No video

MIZAKA NY TSY ERAN'NY AINA 2 (Tantara lava MBS)

  Рет қаралды 4,535

D-aly

D-aly

Күн бұрын

Tantara in-droa miseho, in-droa mihaino
Tantara mitohy malagasy, andro farany

Пікірлер: 15
@mahefaratsimbazafy9265
@mahefaratsimbazafy9265 Ай бұрын
misy olona efa mijalijaly , dia efa atoro sy ampiana fa mafy loha, aleony ihany miaina anaty fijaliana
@TsiriniainaAniyah1926
@TsiriniainaAniyah1926 Ай бұрын
Mankasitrak oooh tsar be🥰 Le menak hahagaga kuo d misahiran😂😂😂
@rovasoa
@rovasoa Ай бұрын
Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋‍♀️
@hanitranil4489
@hanitranil4489 Ай бұрын
Mafy loha Koh! Efa oe miala Tao!!!
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 Ай бұрын
😂😂😂😂essss e misy olona mahandry ny rariny toy izany tokoa mantsy a! 😅😅😅asa lahy e!😢mety ho tsara tahafina ny olona toy itony r'Volana itony sa ahoana hoy ianao?🤔😓
@nessyrawns8405
@nessyrawns8405 Ай бұрын
Tantara ihany tokoa fa tokony ho efa ela vokana no tokony ho tonga saina
@ravelonoromariaangela2987
@ravelonoromariaangela2987 Ай бұрын
Kkkkkkkkk entsaka ndreky zaha @ menaka mahagaga t@ farany ty ai. Manaova ny tsara ihany e,@ zay mivaly tsara
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 Ай бұрын
😂😂😂😂😅😅😅😅hiiii hahaha tsara fiafara ery zato izy ko!😂😂😂😂
@user-pk3ki9ns7n
@user-pk3ki9ns7n Ай бұрын
Misaotra betsaka indrindra nizara 👍🏾😊
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
@GarciaMarieGarcia-uh6cr Ай бұрын
Misaotra nizara❤❤❤ fa tena ts vanona mihintsy ty nenitoan'i volana ka soa hiany fa tantara hiany nefa ny mampalahelo @azy ty tena misy olona miaina @zavatra tahak'izany 😢😢
@annitahrazafiarisoa3388
@annitahrazafiarisoa3388 Ай бұрын
Ento ampihenona 🇲🇬🎧❤
@RaharisoaPerpetue
@RaharisoaPerpetue Ай бұрын
Mankasitrak indrindra tompoko ❤❤
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 Ай бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko 🎉❤
@MARYMARY-si1yr
@MARYMARY-si1yr Ай бұрын
Merci beaucoup ❤
@user-xx7qc4wh7s
@user-xx7qc4wh7s Ай бұрын
Mankasitraka nizara tantara ho anay ooo Ary efa 3 semaine zay tsisy tantara tamini accem radio?
MIZAKA NY TSY ERAN'NY AINA 1 (Tantara lava MBS)
57:50
D-aly
Рет қаралды 4,2 М.
Tsy voavidy vola 👉🏻👉🏻👉🏻-Tantara RDB #gasyrakoto
47:38
Underwater Challenge 😱
00:37
Topper Guild
Рет қаралды 26 МЛН
My Cheetos🍕PIZZA #cooking #shorts
00:43
BANKII
Рет қаралды 28 МЛН
Tantara Malagasy - AINA AVY AMIN'NY AINA (Tantaran'ny Record FM) Tantara Indray Mihaino
1:18:26
IKINAMICO IFITE ISOMO RIKOMEYE- "INKUGUZI Y'INKWARE"
1:09:42
IKINAMICO URUNANA RWANDA
Рет қаралды 73
RAMAINTIMASO (Tantara lava Kolo FM)
1:07:23
D-aly
Рет қаралды 4,6 М.
Tantara Malagasy - TAPAKILA (Tantaran'ny Radio MBS) Tantara indray miseho
54:17
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 2,4 М.
RATRAM-PITIA (Tantara lava RDB)
36:22
D-aly
Рет қаралды 7 М.
LOKAN'ADIM-PITIAVANA (Tantara lava Aceem Radio)
51:25
D-aly
Рет қаралды 10 М.
MANORIM-PANGADY (Tantara lava Record FM)
1:15:30
D-aly
Рет қаралды 2,7 М.
Tantara ACEEM Radio: ADY #gasyrakoto
1:18:38
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 25 М.
Underwater Challenge 😱
00:37
Topper Guild
Рет қаралды 26 МЛН