Tantara gasy: Tantara gasy Indray mihaino Viva Radio
Пікірлер: 35
@LAGRACElagrace-p5t Жыл бұрын
Merci beaucoup nizara Makasitraka indrindta 🤠🤠❤️😘🥰🥰
@ravelonoromariaangela2987 Жыл бұрын
Ny namanoa @ zao fotoana tonony atao fady mandrapahafaty, mampalahelo loatra ilay tantara,😢😢😢
@rajaonariveloandriantahian28582 жыл бұрын
Tsy dia tsara loatra ilay tantara Ratsy ny inspiration-nn Mpanoratra
@heriniainafenosoa17972 жыл бұрын
Tena tokony mba no positivena ny fiafarany,de tena hoe fijalina hatram farany ve rangah niainan le Vero!!
@marielesage12543 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
@andritianaherilala5082 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@fanomezantsoacatherine40963 жыл бұрын
Zany k tantara mampalahelo b ny fiafarany .Merci nareo nizara 🙏
@tianarakotomalala79423 жыл бұрын
Tsara le tantara fa ataoko kosa angamba da tsisy hanadahy otrany zany
@yousafyousaf36932 жыл бұрын
Mankasitraka
@lucieravololona18653 жыл бұрын
😥🥶😭🤭drayyyy ry fiainana be ankaso!
@mariachantale87603 жыл бұрын
Msaotra betsaka atrany ndray ❤🙋♀️🎧
@bakolyrakotosolofo64793 жыл бұрын
Hho
@lipo1125 Жыл бұрын
Tsara fa grav ko le mikonetaka😂 b
@sidoniesidonie97229 ай бұрын
💔💔💔💔💔😭😭😭😭😭😭😭💔💔💔💔💔
@uaeuae2803 жыл бұрын
Mafy ny mahazo
@evahmel33093 жыл бұрын
Mba nahita inspiration koa ilay mpamorona.. Trop be ra zany no tena fiainana...
@lucieravololona18653 жыл бұрын
Tena zava mitranga eto @ ty tany iainantsika ity fa tsy tantara fe tantara akory a...😭
@sidonie67643 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣indrisy ry fiaignana 💘💞💗💕🤍♥️💛🇲🇬🇲🇬💘💞💗💕🤍♥️💛🇰🇼🇰🇼💘💞💗💕🤍♥️💛tena nikitroka tokoa ka 😭😭😭😭😭
@gasykamanja69133 жыл бұрын
Tsara oany le vero Zay , débile lôtra n'a ôtranina aza alebeany fitiavana misy fetrany kosa e , ina rty no efiko eo tsaleko mverina matory eny atsena , SIPA tsssssss
@princyraymond75933 жыл бұрын
misaotra eee
@ericminahramananjato26543 жыл бұрын
MAMPALAHELO LOTRA ILAY TANTARA
@lopotitchaat54883 жыл бұрын
Bjr daholo fitiavambola daholo no vokatrizany efa tsy misy fitiavana namana fa mpihatsara velatsihy Ce dommage ireo zazakely ni subir conséquences ny jaliny mamanjareo Tsara ilay izy ka mankasitraka ny mpamorona
Namana misy tsy ampoizina foana eh 😏. Grave zany raha tantara ka
@brendahannahbrianda23893 жыл бұрын
Ary viavy io tsy miala mijanona ao Fona
@ntsoavina3 жыл бұрын
Dia gaga ianao. Tantara ka tantara ko ratsy adala koa ijanona ao. Raha tena fiainana dia vendrana ilay vero ka.
@angelcamarie86483 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra, tena mampalaelo loatra ko😭😭😭
@ntsoavina3 жыл бұрын
Tantara ty ka tantara fa iza koa iharitra ohatranizany ilay vero dia ataoko iany hoe kely saina loatra. Rehefa tsy tiana dia miala fotsiny dia vita. Iza koa no niaritra anizany tsy aleoko ho faty naona any ivelany toy izay iharitra
@angelcamarie86483 жыл бұрын
😭😭😭
@fenoguerlavais54663 жыл бұрын
Misaotra nizara o
@mamyrandriatiana40842 жыл бұрын
Samy manana ny inspiration ...azfd aloh fa tena ts afapo satri ts araky ny tena andrasan ny mpihaino ohatra ahy..antony ts vahaolana ny famonoan tena...tonkony ho tsar ny tohiny na mbola misy fizarana faha 2 aza..raha toa ka nahay nanohy azy ny mpanoratra.....ohatr mab nisy fanavotana iany ilay ef niaritra ny mafy...nasiana irony fikambanana miaro ny zon'olombelona irony ka mb nisy fananarana .ts fahafatesana avy amn valifaty no tokony nandrasana fa vokatry ny nataony ihany no tokony navela hisy dia niaina tsara ny tantara ary maneho fa misy ilay Andriamanitra nitarainan i Vero hatrany amboalohany .....