Nosy Lava : l'enfer & le paradis

  Рет қаралды 73,010

Bruno Coulon

Bruno Coulon

Күн бұрын

Пікірлер: 34
@hantamalalahanta7205
@hantamalalahanta7205 7 жыл бұрын
ny tenin Andriamanitr tsy mbola nisy mihitsy oe manameloka anao aho fa fiteniny n hoe Voavela ny helokao. tena ontsa ny fo mahita anizao oe olon efa 50taona mahery geazana aty. na nanota be toy inona aza. na ny fahafatarana ny fianakaviana az oe maty sa velona😭😭😭😭😭😭😭😭😭mijery anao foana ny Tompo .Hamindra fo aminao
@agentmadagascar9867
@agentmadagascar9867 6 жыл бұрын
za afe mahita fa any anosy lava no tokony anasina ny fonga tsy atao manakaiky ny ville na tokony @ toherana tsy afahany mitsoka ka i perburbe n olon trotra atw @ toherana kibokobo tsy misy olona mitsy rany eritreritra ku manokana zany ah!!
@rasoa82
@rasoa82 4 жыл бұрын
Ndryyyy courage mbola ho avy ilay maraina
@linahchistelle8069
@linahchistelle8069 8 жыл бұрын
ndryyyyyy...tena hontsa ny foko mijery azy.zao ve d ts mba hampalahelo na dia ts nety aza n nataony taloha.34ans a mon avis c'est trop.tokony mba jerena @zay n momba azy.a/tra anie hanampy anao.
@tatatoto7695
@tatatoto7695 9 жыл бұрын
Misy tombotsoa hoan le Mandefa olona any nosy lava ve!!! Ry Firenena malagasy mahantra ?????
@riccardor2726
@riccardor2726 4 жыл бұрын
On est maintenant en 2020, je me demande s'il y est encore
@miarylemi8742
@miarylemi8742 4 жыл бұрын
ao anatin'ny video an'i Marc tatandraza ity olondehibe ity dia nolazainy fa hoe tsy izy akory no namono ilay olona fa olona hafa no nanondro azy ho ilay mpamono, dia izay no naha mandrapahafaty ny saziny. mampalahelo. RAKOTOARIVELO Samuel no anarany ary avy any Ampitatafika izy. Mba mangataka ny mpahay lalàna mba hamerina hitsara azy satria efa nahavita 40 taona tao izy. Tsy misy sakafo ry zareo fa mamboly sy mamintana hono no ataony hivelomany. Raha olona mba manana fo tena onena azy ireo. 5 sisa izy no ao hono, ary efa lehibe daholo misy aza efa 70 taona.
@wqstar6567
@wqstar6567 7 жыл бұрын
Mbatsaharoamizy fa lavaloatra fotoanganipetrahatangy nosilava 😭😭😭😭😫😭😭 mampalahelo efavoavela helokonazy Efaminare mpitsarakoa heloko
@bloumgrond2075
@bloumgrond2075 4 жыл бұрын
Tokony avotsotra aminizay izy mba asiany fanjakana maso fa mba mamela ny helony
@nathaliekenzo8553
@nathaliekenzo8553 7 жыл бұрын
😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭 ANDRIAMANITRA tsy manary fa mis farany nzavatra rehetra
@vivianechristian9901
@vivianechristian9901 7 жыл бұрын
Ndriiii mangoraka foko mijery anao mangorohoro foko mivavaka ho anao ho afak soamatsara
@Ando-hs2vc
@Ando-hs2vc 9 жыл бұрын
ndriii mapalaelo , reny zao mety le olona voatondro molotra fotsiny na le nisolovaika ny ankalana
@vahatrarakt4703
@vahatrarakt4703 6 жыл бұрын
POROFOY TS PANGALATRA NA PAMONO OLONA IO
@rabarimalalajuliesandra9469
@rabarimalalajuliesandra9469 8 жыл бұрын
Ntsooooo courage
@elianeeliane5609
@elianeeliane5609 7 жыл бұрын
MBA MATAHORA AN'Andriamanitra ry firenena malagasy Zay ataonao aty ihany no itsarana anao indray andro any
@jeanclaudeandriamalala6380
@jeanclaudeandriamalala6380 7 жыл бұрын
Mampalahelo anie ny zava-misy e! misy indraindray ny fanasaziana olona tsy meloka ary aty aoriana vao fantatra fa tsy meloka ilay olona nefa tsy misy ny onitra omen'ny fanjakana hanonerany ny fiainany potika nandritra ny fotoana nitanana azy tany am-ponja. Tsara ho fantatra mantsy fa @ maha olona no tena mibaiko ny fo hangoraka aloha fa tsy araky ny tenin'ilay ranamana hoe kristiana miaro ny mpanao ratsy. Na ianao miteny io aza raha sendra ny lainga tsara lahatra sy tondro molotra mety higadra mandrampahafaty fa sivano ny teny avoakan'ny vava........
@ranjalivarabenandrasana7314
@ranjalivarabenandrasana7314 3 жыл бұрын
Je pense qu'il a été oublié.
@andriamanatenatsioryromeo4036
@andriamanatenatsioryromeo4036 8 жыл бұрын
le pandika teny koa tena?????????
@cececheung147
@cececheung147 7 жыл бұрын
Andriamanatena tsiory Romeo tv pjus
@voxpopulis3183
@voxpopulis3183 4 жыл бұрын
efa afaka miala lery fa efa adino.Dossier n'io ve tsy efa lasa vovoka
@celinazara9533
@celinazara9533 6 жыл бұрын
mialatsigny @police, fo are mis ts manjaray
@fulgencearimanga2458
@fulgencearimanga2458 7 жыл бұрын
Ampy kosa gamba zay ny saziny ok
@aychaanna9692
@aychaanna9692 8 жыл бұрын
Tokon mb jeren na d ts nety ar n nataon talo.otra laotra ny foko
@harenakelymaminirina2119
@harenakelymaminirina2119 7 жыл бұрын
mapalael
@andycats2295
@andycats2295 7 жыл бұрын
Rehefa tsy hay le teny frantsay de ajanony
@fenomananamampitasoa2826
@fenomananamampitasoa2826 7 жыл бұрын
Andy Cats2 ampianaro izy eee.
@lazalazaotsimiamboholahy785
@lazalazaotsimiamboholahy785 6 жыл бұрын
aza sarotiny loatra ianao, fa efa azo tsara izay lazain'ilay olona. Izy aza mba mahay izay lazainy. Sady tsy tenin-drazany koa anie io ka mety ho diso e. Amiko dia azoko tsara ny tiany ho lazainy. Aleo izany toy izay gasy manonona ny teny gasy @ teny frantsay atao fanahy iniana.
@miorasoa6875
@miorasoa6875 5 жыл бұрын
marina be , tena nanimba sofina 😂😂😂
@solofomalala7989
@solofomalala7989 5 жыл бұрын
Mba avotsory amzay re izy fa mahonena
@petitprince97
@petitprince97 8 жыл бұрын
tout est à refaire ici- et personne ne fait rien? Pays de perdus.....
@joliorakotovao3835
@joliorakotovao3835 6 жыл бұрын
Irina no ivazavazany le Verdana io refa tsy mafaty d ana mijery le video .Fa akatony. Tsy blême zany.
@marchellajamima7229
@marchellajamima7229 6 жыл бұрын
Efa trop
@ramahita7117
@ramahita7117 7 жыл бұрын
Tsy misy tokony ampalahelo mihintsy izao; tsy maintsy sazina ny mpanao ratsy.Ny filazanareo miseho ho kristianina mamela heloka izany ihany no mampahantra ny firenena ary maha be ny kolokolo.Ianareo moa rehefa avy manao ratsy dia mivavaka dia hoe voavela ny ratsy fanaonareo.
@miarylemi8742
@miarylemi8742 4 жыл бұрын
ao anatin'ny video an'i Marc tatandraza ity raiamandreny ity dia nolazainy fa hoe tsy izy akory no namono ilay olona fa olona hafa no nanondro azy ho ilay mpamono, dia izay no naha mandrapahafaty ny saziny. mampalahelo. RAKOTOARIVELO Samuel no anarany ary avy any Ampitatafika izy. Mba mangataka ny mpahay lalàna mba hamerina hitsara azy satria efa nahavita 40 taona tao izy (1980 izy no nalefa tao). Tsy misy sakafo ry zareo fa mamboly sy mamintana hono no ataony hivelomany. Raha olona manana fo mangoraka.
Madagascar, the Corridors of Satan | Deadliest Journeys
48:53
Best Documentary
Рет қаралды 2,2 МЛН
Matoatoa tao Tsarafara Behenjy
23:14
Hery Manantsoa
Рет қаралды 49 М.
小丑女COCO的审判。#天使 #小丑 #超人不会飞
00:53
超人不会飞
Рет қаралды 14 МЛН
Арыстанның айқасы, Тәуіржанның шайқасы!
25:51
QosLike / ҚосЛайк / Косылайық
Рет қаралды 681 М.
We Attempted The Impossible 😱
00:54
Topper Guild
Рет қаралды 49 МЛН
LE KOKOLAMPO ( Kalanaro ou Angalampogna ) sy ny ANTAGNALA .
18:16
ANTAGNALA JAJAMARO ( SOLIDARITÉ ET ANTAGNALA )
Рет қаралды 5 М.
AMBONDROMBE Sami Andria
25:34
Sami Andria
Рет қаралды 9 М.
La sauce Crabe de MAHAJANGA MADAGASCAR
1:02:28
Kanal Austral TV
Рет қаралды 233 М.
Ambondrombe, Temoignage - part 1/2
9:41
FAM France
Рет қаралды 14 М.
GASY FOMBA VAZIMBA DU 02 JUILLET 2017
30:24
i-BC TV
Рет қаралды 53 М.
Le bagne de Nosy Lava - 2009
20:02
Régis Michel
Рет қаралды 57 М.
MADAGASCAR : Philbert Tsiranana et son île
22:24
harlay ramanana
Рет қаралды 108 М.
Ambondrombe sy ny zavamiafiny
22:06
Vahatriniaina RakotoMalala
Рет қаралды 35 М.
小丑女COCO的审判。#天使 #小丑 #超人不会飞
00:53
超人不会飞
Рет қаралды 14 МЛН