рет қаралды 133 М.
Martiora Freedom - Satriko (AUDIO)
3:43
Bomi99 Officiel
Рет қаралды 63 М.
Пришёл к другу на ночёвку 😂
01:00
Cadrol&Fatich
Рет қаралды 10 МЛН
Фейковый воришка 😂
00:51
КАРЕНА МАКАРЕНА
Рет қаралды 7 МЛН
Rossy - Toerako nindraminy
4:56
anjalirinia
Рет қаралды 214 М.
MARTIORA FREEDOM - BAD GYAL FEAT. GAILLORD (AUDIO)
4:15
MartioraFreedomOfficial
Рет қаралды 39 М.
Martiora Freedom - Moov Up Feat. Dj Gouty (Official Video)
3:34
MOPCAAN - ANAO TOMPONY (Official Video)
3:53
Davalt Records
Рет қаралды 1,9 МЛН
Martiora Freedom - Efa Ela (Clip Officiel)
4:57
Tioramar
Рет қаралды 486 М.
Martiora Freedom - Elanelan-tany (AUDIO)
3:33
Bomi99 Officiel
Рет қаралды 105 М.
Ayo Naej - Tour Ny Afa Koa Zio (Clip Officiel)
3:37
Ayo Naej
Рет қаралды 214 М.
Martiora Freedom - Hafahafa (Clip Officiel)
4:10
Tioramar
Рет қаралды 879 М.
Martiora Freedom - Satriko (Official Video)
3:43
Bomi99 Officiel
Рет қаралды 934 М.
Martiora Freedom - Mama Lova
3:59
Lona T. Andriamasinoro
Рет қаралды 93 М.
Пришёл к другу на ночёвку 😂
01:00
Cadrol&Fatich
Рет қаралды 10 МЛН