Zay - Tsotr'izao

  Рет қаралды 1,023,601

mendrikhaja

mendrikhaja

Күн бұрын

Zay - Tsotr'izao

Пікірлер: 106
@onjarazafindrakotoo
@onjarazafindrakotoo Жыл бұрын
Nary o!! Où que tu sois, merci!
@nyantsa1531
@nyantsa1531 2 жыл бұрын
Tena malaelo b fona ah 😌 repose en paix Nary 😢💔 ho tsaroana foana 😭😭
@tahinadenaux9631
@tahinadenaux9631 3 жыл бұрын
Repose en paix Nary😭 Tsara bé daholo n'y hira navelanao .
@ainastephanieparizi8951
@ainastephanieparizi8951 3 жыл бұрын
Misaotra t@kanto navelanao❤️ mandriampiadanana Nary❤️
@vanessarakotoson743
@vanessarakotoson743 10 ай бұрын
apetrako eto fotsiny mba hojereko dans quelques année 😌😌
@hanitriniainaraholiarisoa411
@hanitriniainaraholiarisoa411 2 жыл бұрын
Tiko loatra ty hira ty... ♥️♥️ Ahatsiarohako olona iray akaiky ny fo🥺💔
@lilaramananjaona3858
@lilaramananjaona3858 3 жыл бұрын
Soavadia Nary, mankasitraka amin ny kanto avelanao, feno mamy, feno fitiavana, feno anatra!
@poundalee5281
@poundalee5281 3 жыл бұрын
Tena ontsa ny fo amin'izao fahafatesan'i Nary izao😭 Miombona alahelo amin'ny fianaviany sy ny tarika Zay.
@tojorandriambalomanana9154
@tojorandriambalomanana9154 3 жыл бұрын
May God give your soul eternal peace. You are sadly missed, Nary😭😭❤️!!
@nirintsoamucelline931
@nirintsoamucelline931 3 жыл бұрын
Repose en paix Nary,pour moi t'étais le meilleur chanteur du monde avec ta voix si belle, marary foko zany
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
Vonona hamafa ireo lasa. Fitiavana matotra no atolotra. Omeko tsotra izao. :-)
@julietamarquetine1064
@julietamarquetine1064 2 ай бұрын
Tsara loatra ❤ misaotra foana Zay an 🙏🩷🙏🩷
@ManantsoaRATSIMBAZAFY
@ManantsoaRATSIMBAZAFY Ай бұрын
Tam za 20 taona, hira natolotro ho anizay malalaka taloha izay. Zao aho 44 taona ary izy 51 taona, samy manana n'y lalany, fa tsy ho adinoko
@valrabe
@valrabe 2 жыл бұрын
💛 ho tsaroana foana Nary a 💛
@detenteenmusique9333
@detenteenmusique9333 2 ай бұрын
Tsara be, tena tsara ❤
@tianaradilisoa5611
@tianaradilisoa5611 3 жыл бұрын
Soavadia Nary! Que la terre te soit légère 😭
@hajomiangalyrambinintsoa2400
@hajomiangalyrambinintsoa2400 3 жыл бұрын
💔comment mieux interpréter cette chanson sans LA voix. Reposes en paix Nary !
@DerainaFenotokyNekena
@DerainaFenotokyNekena 4 ай бұрын
❤❤❤ 2001 2024 toy ny taloha ihany tsy lefy ny hatsaran'ilay hira🥺
@mahefasontsanta3135
@mahefasontsanta3135 3 жыл бұрын
Hira t@ mariageko , 😭😭😭 misaotra Nary a , N'y anjely hitsena anao
@lantoniainaravelomanantsoa
@lantoniainaravelomanantsoa 6 ай бұрын
ouverture MARIAGE ❤ ...Mbola tsy niova (2014-2024)
@chanandre3625
@chanandre3625 3 жыл бұрын
Merci Nary, mandria ampiadanana 😭😭😭
@betrasimplicejannie6195
@betrasimplicejannie6195 3 жыл бұрын
Mamy anie e, Soavadia Nary !
@olivedvd
@olivedvd 12 жыл бұрын
Izany no tena fitiavana e.FA IZAHO SY IZAY MIKASIKA AHY REHETRA ; fo fanahy saina toetra...
@mbolatinaraissamandrefy7388
@mbolatinaraissamandrefy7388 Ай бұрын
Tarika tena tiako, ❤
@lydialalasoa5093
@lydialalasoa5093 6 жыл бұрын
Mbola tiako fona ity hiry ty Mampanembo2 ny lasa zany😞❤
@anitajudicaelle32
@anitajudicaelle32 2 ай бұрын
Ndriii 🥺🥰❤️
@domoinamanantsoa
@domoinamanantsoa 12 жыл бұрын
tiko b ty hira ty tena tsara! am lafiny rehetra souvenir b!
@miranaratsimbazafy5115
@miranaratsimbazafy5115 2 жыл бұрын
Misaotra namela mamy ho anay Nary !
@malalarabodonirina9287
@malalarabodonirina9287 12 жыл бұрын
very good,tsara tarehy be Malala;oatran'ny vadin'izay havanay zay mihitsy ianao
@holiarilantojoseeratsimbaz6903
@holiarilantojoseeratsimbaz6903 2 жыл бұрын
Repose en paix Nary! Tu ns manques ! Tsara loatra , tohizo n'y ezaka EFA vita tarika Zay! Merci
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
Fitia avy ambony, Tsy rendrarendra. :-)
@hanitrarakotomalala6550
@hanitrarakotomalala6550 3 жыл бұрын
Que la terre te soit légère
@FitiaRayana-ed8mh
@FitiaRayana-ed8mh 5 ай бұрын
2024 et toujours à kiffer🥹🔥❤️
@annielarissarajaonary8543
@annielarissarajaonary8543 3 жыл бұрын
😭😢 ndriiiiii, soava-dia Nary a
@AliennSix
@AliennSix 12 жыл бұрын
Zany no tena mba azo atao oe mozika gasy!! Lé mba mozika @ zao D Copier-Modifier-Coller-anà musique américaine sisa no hita manerana ny chaînes!!
@manuellaraboanarijaona2351
@manuellaraboanarijaona2351 Ай бұрын
❤❤ I love it , thanks you very much
@sylvietsivatou-rakotobe8021
@sylvietsivatou-rakotobe8021 3 жыл бұрын
Que la terre te soit légère Nary!!! 😢
@firedustman
@firedustman Жыл бұрын
ce traveling qui ne finit jamais
@ianjaharivonyrazafy3032
@ianjaharivonyrazafy3032 8 жыл бұрын
Tiako loatra inty hira inty!!! Fitiavana tsy misy fetra no omeko anao" Tsotr'izao"
@ralantoharisonliantsoa4689
@ralantoharisonliantsoa4689 2 жыл бұрын
Misaotra Nary a 😪 Mandria am-piadanana 😞
@rebeccarasolofoniaina5436
@rebeccarasolofoniaina5436 3 жыл бұрын
Repose en paix Nary😓😓😓😥😥
@vatosoasarobidy7328
@vatosoasarobidy7328 6 жыл бұрын
Tsara be ilay hira ! Misaotra e
@NatoaAx
@NatoaAx 3 ай бұрын
Tsy haiko hoe raovina vo hisy olona tonga ao an-tsaiko rehefa hihira an'ito hira ito 💔
@cellomar8904
@cellomar8904 3 жыл бұрын
Veloma nary
@yarelyyarely363
@yarelyyarely363 3 жыл бұрын
Mandry ampiadanana Nary 😭😭😭😭😭😭😭😭😭🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@ragasy11
@ragasy11 3 жыл бұрын
RIP mon chanteur préféré 😥
@hobinantenainarakotonindri503
@hobinantenainarakotonindri503 8 ай бұрын
2024 tsy mety lefy ..ndryyyy any izay olona iray izay 😔😔
@brunorakotonirina720
@brunorakotonirina720 3 жыл бұрын
Respect the legandaire
@xenontheau9211
@xenontheau9211 11 жыл бұрын
...coup de coeur ...
@zamahfaniry8093
@zamahfaniry8093 9 жыл бұрын
Io hira io no nazakato an le sipa zay tena tiako ary mbola miaraka zay am zao ! Tohizo fa tsara e
@marysue1146
@marysue1146 6 ай бұрын
efa nivady ve? firy ny ankizy? mirary soa e mahareta hatramin'ny farany
@aude5654
@aude5654 2 жыл бұрын
Rip Nary.😭😭😭
@natmoozika92
@natmoozika92 3 жыл бұрын
Repose en paix Nary
@jeanjacquesrebiere6295
@jeanjacquesrebiere6295 3 жыл бұрын
Reposes en paix Nary.
@anissaravelojaona5288
@anissaravelojaona5288 12 жыл бұрын
souvenir b manadala
@cesarralamboarisoa
@cesarralamboarisoa 12 жыл бұрын
Tohizo fa tsara be ny hiranareo
@henintsoavoniariveloandria779
@henintsoavoniariveloandria779 11 жыл бұрын
jèm ce group!!!
@emmaanastasierazafitody3620
@emmaanastasierazafitody3620 3 жыл бұрын
Repose en paix Nary . 😭😭😭😭
@fehizororakotoniaina292
@fehizororakotoniaina292 4 ай бұрын
RIP Nary 😇🥲
@lantoist
@lantoist 3 жыл бұрын
Mandria am-piadanana Nary.
@marysue1146
@marysue1146 3 ай бұрын
mamy loatra ity hira ity. misaotra an'Andriamanitra nanome talenta sy feo manga an'i Nary sy ny tarika 'Zay manontolo
@navarosamantha7421
@navarosamantha7421 4 жыл бұрын
Tsara loatra ity hira ity ❤
@bandykelyragasy3798
@bandykelyragasy3798 9 жыл бұрын
Ahatsiarovako izay olona iray izay ity hira ity, efa lasa ny zavatra taloha nefa otran manembona ihany ndray2
@louiserambeloson6122
@louiserambeloson6122 7 жыл бұрын
fitiavako anao
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
Mankasitraka 😘
@joxdior
@joxdior 4 ай бұрын
❤Merci e
@christianrazafindrainibe6191
@christianrazafindrainibe6191 3 жыл бұрын
Mankasitraka Nary
@fenoheryalsonjean8630
@fenoheryalsonjean8630 3 жыл бұрын
Mandria am-piadanana Nary :(
@ramanantsoadylan9573
@ramanantsoadylan9573 Ай бұрын
Pour commencer 2025 🥂
@toursgasycart1822
@toursgasycart1822 10 жыл бұрын
ho eto aty izay sahy milaza fa manana fitia ho anao toy ny ahy
@aridjahkeindji6995
@aridjahkeindji6995 8 жыл бұрын
:*
@MsNalno
@MsNalno 14 жыл бұрын
misaotra anao nizara e, fa sao d mba misy manana clip 'zay " iny masoandro iny na hilentika aza.... "
@rianaraj
@rianaraj 7 жыл бұрын
"Tsy anyany na kilalao", ...
@emiliennehasinaandriamamin5931
@emiliennehasinaandriamamin5931 10 жыл бұрын
Tena tiako ty hira ty an,mampatsiaro ny premiere amour sy ny adalana kely mbola zaza ,MDR
@nostalgieruisselle
@nostalgieruisselle 12 жыл бұрын
Tonga dia fantatro oe ianao mdrrrrrrrrrr
@asmronirina4656
@asmronirina4656 29 күн бұрын
在宿迁很想你
@laingorandimby5737
@laingorandimby5737 Ай бұрын
@jhameltsilah954
@jhameltsilah954 4 жыл бұрын
Zao sad manao ecoute amzay
@fanrand
@fanrand 10 жыл бұрын
tsis ambara fa dia tsotr'izao e !!!!!
@HasinaRAHARINANDRASANA
@HasinaRAHARINANDRASANA 3 ай бұрын
❤❤❤
@manjavola
@manjavola 13 жыл бұрын
valeur sur de la musique malgache: le son reste!
@voahangyandriamasyravololo7241
@voahangyandriamasyravololo7241 12 жыл бұрын
tena miavaka ny tonony fa mbola misy olona mifankatia b otrzan v amzao mdr !
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 жыл бұрын
❤️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
@nadiarazafindrazaka2077
@nadiarazafindrazaka2077 12 жыл бұрын
spécialemnt jador 7 chanson satry hiranay ro dps le debut io
@jlau-k1v
@jlau-k1v 3 жыл бұрын
Zany ve ki Miangoty 😅😂
@nadjajoelle415
@nadjajoelle415 2 жыл бұрын
🥰❤️
@romarcomihary6111
@romarcomihary6111 5 ай бұрын
🕯️❤
@mandaaro1821
@mandaaro1821 8 жыл бұрын
tsara B!
@tsuke7
@tsuke7 15 жыл бұрын
hiranareo tiako indrindra
@nintsoarakotovao4403
@nintsoarakotovao4403 7 жыл бұрын
tiku lotra
@lalainaramarivelo
@lalainaramarivelo 12 жыл бұрын
most likely. How did u like the song anyway?
@ainzojim2492
@ainzojim2492 5 жыл бұрын
Any 'zay ianao ry rasolohaja :-(
@gavinorena
@gavinorena 12 жыл бұрын
tiako eh
@thierryramananarivo9703
@thierryramananarivo9703 12 жыл бұрын
ts aanampina sady tsy analana
@hantaandriamialy3210
@hantaandriamialy3210 8 жыл бұрын
@hobyrakotoniaina7023
@hobyrakotoniaina7023 9 ай бұрын
@cheyenneleigh9015
@cheyenneleigh9015 12 жыл бұрын
am i like the only one on here speaking english. beacouse i dont want that
@mitiarav5635
@mitiarav5635 5 жыл бұрын
No I am speaking english too
@ihariandrian8347
@ihariandrian8347 11 жыл бұрын
:-)
@guyrazafimahefa9952
@guyrazafimahefa9952 3 жыл бұрын
LORS DE MA FISEHOANA T@ FIANAKAVIANA 14 TAONA LASA ZAY
@fara504
@fara504 4 ай бұрын
Mbola hendry ny hira t@tony.zao 2024 tsisy tsony ny fitiavana toy izao. RIP Nary
@AndoniainaFanirySETHJONAH
@AndoniainaFanirySETHJONAH 4 күн бұрын
❤🥰
@nyantsa1531
@nyantsa1531 3 жыл бұрын
Repose en paix Nary 💔💔💔😭😭😭
MAGE 4 ( fo vaovao )
5:31
nirinavaproduction
Рет қаралды 346 М.
Njakatiana  - avelao aho hitia
5:36
Oliva Ratiarison
Рет қаралды 707 М.
Tuna 🍣 ​⁠@patrickzeinali ​⁠@ChefRush
00:48
albert_cancook
Рет қаралды 148 МЛН
人是不能做到吗?#火影忍者 #家人  #佐助
00:20
火影忍者一家
Рет қаралды 20 МЛН
Quando A Diferença De Altura É Muito Grande 😲😂
00:12
Mari Maria
Рет қаралды 45 МЛН
Mom Hack for Cooking Solo with a Little One! 🍳👶
00:15
5-Minute Crafts HOUSE
Рет қаралды 23 МЛН
Tsoriko - Anja - Nary - Lola - tovo j'hay
5:56
mozika
Рет қаралды 379 М.
Tandindonao 'Zay
5:36
Tsiry Rajaonarivo
Рет қаралды 500 М.
Zay - Tsy andriko
5:10
Ymagoo Project (Masy Andriantsoa)
Рет қаралды 1 МЛН
Tsy andriko Zay
5:05
Frederic RAHERILALAO
Рет қаралды 158 М.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Reko Band
Рет қаралды 2 МЛН
Zay - Ianao
4:27
mendrikhaja
Рет қаралды 355 М.
Ambondrona-Hatramin'zao
5:42
bengamix
Рет қаралды 957 М.
R'zalà Manasa anao
4:38
crackris
Рет қаралды 191 М.
'Tsika Roa Tarika 'ZAY Lyrics
7:15
Lyrics & Music Malagasy
Рет қаралды 56 М.
Bodo & Poopy - Medley
9:14
Emission Gasik'Arts
Рет қаралды 2,9 МЛН
A Car Trip to My Grandma | D Billions Kids Songs
2:05
D Billions
Рет қаралды 2,3 МЛН
Stray Kids "CASE 143" M/V
3:41
JYP Entertainment
Рет қаралды 29 МЛН
Ұланғасыр Қами - Ямахау (Қызыл Раушан 2)
3:41