Salut daholo ,Nareo ihany ve le group Ndrina Ramamonjy😍Mankasitraka fa tsara be le hira😍😍😘😘
@ghislainemauvais26072 жыл бұрын
Misaotra Ray be fitiavana , ny teninao demeure Éternellement ,velona mandrakizay , Feno fifaliana 👏👏👏👏
@floranyflorencia86533 жыл бұрын
Rien à dire bravo tahin'i jehova ny fienanare rehetra amen
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Voninahitra ho an'Andriamanitra 🙏
@HobyAndriamoria4 жыл бұрын
Misaotra tompoko. mahereza hatrany fa tsy foana ny fikelezanareo aina!
@lydierajaona4243 жыл бұрын
tsara loatra ny hira, ny toniny , tena mamelombelona aina, voninahitra ho an Andriamanitra, isaorana ianareo nahazo fanomezam pahasoavana midera ny Tompo amin ny hira fiderana,
@heritafikarandrianasolo65403 жыл бұрын
Hira noforonon'i Ndriana Ramamonjy ho an'ny zokinay natao mariage io "Koa dia iraka solon'i Kristy izahay, toa an'Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon'i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavàna amin'Andriamanitra anie hianareo.II Kor 5:20" Io no thème tamin'ny mariage.
@ydargroup332 жыл бұрын
Mankasitraka fa tena tsara ny hira fa mila ovaina an'ilay anarana tena marina YHWH
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Maharitra mandrakizay n'y Teny Soa. 🙏
@rhefifrance80964 жыл бұрын
Tsara tarehy Nareo sy ny clip ary koa ny hira 😘😘😘
@brunopascal8443 жыл бұрын
Mahafinaritra be ilay hira mpivavahana n'a lahy nany vavy mankasitraka!!
@paulinetsiky62383 жыл бұрын
Ndriii hotsarona n'y talenta
@zandroramananj31404 жыл бұрын
... maina ny ahitra, malazo ny voniny; Fa ny Teninao no maharitra mandrakizay. Tena kanto amin'ny lafiny rehetra. Sitraka sy Telina hoan'ny tarika :)