Je ne vous découvre que cette année et je peux vous dire que votre voix est d'une saveur exceptionnelle. Allez pour un cabaret. Je serai la première à acheter des billets.
@mirindra5 жыл бұрын
merci e, ça viendra
@ranjalahyvonimanitra66045 жыл бұрын
Votre voix est d'une beauté exceptionnelle. Et ce qui est merveilleux, sa beauté est naturelle.
@andrianajaramamonjy88308 жыл бұрын
Hafa ihany rehefa i Tiana no mitendry. Mihaja sady manga ny mozika. Mahay hianareo è!
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Efa akaiky Izy, Mila miomana daholo. :-)
@razafindrasataandriatahina8279 жыл бұрын
tsara eh! fahatsiarovana re zany eh!!
@joelthierry86979 жыл бұрын
merci pour le partage!
@mbolatianaandriamparaniain41584 жыл бұрын
Tsra be daholo ny hiranareo e. Betsaka ihany ny cover henoiko fa hafa mintsy ny anareo ka
Mankasitraka! Amin'ny manaraka afaka ahena kely ve ilay mix feo faharoa? Mafy be dia lasa takona ilay feo voalohany :) Tsara feo daholo nareo ka .... Mahay koa ny mpitendry!
@mirindra9 жыл бұрын
djlova68 Tsisy repet ireo fa tonga de feeling @ zao fotsiny ka, sady tsy nieritreritra andefa ny video @ youtube fa misy namana te ahita de nozaraina ihany ny farany
@sahondrarey-vignau20712 жыл бұрын
@@mirindra bravo Mirindra😘
@sahondrarey-vignau20712 жыл бұрын
kanto Dia Kanto ny feonareo mianadahy .Mankasitraka koa ny mpitendry