Mazana izany e ! Alefa ry olon'andraikitra eto Mahajanga ! Vitanareo io e👍👍👍👍👍👍
@LeReseauDesign Жыл бұрын
mankasitraka
@harsoa2326 Жыл бұрын
Il serait judicieux d'éviter certains thermes comme "zahay tsy manambitamby".
@tsioryliwei8458 Жыл бұрын
aleo tsy miatsaravelatsihy tahaka azy e, mahitsy rehefa miteny fa tsy miolakolaka, rehefa mbola tsy tonga saina ny vahoaka de aleo amzao ihany fa atao inona ho tambatambazana mo.
@harsoa2326 Жыл бұрын
@@tsioryliwei8458 hafaka maneho hevitra tsy mihatsara valatsihy kanefa manaja ny hevitry ny olom-pirenena tsirairay tompoko. Ianareo RCR koa tahaka mitondra soa. Ny filazana hoe tsy manambitamby dia mametraka ny tenany ho FANAPERANA tsy misy kilema kanefa miloloha lanitra.
@tsioryliwei8458 Жыл бұрын
@@harsoa2326 io fanovana rafitra proposen'ny RCR io sisa no vahaolana farany ho an'ny madagasikara, raha mahita vahaolana hafa ianao dia angatahako mba hanazava hoe tahaka ny ahoana raha ankotra ny fanovana ny rafitra manontolo efa maty io.
@harsoa2326 Жыл бұрын
@@tsioryliwei8458 hatreto dia fanantenana ahankina @ ARFM tompoko. Manana lalana hatongavana imminent . Amiko dia mitovy ny tarigetranareo. Izahay manampy tosika tsy hanelingelina ARFM
@LeReseauDesign Жыл бұрын
marina be @@tsioryliwei8458
@harsoa2326 Жыл бұрын
Tsy hinoako ny hitazonana olona mitantana firenena bontolo fisainana ka hanaiky hanova ny rafitra hazahoan'ny tombotsoa be TOMPOKÔÔÔÔ.
@tsioryliwei8458 Жыл бұрын
ianao ngamba anisan'ilay mahazo tombotsoa amzao rafitra misy izao ka matahotra so ho very fihinanana, tombotsoa ho azon'ny daholo be ny ho azo @fanovana Rafitra entin'ny RCR fa tsy tahaka ny rafitra amzao izay manome tombotsoa ho an'ny vitsy an'isa.
@harsoa2326 Жыл бұрын
@@tsioryliwei8458 Diso be izany. Aona no hihazomako olona (physique) izay efa fantatra fa tsy mikasa hafa tsy hambotry vahoaka❓️ Ianareo no milaza fa tsy Rajoelina no olana fa ny rafitra. Izany hoe tsy mampaninona anareo izany mitazona any Rajoelina fa ny rafitra no hovaina. Dia hoy aho hoe, raha tsy mazava aminao, hafahafa ny hitazomana bontolo eo @ fitantanana firenena. Tsy mankahala RCR tompoko fa point grave be io.
@tsioryliwei8458 Жыл бұрын
@@harsoa2326 rehefa mipetraka ny Rafitra vaovao tsy tafaverina eo intsony izany Rajoelina izany e, efa atramzay dia tsy olona no olana @madagasikara fa ilay rafitra napetraka mihitsy no tsy mety amtsika, raha vo mbola mametraka hoe olona iray no olana de tsy izy izay satria hanova olona hafa indray dia ny eo ihany no miverina afaka kelikely satria ilay rafitra mamehy atsika mihitsy no tsy mety, izay ny mahatonga ny RCR miteny hoe ny fanjakana ve no maha lasa adala sa ny adala ny mahazo fanjakana, tsy ny mpitondra nefa ny adala fa ilay rafitra misy no mampanaonao fona ka na iza na iza apetraka eo ka mbola amnio rafitra misy io de hamerina ny nataony teo aloha ihany.
@narindraRalaihova Жыл бұрын
Tsy ny olona no olana fa ny rafitra, rafitra maty io misy an'i Rajoelina io, rafitra maty no misy eto ka zay mpitondra milaza fa hampandroso eto ka na manana fikirizana tahaka ny inona aza dia haloto foana rah mbola tsy miova io rafitra io. Mila ovaina ny rafitra fa tsy hoe kosa i Rajoelina no hanova rafitra, d'ailleurs, efa no proposena an'izany nge ireo mpitondra ireo fa tsy nety e. Donc mila miala izy dia apetraka ny RCR hanova rafitra, na ireo olona mitovy firehana @ RCR f atsy voatery ho ny antoko RCR akory, fa atreto tsy mbola misy antoko mitovy aminy aloha amin'ny resaka fanovana rafitra fa mpangala tahaka no betsaka atreto. Apetraka ny RCR hanova rafitra, avy eo rehefa voahova ny rafitra aty aorina, zay mpitondra mipetraka eo dia voafehy tsy hanao adalana intsony. Zay ilay izy