MISAOTRA NOHON'NY FAMINDRAMPONAO

  Рет қаралды 21,418

komafavy

komafavy

Күн бұрын

Пікірлер: 14
@tantelyravelojaona
@tantelyravelojaona 2 ай бұрын
Hira fankasitrahana sy fanolorantena mahafinaritra loatra 🙏🙏🙏 Misaotra anareo 😍
@Desta-b8g
@Desta-b8g 12 күн бұрын
Makasitraka tompoko ooo! Deraina ny tompo amen 😂😂😂💒💌💌💌🙏🙏🙏
@rivoandriason4243
@rivoandriason4243 3 жыл бұрын
Tsara LOATRA..mampahery be..misaotra betsaka anareo fa lafatra ny fiderana . Ary mandry mba hovoazina otrizao avokoa ny hira J.M
@sgpmineau7365
@sgpmineau7365 2 жыл бұрын
Jesosy o misaotra noho ny famindramponao......ooo mba nanaona moa ny momba ahy raha tsy tao aminao❤❤❤
@rasoanaivoholy1034
@rasoanaivoholy1034 3 жыл бұрын
Misaotra Jehovah Raiko ô !
@randriamanampisoaharilalad1895
@randriamanampisoaharilalad1895 3 жыл бұрын
tsara be mahafinaritra be . VERY GOOD
@radomampiononarakotoariman8257
@radomampiononarakotoariman8257 3 жыл бұрын
tiako i jesosy
@radomampiononarakotoariman8257
@radomampiononarakotoariman8257 3 жыл бұрын
marina izan😄😄😄😄😄
@rivoandriason4243
@rivoandriason4243 3 жыл бұрын
Satriko ihaino foana zany fiderana anao zany Jesosy,fa n'y ato anatiko MIHITSY no mivoaka
@soaminodezigner810
@soaminodezigner810 3 жыл бұрын
Mba asio tonony affiché amle video amin'ny clip manaraka raha mety
@sandranantenaina9213
@sandranantenaina9213 2 жыл бұрын
Misaotra Jesosy an🙏
@radomampiononarakotoariman8257
@radomampiononarakotoariman8257 3 жыл бұрын
sylvia
@mbotizandryelissah7444
@mbotizandryelissah7444 3 жыл бұрын
Tsara loatra ianao Jesosy , Misaotranao @ famindram-ponao. Tehihika Mafy aho hideranao Jesosy be voninahitra ! Amena
@radomampiononarakotoariman8257
@radomampiononarakotoariman8257 3 жыл бұрын
misaotra ky cheri kel
IANAO NO FANAMPERAKO
5:50
komafavy
Рет қаралды 41 М.
JESOSY MAMONJY 108 Tompo o ovay ny foko
6:59
Xavier Gasy
Рет қаралды 7 М.
Остановили аттракцион из-за дочки!
00:42
Victoria Portfolio
Рет қаралды 3,3 МЛН
Brawl Stars Edit😈📕
00:15
Kan Andrey
Рет қаралды 49 МЛН
when you have plan B 😂
00:11
Andrey Grechka
Рет қаралды 63 МЛН
🍉😋 #shorts
00:24
Денис Кукояка
Рет қаралды 2 МЛН
Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)
14:47
Hira sy Mozika
Рет қаралды 117 М.
VOATAONANAO AHO
5:16
komafavy
Рет қаралды 24 М.
Misaotra noho ny famindramponao.
5:15
Jesosy Mamonjy Madagascar
Рет қаралды 2,3 М.
AMPIANARO HIVAVAKA
5:34
komafavy
Рет қаралды 10 М.
EFA ANANANAO VE?
5:00
komafavy
Рет қаралды 9 М.
Raha Sitrakao (Ny Mpitory)
3:41
HiKaloo
Рет қаралды 36 М.
SAKAIZAKO JESOSY
4:31
komafavy
Рет қаралды 3,9 М.
JESOSY MAMONJY- Ny lisy an-dohasaha
5:08
Xavier Gasy
Рет қаралды 13 М.
OVAY AHO TOMPO O
5:56
komafavy
Рет қаралды 20 М.
HIRA JESOSY MAMONJY
6:13
Ezra Andrianaly
Рет қаралды 24 М.
Остановили аттракцион из-за дочки!
00:42
Victoria Portfolio
Рет қаралды 3,3 МЛН