Tena hafa mihitsy kay ny mihaino azy itony rehefa mifoha ara-panahy amin'izay. Taloha toa mahakamo. Izao miteny aminao ny tonony. Mamy ny hafatra. Tonga saina ❤️
@armelleesteve60744 жыл бұрын
Henoy fa hihira ho anao aho zay manatrika eto Mba hilaza ary koa hanambara ireto Ny eto an-tany tsy hoe fifaliana Hatrany hatrany ô!ô!ô! Mety handalo eo koa ny sento-tomany. Fandalovana ihany ny eto Tsy ilaozan’ny olana izay mampisento Mijoroa mahereza,fa aza tomany(Rahavako izany ô!) Jesosy Tompo tsy aiza fa mbola eo ihany. Na iza na iza mizotra mba ho any Kanana Tsy maintsy sedraina Tsy maintsy mandalo amin’ny fitsapana Kanefa hoy aho aminao hoe: Mivavaha lalandava Fa andian-drahona ihany tsy maintsy hisava Indraindray toa kivy sy mihanahana Toa tsy mahita intsony ny lalan-kombana Mirosoa Mivavaha Mahereza hatrany(hatrany x2 ô!ô!ô) Jesoa manafatra anao hoe: MINOA FOTSINY IHANY.
@eadlynschreave28354 жыл бұрын
Merci 😄 Que Dieu te bénisse
@floreinamitie50215 жыл бұрын
Misaotra @le hira fampaherezana.Mankasitraka🙏🙏🙏
@haingotianaomega17463 жыл бұрын
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
@ascfaascfa93093 жыл бұрын
Misaotra betsak nampitraka @ alalany hira tena misento ny eto antany mandalo ihany matoky manana an'i Jesosy kristy zay misy fifalina hatrany 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Hafa ihany ny Gadona tena Malagasy! Mankasitraka e,
@mioravololontianarakotoari87003 жыл бұрын
Misaotra Jesosy. Mamelombelona ny fanahy hatrany ny hiranareo sy ny feon-javamaneno. Mankasitr aka Ny tarika. Efa mpankafy ny hiranareo hatry ny fony fahazaza ka hatrizao