ô mila rano. Erick Manana

  Рет қаралды 15,721

iariny2

iariny2

Күн бұрын

Betsiboka tsy nandalo anie
Variana niankandrefana
Tsara tondraka finaritra
Izay faritra lalovany
Mandoro fela-tongotra mahamay
Ity tany nodiaviko hatramin'ity marain' andro
Tsy felana, tsy ravina hialofana
Fidonaky ny masoandronay aty ka tsy misangy anie
O mila rano!!
Fa tsisy fatsakana e!
Mihaotra havoana maro an-tongotra
Izay no iray damozana e!
O mila rano!
Ireo zanaka amam-para e!
Ataon'ny aretina angaredona
Mikaika tsisy farany e!
O mila rano!
Tontolonay aty e!
Manofy tany lonaka, ala maitso mavana
Pitik'orana e!

Пікірлер: 10
@nirisoarajaobelison7176
@nirisoarajaobelison7176 4 жыл бұрын
misaotra betsaka. Na ny tonony, na ny mozika dia tiako
@herimananarajaonarison1488
@herimananarajaonarison1488 4 жыл бұрын
lalina b le tononkiranao a! hafa mihits! mankasitra e
@harishue
@harishue 5 жыл бұрын
Mafinaritra ny miaino hira sy mahita ny sary aseo. Tena tsapa ny filàna rano ary mahatonga saina.
@Njivatahiry
@Njivatahiry 11 жыл бұрын
Tsara e!
@harishue
@harishue 3 жыл бұрын
Noheveriko fa fantatro daholo ny hiran'i Erick Manana fa izay aho vao maheno an'ity hira mafinaritra be ity. Tsara👍. Na ny instruments aza dia vaovao @ sofina.
@Hanitriniainal
@Hanitriniainal 11 жыл бұрын
Isan'ny hiran'i Erick Manana tiako indrindra. Tsara be ko lé vidéo :)
@miharyrandrianiaina5073
@miharyrandrianiaina5073 2 жыл бұрын
I am not a fan of this is the best
@miharyrandrianiaina5073
@miharyrandrianiaina5073 2 жыл бұрын
I am not a fan of
@miharyrandrianiaina5073
@miharyrandrianiaina5073 2 жыл бұрын
I decision rery 2
@andrianalisoarakotovelo4338
@andrianalisoarakotovelo4338 10 жыл бұрын
5/5
Mba tantanonao ry Raiko - Erick Manana
4:46
natanen22
Рет қаралды 336 М.
tonga ny alina. (Mahaleo)
4:17
iariny2
Рет қаралды 85 М.
when you have plan B 😂
00:11
Andrey Grechka
Рет қаралды 63 МЛН
Je peux le faire
00:13
Daniil le Russe
Рет қаралды 22 МЛН
Worst flight ever
00:55
Adam W
Рет қаралды 12 МЛН
Kara-bato Nafafy -  Erick Manana
4:49
Hira Gasy
Рет қаралды 10 М.
Revirevinay taloha - Erick Manana
4:24
vazobemenaka
Рет қаралды 29 М.
Dadah - AO IZY E
5:58
Njaka RATOLOJANAHARY
Рет қаралды 126 М.
Barikavily
6:37
Dama - Topic
Рет қаралды 18 М.
Tsy Afa-Bela- Erick Manana & Poopy
5:31
AndriaR.E.
Рет қаралды 33 М.
Erick Manana - Ho ento aho
6:53
Oninirina Rindra
Рет қаралды 16 М.
Aza Ilaozanao - Eric Manana & Aina Quach
5:28
Gasy Ka Manja
Рет қаралды 74 М.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
TendryL
Рет қаралды 567 М.
when you have plan B 😂
00:11
Andrey Grechka
Рет қаралды 63 МЛН