Toa tsy tiany lay rangahy vazaha Directeur La Sice tao Mahanoro ny niarahan'i Zeze tamina zanakavavinio frantsay. Zany antony nanaovany Zeze zany hira zany. Resaka Malagasy sy frantsay no tiany lazaina amin'ilay hira
@rasolo11513 жыл бұрын
Eeee ! Mampatsiaro ny "boum"-nay taloha izany e ! Manja be o !
@yvesmanjakatsara466110 жыл бұрын
Aiza re reo fahasambarana nodiavina taloha! (y)
@bakoly8812 жыл бұрын
mainty aho zany angamba no tsy itiavana ahy fotsy zany koa no eraharehanao aiza re ny fahasambarana nodiavina talo maty teo ny fitovianjo
@hanitrinifanjairenebozy18382 жыл бұрын
Hafa ihany ny hira tamin'izany fotoana zany !!! Mankasitraka ny mpamorona!!!