Directed by Boly Ratsimbahalimisa Abonnez vous à la chaine officielle de Ndondolah... Lucia et Melky pour voir les derniers clips avant tout le monde.
Пікірлер: 37
@jeannetteralison5455 жыл бұрын
Tena Marina Vodi-tsobika aza manan-tandrify Mahafinaritra ny mihaino ny hiranareo Misaotra an' Andriamanitra nanome Talenta Goavana o!
@jeandedieuzafimandimby20977 жыл бұрын
tsy misy mahavita tena zha mbola eto ambony NY tant.merci melki
@valerieramahavalisoa29184 жыл бұрын
mahalaza zavatra be dia be , merci Melky
@jorofanantenana5799 Жыл бұрын
Misaotra Melky ❤
@jeanpierrechastan5922 жыл бұрын
Tiko loatra.merci melky
@rojofifaliana40755 жыл бұрын
Tiko be fa fanotanin kely tsy madiso tsy feony hirany taylor swift everything has change ve le fanomboany
@henintsoarafaratiana98747 жыл бұрын
tsara tiako le hira & le clip melky !!
@sahondraravelonjatovo90178 жыл бұрын
merci beaucoup. ça me fait du bien. a+
@tatiana.soamila1826 Жыл бұрын
Lafatra loatra ilay tononkira misaotra Melky
@rojofifaliana40755 жыл бұрын
Melky o tiko be le hira fa fanontaniana kely le feony l
@hajaaug-song8233 жыл бұрын
Marina be melky à, merci
@marieclaudiaramanambahiny5238 жыл бұрын
merci melki hotran tena mitifitra a
@judirasoarimalala26487 жыл бұрын
courg b za maheno anty hira ty tiko b mrci melky
@murhihfanemzaonina42916 жыл бұрын
j'adord merci melky
@tsitsikyrenissoa63024 жыл бұрын
Bravo tsara talenta!
@systemlmt48288 жыл бұрын
Tena HD be izy zan an!! NOrma ka!! Tohizo e
@KobaDigital8 жыл бұрын
+Andriamanana Tiary Satria chaine youtube officiel-ny groupe Melky dia ho ezahana atao HD daholo amizay ny clip izay uploadé rehetra aminy ito chaine ito
@ralamboharinirinamamy66498 жыл бұрын
tiko be
@volazatoflorette11608 жыл бұрын
merci melky !
@heritianathierrymrrakotoar76623 жыл бұрын
Arn _ - zen ; & + ; . ! ?
@irisnelka15266 жыл бұрын
oui tofoka aho
@gilloresoavanona85557 жыл бұрын
Misaotra fa tsara be le hira mety amiko tsara lay tonony
@paulanandrasana63933 жыл бұрын
❤️😍
@ordinebouflet30693 жыл бұрын
Bonjour
@marinosandyanderson55644 жыл бұрын
Karaoke Mike à doranjonson
@yvesmarcel80926 жыл бұрын
Tena ôtran zao no ataon'ny vadiko amiko @zao , in ary no mahatonga ny vehivavy manao ôtran zao nefa za de tia be azy sad manaja azy , tena déçu be mits za ........
@irisnelka15266 жыл бұрын
refa tiana lotra ny olona iray de manalika e zay mintsy le fiainana mazoto
@yvesmarcel80926 жыл бұрын
Iris Nelka tena izan marina ngamba , sad en + tena trop ny ataony fa mampirafy ana izy , za lehilahy ndray no tô lasa mandefitra lôtra @ ataony , telo ny zanakay de le ray farany @reo ary tena tsy assureko ho ahy akour ....tena mahavery le fiainana marina
@irisnelka15266 жыл бұрын
enjana
@yvesmarcel80926 жыл бұрын
Za tena mafy ny manjo ahy fa na hatr@zao ary izy de mbola miafina ihany manao ny fampirafesana fa fantatro fôna ilay izy ..... afaka miresaka @ Hangout ve isika azfd ry Iris Nelka ? misaotra indrindra ... ny olana manko ref zaraina @ oul de maivana aveo
@irisnelka15266 жыл бұрын
iris.nelka76@gmail.com io ny email ko
@rojofifaliana40755 жыл бұрын
Melky o tiko be le hira fa fanontaniana kely le feony l