Tsara ilay hira ry izy mitsam. Bon commencement amin'ny ilay hoe: tsy mifidy Jesosy. Fa itanareo ilay hoe: "tantarao an'anazy ny famonjena"!!!!! Jesosy tsy hitantara mivantana izany fa mifidy anareo "MPANAKANTO MAHAY" Izy hitantara an'izany. Ampiasao ho Azy ihany koa ny talenta anareo fa mahafaly sady mahavonjy olona maro izao fanomezam'pahasoavana omeny Jesosy anareo izao. zaho maka anareo (y)
@razafivolazara44245 жыл бұрын
Vao nieno de nankafiii tongava amin avo indrindra randaha a..... mirari soa si fahombiazana atrany FA TSIKA REHETRA BOGOSY FA ZANDRIN JESOSY
@solofinirinarakotoarivel-cl5mn Жыл бұрын
Respect zoky malala
@mendrikaarivelo88985 ай бұрын
Juillet 2024 je suis la
@NiainaTsilavina6 ай бұрын
Mlay kosa❤
@lovasoarabezato79446 жыл бұрын
hafa mintsy reto bandy reto..mankasitraka
@tolotranirina65157 жыл бұрын
tena tsara zany ary mrna zany TEna tsy mijery ny aknjo tokoa Izy fa ny finon'Azy ihany no tiany atao sy ny vavaka marina mankasitraka nareo e!!
@heritianastephanie15824 жыл бұрын
Ilaina amizao fotoana ho deconfinement izao ity hira ity.
@rjoolivier98766 жыл бұрын
Tsara ny mivavaka, milay izy m tsam a!
@laureneramamonjisoa75284 жыл бұрын
Paroles (Sayda) Ndao reto hivavaka fa rahampitso alahady Fa tena hiala-toaka za no tena hiala-ady Aza avela hivoaka tao raha tsy mahita Azy Fa ny vatako salama fa ny fanahy manavy Za raha tonga hivavaka dia izaho sy Jesosy ihany Tsisy hiraraiko ny ambiny fa za tsy dia sosialy Tsy ilaiko fiaraha-monina ny fiainam-pivavahana Fa matoa za io vonona dia efa naka bahana (Pit Leo) Fa mila manao BG lah Fa hifanatri-tava @ Jesosy e (x2) (Sayda) Nefa ve Jesosy hijery ny akanjonao Sa ny vavaky ny olona malahelo Nefa ve Jesosy hijery zay pozinao Sa ny vavaky ny olona mitaraina Jesosy a an tantarao anazy ny famonjena (x2) (Pit Leo) Fa hivavaka no aleha any am-piangonana Hande hibebaka fa tsy hamonjy lalonana Fotoana very hoan'ireo olona be fiomana Nefa ny fòny mbola rakotra fielonana (Sayda) Ty ny akama tadidio, lazaiko anao mantsy Ny akanjo madio tsy mahafafa toetra ratsy Mijinja tadio enao fa namafy rivotra e Fa tian'i Jesosy zay na miakanjo rovitra e (Pit Leo) Tsy mila manao BG kay Voa antsoina zandrin'i Jesosy e (x2) (Sayda) Nefa ve Jesosy hijery ny akanjonao Sa ny vavaky ny olona malahelo Nefa ve Jesosy hijery zay pozinao Sa ny vavaky ny olona mitaraina Jesosy a an tantarao anazy ny famonjena (x2) (Pit Leo) Niomehezan'zareo za nande niangona alahady Nanao kiraro rovitra lazainy fa mafy ady Tsy nahavidy palitao za fa lobaka efa mavo ô Nataoko tsara sasa mba hiaonako amin'ny Avo Tsy menatra ny handohaliko satria za tonga hivavaka Ny Andriamanitro efa aiko tsy manavaka Ny halahelo tato am-poko no entiko eo anilanao Tsy ny akanjo eo an-koditro fa za no mila Anao (Sayda) Hitanao fa tsika rehetra samy mba BG kay BG sady zandrin'i Jesosy o (x2) (Pit Leo) Nefa ve Jesosy hijery ny akanjonao Sa ny vavaky ny olona malahelo Nefa ve Jesosy hijery zay pozinao Sa ny vavaky ny olona mitaraina Jesosy a an tantarao anazy ny famonjena (x2)
@rjoolivier98766 жыл бұрын
Mankasitraka e lesy zalah Milay e!
@sarobidyniaina43617 жыл бұрын
ka nefa ne Jesosy ts mijer ze akanjonao, ary ny akanjo madio ts mahafafa ny toetra ratsy mints , marin lotra le hira
@herinjakaadolphe87708 жыл бұрын
Za makan'lisan mtsam eeeee Sur. De makan' Jesosy ko za ann
@kevinsoloambinintsoa85274 ай бұрын
😍🇲🇬
@Fenitra.Andriamaromanana3 жыл бұрын
Tena tokony miverina @vazo mitondra hafatra tahaka zao Mr Sayda fa hafa ihany le
@idealvalisoa47588 ай бұрын
2024 za no manaa recherche iza no ato?
@lova.Ravel595 жыл бұрын
Za mbô gaga 😱 fa ny an’y sasany hampiderana lamôdy no aleha ané am-péngonana 😂
@mateenkhan34627 жыл бұрын
samy tiany jesosy eh😁
@filamatratsihoarana12875 жыл бұрын
06/07/19 mlay fon a👍👍👍
@lovaluckas74707 жыл бұрын
tan we bg an jasosy
@hhery37077 жыл бұрын
mlay zan..
@onjafiononana78442 жыл бұрын
tsara foan ity vazo ity (2022)
@stephanramalanjaona74467 жыл бұрын
Marina zan eee
@kolorandrianera75332 жыл бұрын
tena mbola eto e Novembre 2022
@leondejuda70314 жыл бұрын
vous êtes un soldat de Dieu. écrire avec des lettres de feu en votre esprit et votre cœur les 10 commandements deuxième arrivée de jésus 2031 Soyez un soldat de Dieu. Jésus, je crois que tu lui dois loyauté. le temps du scellement se termine à la fin de cette année, repentez-vous et soyez un soldat de Dieu. Un deuxième groupe de scellés arrive mais malheureusement ce sera après la grande mort mondiale, quand il y aura une mort massive dans le monde, il y aura des gens qui se convertiront, ils se repentiront et rejoindront l'armée de Dieu, je ne sais pas s'il y aura un troisième groupe, repentez-vous aujourd'hui! !! Jésus vous aime et ne veut que vous protéger !!! Plan militaire de salut: En tant qu'étant créé, il est de mon devoir d'être fidèle à Dieu Comment puis-je être fidèle à Dieu? Accomplir ses commandements, il est de mon devoir de le faire, c'est la bonne chose à faire. Notre devoir est de protéger et de servir Dieu par-dessus tout, et d'aimer et de servir notre prochain. C'est votre devoir, c'est votre but. Je sais que tu peux!!! La meilleure façon de montrer sa loyauté envers notre créateur est en accomplissant fidèlement ses lois, les lois de Dieu nous aident, nous guident et nous guident pour savoir quoi faire. Dieu m'a créé, Dieu vous a créé, Dieu a créé l'humanité, Dieu a tout créé !!! et il veut être sauvé, et le moyen de réparer les dommages causés par la séparation qui existait entre l'homme et Dieu est de se rapprocher de Jésus aujourd'hui !!! Cherchez sa parole et obéissez-y, il ne vous rejettera pas! Prenez-la hardiment avant que le temps ne s'écoule, prenez-en aujourd'hui qu'elle est là! Jésus était le seul à pouvoir sauver l'humanité !!! Il a décidé de le faire pour sauver et protéger les plus faibles, pour sauver tous ceux qui voulaient le connaître, ceux qui obéissaient à ses lois et statuts. Jésus étant riche, a décidé de se dépouiller de sa richesse, de son pouvoir dans le seul but de sauver tous ceux qui croyaient en lui et suivaient ses lois, les lois de Dieu nous montrent la bonne façon de gouverner nos vies, mais nous devons leur obéir, ¿ Quelles sont ces lois? Exode 20: 1. Vous n'aurez pas d'autres dieux que moi 2. Vous ne ferez pas d'images pour vous-même 3. Vous ne prendrez pas en vain le nom de l'éternel votre Dieu 4. Souvenez-vous du jour du sabbat pour le sanctifier 5. Honorez votre père et votre mère 6. Ne tuez pas .7 Vous ne commettrez pas d'adultère 8. Vous ne volerez pas 9. Vous ne parlerez pas contre votre prochain faux témoignage 10. Vous ne convoitez pas