Tsarab les Hira nareo mahay manao danse les piso kely merci akia cousine ko dit la famille
@aldat.mandamina62963 жыл бұрын
Amin'io clip io dia miseho in-42 I Tite Vaniah,, tsara be le hira,,,, Merci Ariane,Mialy R. et Christian K. tsara be foan
@niniarmonde92443 жыл бұрын
Tsara b l hira 💕💕💓Merci Arianne s n ekipa Miseho in 54 tatie vanyah star ⭐ ⭐ anat clip😍 Miverna in 6 "panavotra "so anatin le hira Mila mifaly s miravo isiska satri Jesosy efa nandresy NY fahafatesana 😍😍🙏🙏🙏
@bezandryricardo13153 жыл бұрын
Mipoitra in 55 i tatie vaniah In 6 miverina mpanovotra Mifalia isika fa olon'afaka isika nohon'i jesoa kristy
@andriatsiferananomena95443 жыл бұрын
Miseho in-56 i Titie Vaniah Miverina in-6 ny hoe mpanavotra Ny hafatra dia mila mifaly fa efa vitan Jesoa ny famonjena. Avotra isika
@lahatriniainanomenjanahary27713 жыл бұрын
-miseho in-58 i Titie Vaniah -miverina in-6 ny teny oe mpanavotra _hafatra azo:tokony hifaly,iravo,hidera ary irehareha isika satria olona voavonjy,,azontsika ny famonjena nohon amin'i jesoa,,maty izy ,nanolotra ny tenany mba hofanavotana antsika,ary nandresy ny fahafatesana izy ka mifalia
@anirynhayram38103 жыл бұрын
2em coms 2_miseho in 48 titie vaniah 3 miverina in 6 "Mpanavotra" 4 voa vonjy isika fa nitsangana Mpahary🥰🙏🏻
@tahiryrabemananjara65793 жыл бұрын
- Miseho i 56 i Tite Vaniah - Miverina in 6 ny teny hoe "Mpanavotra" - Ny hafatra : "mila mifaly sy miravo isika satria efa nanolotra ny tenany ho antsika Jesoa, dia olona voavotra isika rehetra" Tsara be ilay hira❤️
@vololoniainagredine19153 жыл бұрын
Idimampolo miseho i Titi Vaniah 😍 Inenina miverina ilay teny hoe Mpanavotra Ny hafatra azoko amin'ilay hira dia ny hoe mifalia sy miravoa isika fa efa avotra satria, fa ny tsangana t@ maty ilay Mpanavotra antsika
@sahalarandrianasolo39443 жыл бұрын
- in-55 miseho i Tite Vanah - miverina in 6 ny teny hoe " Mpanavotra'' - Ny hafatra dia hoe "Mifalia fa efa nitsangana ilay Mpanavotra mba ho fanavotana antsika.'' Mahafinaritra be ilay hira no sady mampahery ❤️
@herivalisoaratolojanahary30023 жыл бұрын
- Miseho in-48 i Tatie Vaniah - Miverina in-6 ny hoe mpanavotra - Ny Hafatra : tokony hifaly mandrakariva ao Tompo ny olona tsirairay satria Izy no efa namonjy antsika🙏🏻🙏🏻 - Tena tsara ilay hira ary manome hafatra tsara👏👏
Tsara be ❤ 1) miseho in 55 i Tite vaniah 2) miverina in 6 ny mpanavotra 3) tokon hifaly hatrany f efa olon afaka
@alexandrinemulla69043 жыл бұрын
Merci fa tsara e ❤️🙏 2 :miverina 46 tatie vaniah 3:miverina 6 mpanavotra 4: mifalia isika fa efa avotra satria
@elimiriarimanana2983 жыл бұрын
Miverina in 59 i Titi vaniah Miverina in 6 ilay hoe "Mpanavotra" Tiko be ilay hira manome courage indrindra ilay ianao mila ho kivy iny vao miheno azy toa hadino daholy ny olana rehetra 🙏🏻🙏🏻 Merci beaucoup Ariane 😊🙏🏻
@jeanjocelynrakotoarivelo17663 жыл бұрын
Ary Christian kely otrany tsy mety ho Christian be mihitsy, mahafinaritra be reto ary misaotra anareo 3 mianaka, Mpandresy Jesosy
@josepatrickrafanomezantsoa28743 жыл бұрын
- Miseho in-48 i Tatie Vaniah - Miverina in-6 ny hoe mpanavotra - Ny Hafatra : tokony hifaly mandrakariva ao Tompo ny olona tsirairay satria Izy no efa namonjy antsika🙏 Mankasitraka fa Tena tsara ilay hira ary manome hafatra tsara👏👏
@henintsoa94623 жыл бұрын
1: niverina in 18 ny mpanavotra 2:hita in 55 i titeVaniah tam ity clip ty 3: ny lesona azo tsohaina,efa mpandresy isika ka tsy tokony ho kivy intsony satry Jesoa efa nandresy ny fahafatesana Mpandresy miaraka Aminy isika
@angelasendraniaina23883 жыл бұрын
Msaotra fa tsara be❤🙏 2 :miverina 58 tatie vaniah 3 : miverina in-6 ny hoe "mpanavotra" 4: hafatra: Mifalia mandrakariva ao am Tompo sy amzai mitranga rehetra.
@lovarakotoson52413 жыл бұрын
tsara be😍 2-miseho in 58 i Tite vaniah 3-miverina in 6 ny hoe mpanavotra 4- hafatra : tokony hifaly isika
@nirinarazafindraibe18823 жыл бұрын
salama ee - efa vita ny j'aime - Miseho in 56 i titie vaniah - Miverina in 6 ilay teny Mpanavotra - Mila mifaly fa efa nanolontena ho antsika Jesoa mba ho fanavotana antsika,izany hoe mifaly foana fa efa avotra isika amin ireo fahotana vitantsika 😊
@thesleeplessmedia3562 жыл бұрын
Much love from 🇰🇪🇰🇪🇰🇪🇰🇪
@ericodiris36473 жыл бұрын
Merci fa tsara e ❤️🙏 2 :miverina 48 tatie vaniah 3 : miverina in-6 ny hoe "mpanavotra" 4: hafatra: mifalia isika fa efa avotra satria nitsangana ilay mpanavotra
@nilainatsiory10433 жыл бұрын
*miseho in 55 i tite vanah * Miverina in 6 ny hoe mpanavotra * Hafatra Tina hampitaina Dia n'y hoe Andriamanitra Ilay mpanavotra , Ary Mila mifaly isika fa voaavotra mankasitraka ee ❤️
@noumtendry29683 жыл бұрын
Tiko be.. Tena tsaraa
@andrianjafinalanirilantoma14923 жыл бұрын
Tsara be 👍🥰😘
@haldeemadagascar54603 жыл бұрын
Miverina in-60 i vaniah ary in-6 ny teny mpanavotra. Ny hafatra dia tsy tokony hatoritory isika fa hifaly noho ny nitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty.
@rakotoarivelosuzi99453 жыл бұрын
Miseho 55 Tite vaniah Miverina 6 Mpanavotra Efa vita ny fanavotana mila mifaly aho
@onynyravakaramianolinirina82753 жыл бұрын
Tena tsara be ilay izy aloha e 1)miseho in 55 i Titie vaniah 2)miverina in 6 ny mpanavotra 3)mila mifaly lalandava fa efa tonga ny mpanavotra hampandresy anao
@christlarri37863 жыл бұрын
-Miseho in-58 i Tatie Vaniah -Miverina in-6 ny hoe Mpanavotra -Ny hafatra dia:"Mpanavotra Jesoa ,voahavotra isika ka mifalia"
@steffiandria51503 жыл бұрын
1- miseho in 54 Tite vaniah 2- miverina in 6 ny mpanavotra 3- tokony ho faly foana satria efa voavonjy isika , efa nandresy ny fahafatesana jesosy
@roddynatiora94043 жыл бұрын
Merci fa tsara be le Clip🙏❤️❤️🙏
@JustinRAKOTO-jl8xbАй бұрын
💯💯💯💯💯
@JustinRAKOTO-jl8xbАй бұрын
GooD
@lantoniainaachile66513 жыл бұрын
Merci fa tsara le hira Miseho in-47 i Tite Vaniah amin'ity clip ity Miverina in'6 ny teny hoe: [Mpanavotra] Misaotra Betsaka anareo🙏🏻🙏🏻
@mirayandriamilanto42703 жыл бұрын
1-vita ny Jaime 2-Miseho in 61 Titie vaniah @ty clip ity 3-miverina in6 ny teny hoe "Mpanavotra" 4-Ny hafatra azoko: "Fanavotana sy famonjena lehibe no azontsika ka mifalia sy miravoravoa. 💜tsara ilay hira. 💜 Misaotra
@ramarijaonahaingotiana17533 жыл бұрын
2) miseho in 60 Tite Vaniah anatin'ilay clip 3 ) miverina in -6 ny hoe Mpanavotra 4 ) Mila mifaly sy miravo isika satria efa voavonjy ary efa nandresy ny fahafatesana Jesoa . 💗
@ainafitiavana64913 жыл бұрын
Miseho in 57 I. Titih vaniah Miverina in 6 Ny hoe mpanavotra Ny hafatra d hoe Mila mahay mifali s miravo isika. Merci fa maafinaritra
@ArianeOfficiel3 жыл бұрын
Mankasitraka sahady eee
@lovanirianaeliaandriamahen75053 жыл бұрын
-Miseho 58 -Miverina in-6 -Mila mifaly mandrakariva ao amin'ny Tompo na sarotra aza ny fiainana fa Izy ilay Mpamonjy sy nanavotra antsika teo ambony hazo fijaliana ka naharesy ny fasana.
@ArianeOfficiel3 жыл бұрын
salama, tapitra ny lalao ka hiditra @ fitsarana ny valiny sy ireo mahazo ny loka isika ka vendredi zao no publieko ny olona 10 hahazo ny loka
@fiinirina52643 жыл бұрын
Miseo in-54 i Titi Vaniah,ary miverina in-6 ny teny hoe Mpanavotra💙 Tsara be ilay hira
@ravakakely31443 жыл бұрын
Salama e 2-Miseho in-59 i Tite Vaniah amin'ity clip ity 3-Miverina in-6 ny teny hoe Mpanavotra 4-MIFALIA fa efa nandresy Jesosy ho famonjena antsika
@elianevitasoa56603 жыл бұрын
2- Miseho in- 55 i Tite Vaniah 3- "Mpanavotra" in-6 4- Mifalia fa efa vitan'i JESOSY ny FAMONJENA , nitsangana izy ho fandresena ho antsika !! alleloia
@ainafitiavana64913 жыл бұрын
Miseo in 57 I titih vaniah Miverina in 6 Ny hoe mpanavotra Ny hafatra dia Mila mahay mifali foan isika
@rasoamandrayfrancinejahita30843 жыл бұрын
Tsara tena tsara le hira ,tonga de matsiaro voavonjy be zany za
@ratsimbazafyonjatianaarman25633 жыл бұрын
Tsara be le hira e! 2) miseho in 55 i Tite vaniah 3) miverina in 6 ny mpanavotra 4) Mila mifaly hatrany fa azontsika n famonjena e!
@fyhrazf73683 жыл бұрын
Miseho in-56 i Tite Vaniah. Miverina in-6 ny teny hoe Mpanavotra. Lesona azo: mila mifaly foa nandresy nybfahafatesana ny Tompo hanavotra antsika Bonne journée.
@rivahrazafimandimby60373 жыл бұрын
2 Miseho in 56 tite Vaniah 3:Miverina in-6 ilay Mpanavotra 4:Mampianatra antsika hifaly sy hidera an'Andriamanitra ary hirehareha fa efa olona afaka isika satria efa maty Jesosy ka nitsangana hampandresy antsika
@josephrandriamanampisoa4522 Жыл бұрын
Tsy fantatro zany lalao zany fa zah ranagah tena mankafia tanteraka a Tite Vaniah ko aloha tena mahay mandihy ee❤❤❤❤
1- efa vita ny j'aime 2- miseho in-58 i Tite vaniah 3-miverina in- 6 ny teny hoe "Mpanavotra" 4-hafatra: "mba ho fanavotana antsika Izy nanolo-tena, hiaritra mba hazahoatsika famonjena, afaka, afaka, Jeso no namonjy antsikaeeee, mifalia e,miravoa e fa avotra antsik'e"
@anjaranirinaivaloetitia17042 жыл бұрын
Tsar be tiako be ,merci beaucoup
@claudialovaniaina8833 жыл бұрын
Tsara loatra❤❤❤❤
@ainafitiavana64913 жыл бұрын
Miseo in 58 I titih vaniah Miverina in 6 Ny hoe mpanavotra Ny hafatra dia Mila maay mifalt isika
@ainafitiavana64913 жыл бұрын
Miseo in 56 I titih vaniah amty clip ty Miverina in 6 Ny how mpanavotra Ny Hafatra d tokon ahay ifaly sy iravo foana isika. Tsar b ilay hira
@niavotralarissarasamimanan45993 жыл бұрын
1) Miseho in 55 i Tite Vaniah 2) Miverina in 6 ny mpanavotra 3) Hafatra:"Tokony ho faly fa efa avotra isika".
@ainafitiavana64913 жыл бұрын
Miseo in 56 I titih vaniah Miverina in 6 Ny hoe mpanavotra Ny hafatra dia Mila mahayifaly foana isika
@claudialovaniaina8833 жыл бұрын
1-in-48 mipotra izy 2- in-6 miverina ilay mpanavotra 3- Efa nitondra ny adintsika Jesosy ka nahersy ny fahafatesana dia tokny ifaly foana isika
@ArianeOfficiel3 жыл бұрын
SALAMA, rampitso no hanao tirage en direct ao @ page Ariane Madagascar ny tenako de ho publieko ao daoly ny nahazo ny loka rehetra
@fernandomekalobe14039 ай бұрын
Mankasitraka eeh tsara be lay hira ary tena nambabo be zaho mihitsy ilay hira
@rivahandriamialijaona34683 жыл бұрын
Tena tsara be ilay hira fiderana 😍😍 Valin' ilay lalao in48 niseho Vaniah Tite In-6 miverina ny teny hoe Mpanavotra Ny hafatra de tsara ny midera ny Tompo Ka tokony hifaly sy hioby hatrany Mankasitraka
@ranaivosolohernani44203 жыл бұрын
Merci anareo fa tena tsara b
@nibaros-zanomy-3 жыл бұрын
1-vita 2-miseho in-63 i Tite Vaniah 3-in-6 miverina ny teny hoe :"Mpanavotra" 4-Ny hafatra azoko dia hoe mifalia fa nandresy ny fahafatesana ny Mpanavotra
@ainafitiavana64913 жыл бұрын
Miseo in 57 I titih vaniah Miverina in 6 Ny hoe mpanavotra Ny hafatra dia hoe Mila mahay mifali isika
@rollandnorovololona24133 жыл бұрын
5eme coms
@antsaraharison20133 жыл бұрын
2- Miseho in 55 i Tite Vaniah 3- Miverina in 6 ny teny hoe "Mpanavotra" 4- Tsy atao very maina ny ra nalatsaky ny Mpamonjy hamonjena antsika. mifalia, miderà, miravoa
@MilaLogiquemadagascar Жыл бұрын
Merci zok Ariane
@mihajarakotomalala97113 жыл бұрын
Miseho in-58 Titie Vaniah eto amin'ity Clip ity Miverina in-6 ny teny hoe: "Mpanavotra" Hafatra azoko tamin'ilay hira : Tokony hifaly sy hiravo isika fa efa velona Jesosy Kristy ilay Mpanavotra antsika
@koloinanomena90033 жыл бұрын
Miseho in-58 Titie Vaniah eto @ ty Clip ty Miverina in-6 ny teny hoe "Mpanavotra" hafatra azoko: Mifaly isika fa efa velona Jesosy ilay Mpanavotra antsika Tsara be ilay hira fa mankasitraka
@claudialovaniaina8833 жыл бұрын
3 em coms
@florentineratsimandresy87582 жыл бұрын
Misaotra betsaka e
@rasoloarisoadieudonne9362 жыл бұрын
Mafinaritra a
@rakotomalalaandrianarivelo75423 жыл бұрын
Tsara be
@Fifaliana-v1g4 ай бұрын
QIAAO❤OOIOAS
@tsiryprinciaraholinantenai61703 жыл бұрын
2:Miseho in_56 i Tite Vaniah amin'ilay clip 3:Miverina in_6 ny teny oe "Mpanavotra" 4:Tsara be ny hafatra oetin'ilay hira sady manome fifaliana satria ny Tompo dia maty mba ho fanavotana antsika ka mila mifaly foana.
@lil_katras15493 жыл бұрын
Miseho 58 fois Miverina 6 fois le mpanavotra Hafatra :Mila mifaly fona isika na mora na sarotra fa efa tonga ilay mpanavotra hampandresy an tsika olombelona
@FaliniainaRABETOANDRO21 күн бұрын
❤❤❤😊❤😊❤😊❤❤
@jeanvictorerictojosoa96623 жыл бұрын
1- Efa vita 2- Miseho in-56 i Tite Vaniah amin'io Clip io 3- Miverina in-6 ny teny hoe "Mpanavotra" 4- Hafatra : Mila mifaly foana isika fa efa nandresy hoantsika ny Mpanavora. Makasitra dia mirary soa.
@mialynyainaravololomihaja38533 жыл бұрын
Tsara bé
@florentineratsimandresy87582 жыл бұрын
Magnifique
@nandrianintsoafenoheritiav20683 жыл бұрын
- Miseho in-48 i Tite Vaniah amin'ity clip ity - Miverina in'6 ny teny hoe: "Mpanavotra" - Ny hafatra azoko avy amin'ity hira ity dia hoe: "Mila mifaly sy miravo isika fa i Jesoa efa nanolo-tena ho antsika ary nandresy ny fahafatesana mba ho famonjena sy ho fanavotana antsika". Tena tsara, mahafinaritra be ilay hira sy ny clip 💕💞
@randriamaronaivomamy85622 жыл бұрын
Fg
@nrras7883 жыл бұрын
1 - Tena tsara be 2 - in 48 miseho Tite Vaniah ao anaty clip 3 - miverina in 6 ny teny hoe "Mpanavotra" 4 - Mila mifaly isika fa efa nandresy ny fahafatesana Jesoa, fandresena ho antsika. Misaotra ô !
@mbolatianaomega64483 жыл бұрын
-Miseho in56 i Titie Vaniah amin'ity clip ity -Miverina in6 ny teny hoe : " Mpanavotra" - Ny hafatra: Mila mifaly fa efa nandresy ho antsika Jesosy Mpanavotra
@narindraraza99312 жыл бұрын
💕💕💕💕
@benoidyandriniaina6123 жыл бұрын
Miseho in-58 Titie Vaniah eto @ ty Clip ty Miverina in-6 ny teny hoe "Mpanavotra" hafatra: Mila mifaly isika fa efa velona Jesosy ilay Mpanavotra antsika
@fitahianasayah5093 жыл бұрын
Ariane *Miseo in-47 i Titie Vaniah amty clip ity *Miverina in-6 ny teny hoe mpanavotra *Ny afatra noraisiko de hoe: mila mifaly fa Jesosy efa nandresy ny fahafatesana.efa vitany ny famonjena 😍 Tsara be ilay hira sy ilay clip Mirary soa hatrany #Ariane
@vololomiarantsoahantanirin57703 жыл бұрын
Miseho in-58 Titie Vaniah eto @ ty Clip ty Miverina in-6 ny teny hoe "Mpanavotra" hafatra azoko: Mila mifaly isika fa efa velona Jesosy ilay Mpanavotra antsika
@nirinaandriambololona97909 ай бұрын
Amen
@DavidaHeriniaina2 жыл бұрын
❤❤❤
@sarahjordania98683 жыл бұрын
Mahafinaritra be ilay Hira Miseho in-55 i Tite Vaniah Miverina in-6 ny teny hoe "Mpanavotra" Ny hafatra azoko: "Mila mifaly nohon'ny nahazaonao fahafahana" Misaotra tompoko!
@bezandryricardo13153 жыл бұрын
Mipoatra 52 In 6 miverina mpanotra
@rajerisonholiniainamartina72993 жыл бұрын
- Miseho in-61 i Tite Vaniah amin'ity clip ity - Miverina in-6 ny teny hoe : "Mpanavotra" - Ny hafatra azoko avy amin'ity hira ity dia hoe: "Tokony hifaly sy hiravo isika satria Jesoa namonjy antsika tamin'izy nanolo-tena sy niaritra fijaliana ary nandresy ny fahafatesana. Noho izany afaka isika ka tsy tokony hisalasala hirehareha sy haneho amin'ny mpiara-belona fa nahazo ny fandresena".
@chellamarcelin4563 Жыл бұрын
Makasitraka tateraka
@vivianeraharilala91273 жыл бұрын
56 miseho i Tite Vaniah amin'ity Clip ity Miverina in 6 ny ten y hoe "Mpanavotra" Tokony hifaly satria Jeso Mpanavotra no efa nanavotra antsika
@rianaadriamahefa26bis3 жыл бұрын
2- miseho in- 53 anaty clip i Vaniah 3- Miverina in- ny teny hoe '' Mpanavotra" 4- Ny hafatra: Mila mamoaka izay tsara indrindra hanaporofoana ny fananana ny Tompo ho Mpanavotra
@malalatsiresyavotsoarakoto75403 жыл бұрын
2). in-55 miseho i Tite Vaniah am io clip io 3). in-6 miverina ny teny hoe "Mpanavotra" 4). NY hafatra voaray tao anaty tononkira dia:"Na mafy na mora ny zavtra mitranga eo @fiainana dia mifaly foana satria ilay Mpanavotra antsika dia efa nandresy hoantsika"
@rajaonarisonnorotiana518410 ай бұрын
❤
@stephanienyfitiavana2353 жыл бұрын
1) Miseho in 55 i Tite Vaniah amin'ity Clip ity 2) Miverina in 6 ny teny hoe "Mpanavotra" 3) Ny hafatra:"Tokony ho faly fa efa avotra"