Tsara bé n'y tantara. Mbola hita marina n'y fon n'y ray amandreny aminy zanaka indrindra isika malagasy ,tena manandanja par rapport ici en Europe misaotra indrindra tompoko nizara tsara bé 👏👏🌹🌹💝💝
@AndritianaHerilalaАй бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@fameriafameria57853 ай бұрын
Eny tsy ratsy ny tantara ary lesona be ao anaty fa sarotra ny hatoky vevavy na lelahy refa misipa ivelany tokantrano zany satria mastay fangetotra 😂😂😂😂misaotra betsaka nizara❤❤❤
@BanerBrosh2 ай бұрын
Ananany daholo na bika na endrika, fanahy tsara, manimanitra, vola na fiara tsy mataho lavaka...hummm! Izay izany no tian ny vevavy an!
@user-uv8gt4eh4b2 ай бұрын
Tantara vendrana
@hantarajoelisolo31483 ай бұрын
Anatra daholo izao . Ary zava misy @ olona sasany. Misaotra ny mpanoratra ary mankahery izay hiarany zao .
@user-bz9rz2uq9z2 ай бұрын
Merci bcp
@marielesage12543 ай бұрын
Mankasitraka sy mankatelina fa tegna mahafinaritra be lay tantara ❤❤❤❤❤❤😘😘😘😘❤❤