Misaotsy anreo mpanakanto Malagasy mampita ny kolontsaina Malagasy . Soa lahy gny hira gasy
@sierraromeo84376 жыл бұрын
Tsara loatra ity hira ity ! Tsotra fa tena tsara ohatran'ny hakanton'ny Nosintsika. Misaotra indrindra ny amin'ny tononkira, ny hafatra, ny teny feno fahendrena, hay isika mbola manana olon-kendry ...... Fa tsy mifanaratsy, mifanompa eran'ny tampon-tanety mizahozaho ahavita nefa toa .............Ireo manana vina ary rehefa averin-droa dia ireo be vinavina rehetra; mianara aloha mitia ny tena maha-malagasy sy ny hakantony satria "Toy iny tannidrazanao ma.. lie e !..."
@menatompo432610 жыл бұрын
Soa zao lereo. Misaotra anao bevata THEO. Mirary soa anao hatrany mba hitombo talenta, hanandratsy avao gny tanin'ny Masikoro igny.
@anjarasoatavandra37002 жыл бұрын
masikoro ?? Mikea alamino fa io mahatonga ny fahasimbany ala , ny doro tanety AROVY NY VAHOAKA MIKEA
@wallakadj40369 жыл бұрын
F'aona no to tsy nasiana ny fararan'i Jean Emilien e!? Vo may ty hira ty tsara ngamba rah nisy an'zay...tsara e! Makasitraka anreo mirahalahy.
@annievaly89534 жыл бұрын
EFA voaray aro msg nareo EFA mitondra n anjara briques KO aro iaho manao école primaire à la brousse lointaine sud est iny + rénovation dispensaire aussi fa mbola hoavy Sud Tuléar tsy foy aro merci beaucoup 💞🙏
@tojozafimahery13582 жыл бұрын
tokony hifankatea moa..
@patricketoile077 жыл бұрын
Hommage d'un vazaha à un grand artiste
@TianaHasinaRandriatsiferana10 жыл бұрын
makatelina zalah milay doly ny hira isika ee! d tohizo fa na ny Son sy ny feokira aza tonga de milay be!
@cynthiaandrianjaka88205 жыл бұрын
tsy mety Leo anty hira ty aho! tiako lotra
@rollinralaivao24987 жыл бұрын
misaotsa agnareo mpanakanto tena kolotsaina hafa mihintsy kah "HOMMAGE pour JEAN EMILIEN "
@merrygasy6 жыл бұрын
Gasikara tanidrazako 🙏💎
@davidrakotonjanahary9526 жыл бұрын
Mandria ampiadana J Emilien tsobo hazomanga ny tanitsika