Mahakivy, tsara le hira fa le esprit nitondrana an'le revy mihitsy no tsy ao. Prions pour le groupe Ny Ainga
@joakimrandrianalisoa62127 жыл бұрын
ZANY KA FEO ! MERCI TANYA TANTELY ary DODA ! Tsara loatra eee! Hafa ihany nareo ee! Tohananay hatramin'ny farany. Betsaka ny mpanenjika f'aza kivy fa ny mpanohana bobaka be miaraka @nareo !
@lydiealicearinivo29127 жыл бұрын
Ampivoarina ara-drariny sy ara-pahamarinana ny Talenta e! ho fanasoavana ny hafa sy ny tena fa tsy hofitadiavam-boninahitra. Ny rariny, ny marina ampanjakaina.
@rasoalalaina98383 жыл бұрын
Ny fanantenako dia mb hitambatra reo. Tena mampalahelo be tokoa. Ty tarika ity aloha dia tsoriko fa tena menatra be za mijery azy.
@claudinearisoa66957 жыл бұрын
Ny Ainga pirate zany reo
@ianjatiana4847 жыл бұрын
tena Tsy menatra nareo vraiment grrrrr
@stephanmlayeherilala65984 жыл бұрын
Tiko be😍😍🤗
@baholyrazafimahefa72137 жыл бұрын
mba mahalalà menatra ry reto aah.Aza manararao paty.Raha mbola teo Om Guy tsy ho sahy hitonona ho Ny Ainga ianareo efa niala ny tarika reo.
@jessijean28237 жыл бұрын
hafa iany n'y tena Tantely ,le sipa ko tsara .be le voix fa indro keli ovay le anarana Groupe fa tafa nareo😊
@minosymitia65567 жыл бұрын
Ny ainga sandokaa.. Nitambatr.fa sam ts.mait.lalana ivoahana..
@rasoalalaina98383 жыл бұрын
Hatambro 😭😭😭
@nantenainafifaliananambini8477 жыл бұрын
Tsara ilay hira, fa le fisarahanareo no tsy tiako. Mampalaelo!! Tena tsy faly amin'izao Ra-Om any? Fa nga tsy nandeha tsony le tarika Tantely Ny Feo e? Aza atao an'izao ilay izy fa tena tsy manjary e! Nareo mba mpananatra sy mpandala fihavanana ihany amin'ny hiranareo, kanefa mampiseo fa mpifandrafy izao. Tena Mampalaelo e? inona no antony? fitiavam-boninahitra sy fitiava-bola ary fitiava-tena ve? Tsy ao intsony ilay hoe "tsy mihiram-pitiavana fa ampihirain'ny fitiavana".
@walterramiadamanana52687 жыл бұрын
Zany dada ka tena hira a!! Alefao Tantely a!!
@rollandherman88937 жыл бұрын
Tohizo fa tsara e!Ny ainga misy an Tantely sy Douda iany no tena izy sady ho avy koa Patty sy Asnah anampy anareo. Mahereza e
@naominirina48537 жыл бұрын
hay ve Tantely niverina Ny ainga indray e sa ts nalaza le groupe ny😃
@kevinrasamivololona22627 жыл бұрын
Tsara be le hira e!! milay Douda sy Tantely a!!
@soazandryangelika99154 жыл бұрын
Hafa ihany ny hira noforonin'i Om GYU ka
@renezandryh30527 жыл бұрын
ny Ainga hatrany ee! Mlay ee!
@fanasinafenomanana62397 жыл бұрын
O ry Doda a! aza manondratsondrana ohatran'io, manimba zavatra fotsiny.Ndeha miverina manampy an'i Luc dy Do rahalahinao.Hanangaran'i Om-gui eo ianaoan.en plus le hira tsy gadon'i Ainga mihitsy, le sipa kou sosona be ny nifiny.
@ianjatiana4847 жыл бұрын
fanasina fenomanana hahahaha oka aki marina a
@miainaramanampisoa45477 жыл бұрын
fanasina fenomanana Fa hita fa tsy gadona ny ainga mihintsy zao, lay lahimatoa foana no manondrana
@baritianarajaonarivony67807 жыл бұрын
HAHAHHAHA.. Nataoko ian ny tsy ihomehy fa iza zao no tena niainga original fa ts maharaka mints eh
@lucierabeson76175 жыл бұрын
Tsy gadony ny Ainga mitsy zany ry zoky olona a hahaha!!!
@joakimrandrianalisoa62127 жыл бұрын
Bonsoir, nareo mpanakaiana ireo alohan'ny hanaovana ireo commentaire ireo dia mba manadihady vao manaratsy fa tsy etin'ny fo. Mpirahalahy zareo ary izay no hitany mety itondrany ny tarika ! Dia aza aty no manao commentaires Fopla be fa tonga dia fantatra. Hira lafatra be toy izao no asain'ny sasany tangaina.. / Ny Ainga Fitiavana : roso ny diha fa aza maka lagy izay mpanenjika fa zahay manohana anareo tanteraka oooooo ! Merci Douda, Tantely, Sipa kely fa tena lafatra oooo
@ainamazava39097 жыл бұрын
ts nanimba ny tena sy ny tarika fotsiny ny mpikambana tsirairay ao fa ny tena simba dia ny fahatsiarovana ao ao anatin ny olona mpankafy anareo !!!! nosimbainareo koa ny mpankafy!!! tiava marina tokoa dia ataovy izay tianao atao" " alina am-pivahiniana ...ianao ianao maria no tokiko"
@dimbiarimananarambelofiana18013 жыл бұрын
Tsara be e tohizo fa tsara
@benjamina72997 жыл бұрын
nareo zany le kopi-kole ny ainga mazava ho azy, ra zao fandehana zao
@jeandelphinratsimbazafy37097 жыл бұрын
"ILAY VOALOHANY" (Hafa ihany ho'aho ilay voalohany...). Ianareo mitambatra no tena izy, ka miangavy re, fa mino aho fa mbola misy ny azo atao. Marina fa samy mahay mihira ianareo, saingy ilay "FANAHY NY AINGA" mihitsy no tsy hita intsony raha am'izao endrika izao...
@felanamamitiana73807 жыл бұрын
ratsy be na le sipa aza tsy hanahaka mitsy,zany we mba mihira ny olona de mba te hihira ko le tantely tssss milay.Nenay ze napetraki Zokib ihany a.
Izany ka revy manja sy vazo milay!!! Merci Tantely a!! hafa ihany ny feonao e!!
@joakimrandrianalisoa62127 жыл бұрын
hafa ihnay tokoa marina eee
@kintanarandria92416 жыл бұрын
tsara tokoa ilay hira
@stephanerakotomanana39187 жыл бұрын
tsara ny hira, fa dia nahoana loatra anefa no natao toy izao, mba omeo fanazavana mikasika ilay fisaraham-bazana hoe iza no Tarika Ny Ainga 1, dia iza ny Tarika Ny Ainga 2
@Gnome23e7 жыл бұрын
ay le TANTELY ty tena olona tsy misy fotony mitsy kay!!
@rarinysitrakiniaina76696 жыл бұрын
Mankasitraka amin'ilay hira fa tsara. Saingy torohevitra sy fiangaviana ny ahy zahaly raha mba azo atao a, tsy aleo ve miezaka manetry tena dia mba lay efa teo aloha hatrany no hohatevenina a! Ny olona rehetra efa tena mahafantatra fa tsy ity lay tena Ny Ainga fa vao niforona fotsiny. Mahafinaritra nge reny ANKOALABE , AMPELASOA reny miatambatra e! Raha misy ny olana tsy misy afa tsy ny fanetrentena sy ny fifampileferana ary ny fifampiresahana foana no vahaolana. Zah tena azo lazaina ho voalohany amin'ny fankafizana Ny Ainga fa zay no hitako mampilamina ny saiko lay mitambatra ihany. Sady lasa mampalahelo lay ezaka vitan'i Om-gui raha hosimbana toy izao lay tarika tena mba sangany eto Mada
@lucierabeson76175 жыл бұрын
Mba hovay le anarany le tarika ry Ainga sandoka a!
@njarvandrian94642 жыл бұрын
Tsara be e,hafa iany ny feo an'i Tantely.
@rivoniainaandrianony32037 жыл бұрын
Mlay ranga le vaz a! ny panenjika tou jour afar e! merc Tantely ah
@ericrandrianantenaina59167 жыл бұрын
silba ranga le tarika a!tsssssssss aleo mitambatra nareo ka!!
@geromeaimeratsimbazafy66887 жыл бұрын
zay vo tena sakoroka ambony ambany eeeeeeeee.. indrisy e. ze ataonareo eo e. Jerevo ny tarika REBIKA. aiza ny fiafarany e.
@rijarazakanaivo61217 жыл бұрын
ka vao lasa enjana Om Guy,dia hita fa taraky le tarika,ts mb maka lesona ry zareo reo very manomboka eto ndray zan ny tarika raha izan.
@malalatianasabine80357 жыл бұрын
tsara be mankasitraka ô tohizo fa tsara
@miarimalalaharivonjytahiry20974 жыл бұрын
Tsy otranzany ilay Ny Ainga fihainonay hatramizay fa ovainareo
za aloha tsy miasa saina izay adiny any, fa ilay hira aloha dia kanto e, tiako satria malagasy tanteraka
@zafiarison50507 жыл бұрын
Aleoko lavtra ilay Zaho ho vadinao Hafa ihany Ny hira noforonin I Om Gui
@naemrand9697 жыл бұрын
Tsara le hira fa le izy misandoka anarana no tsy mety. Tantely efa tsy tao amin tarika intsony fony Om Guy mbola velona. Io sipa io choriste no place nomen i Om Guy azy Mpanararao paty tsy vanona ireto. Maninona rah atao hoe tarika Tantely
@volaniangavola75667 жыл бұрын
Zafi Arison eny wa reny no ten nianga original
@sitrakaandrianjafy55167 жыл бұрын
tsy mety ve raha mba atambatra ho iray toy ny taloha ihany e!
@setraandriamparamalala90517 жыл бұрын
Rehefa tsy miaraka aminy luk sy ry do dia fosika fa tia kely
le gadona aloha de tsy ngadona nahafantarana an i ainga mintsy e,sady io tantely io ve tsy efa niala tao amin ny tarika fon i Omguy mbola velona sady efa nandeha irery de mbola iuy ndray no manakorontana ny tarika ao,maninona zao raha natao anarana hafa ny tarika fa tsy natao oe i ainga koa......ts azoko mintsy le tina ahatongavana
@anjaniainaandriamiarisoa59487 жыл бұрын
d gaga enao. tsy zay aloha le gadona e, Le tantely zany efa manana tarika dia miovaova otrn panao politika ndray fa mitady vola fotsiny
@fleuriarahantarisoanote93427 жыл бұрын
ça çe vrais je suis d'accord avec vous !!
@joakimrandrianalisoa62127 жыл бұрын
inona Blem !
@heritianarandrianandrasana35447 жыл бұрын
ataov otran le taloha ren ian e...ts tinay mpakafy zaw a....alewnai Miova artista akafizina ra otrzaw n fôn e
@ianjatiana4847 жыл бұрын
Ra za nareo miombona fa tena mapalaelo be
@edithrazafimanantsoa33067 жыл бұрын
tsy izany kosa ny Ainga e!😞😞😞
@linahnarindra92877 жыл бұрын
Hafa ihany lay original fa lainga lainga .fitaivam-bola ve sa de inona loatra fa tsy afaka nandefitra mitsy ve ijanona ho tarika iray ???
@dafafanomezantsoa716 жыл бұрын
fa ahoana ry Tantely a?????? sady tsy gadona no tsy toniny...
@ramihramih65797 жыл бұрын
le feo-na totokafo ratsy be tssss!!! anareo io fa ataovy ao zay tianareo, en plus ny avonavona ihany no mahatonga hanao zavatra ohatran-izao, tsy vitan'nny mokon-doha daholo anie ny fiainana ee!!!!
@JeanClémentANDRIANAIVOSON8 ай бұрын
ianao aza tsy manana oreille musicla akory nefa mba miseho tsara, fa na ainga io na tsia rehafa tsara dia tsara
@tianatina88007 жыл бұрын
Mamparary kibo be mihaino an ilay hira,miverena miaraka am Luc sy Do ry reto fa tsss
@JeanClémentANDRIANAIVOSON8 ай бұрын
kibo misy aretina izany
@minosymitia65567 жыл бұрын
Ity ilay douda sy ilay tantely.ity ten mapm be. Ita mits oe tia vola.toetsaina.mapalaelo
@fleuriarahantarisoanote93427 жыл бұрын
+Razanambololona Mariette. zany mitsy mampalahelo ni toetsainy zareo. tsimenatra miatsara velatsihy. zao ve de fanao ?? fitoavam-bola zao ka sady NY AINGA sandoka koo !!
@joakimrandrianalisoa62127 жыл бұрын
rehefa tsy maharaka dia mipetraka ry kala ratsy saina reto aaa! Nga nareo no mpandamina
@ianjatiana4847 жыл бұрын
Razanabololona Mariette sady le hira tsy gadona an Ny Ainga
Raha teo om guy tsy anao mitsy reo oe Ny Ainga fa namoron afa hanindrina anzreo.tsarb le hira f le tarika tokn miov le anara .
@fanjaambinitelo91267 жыл бұрын
inona ko ary ty mivadibadik tarik ity ry Tantely a .sa ts nalaza n tarik tantely tany de niverin ny ainga nf ainga sandok zani n fiantso anzao 😒
@fleuriarahantarisoanote93427 жыл бұрын
+ Fanja ambinitelo, zany mitsy NY AINGA sandoka zao !! tsimenatra miatsara velatsihy ri zareo !!
@joakimrandrianalisoa62127 жыл бұрын
Mpiray tampo zareo ary izay no nandaminany azy, Douda zokiny manana zo tsara mihitsy fa tsy nareo no mpanaratsy kala ratsy loha be tsy misy ilavana azy ity...pfff
@ianjatiana4847 жыл бұрын
Fanja Ambinitelo calm calm 😂😂😂efa ita fa nanao fanambarana izy fa tsy anao Ny Ainga tsony kosa e
@patrickandrimanampilala97807 жыл бұрын
mitambatra de equipe mlay
@onjafaniry30227 жыл бұрын
Tsara be le hira!! mankasitraka oh!!
@louiseedouard93877 жыл бұрын
Tsara be ilay hira fa tsara raha miaraka daholo ny Ainga.
@associationzanakambanivolo16882 жыл бұрын
@@louiseedouard9387 irariako ny hiverenan'ny tarika Ny AINGA ho iray. vonona hanohana hatrany
@claudehoussein74296 жыл бұрын
Merci beaucoup, NY ainga.
@volarasoazanamaro41773 жыл бұрын
Tambazo
@ainamazava39097 жыл бұрын
tsy azo atao mihitsy ve le atao hoe mifandefitra?
@claudehoussein74295 жыл бұрын
Bonne courage ???????
@associationajuva127 жыл бұрын
TSARA LE HIRA FA IZA DAHOLO NO TENA MARINA OE MANDRAFITRA NY GROUPE NY AINGA AMIN'IZAO?
@maherisoaralison40017 жыл бұрын
Tsara e!!
@priscaratovoarimanana3857 жыл бұрын
fa nga mis pb izy reo ra ts mahadiso azfad
@lydiealicearinivo29127 жыл бұрын
Aoka hiteny sy haneho hevitra am-pitiavana na dia tena mpankafy aza isika fa tsy hanampy trotraka ze efa ratsy e!
@cyrillerakotomalala79487 жыл бұрын
farafaharatsiny mba ovaina ilay anarana tarika e.
@heritianarandriamihaja55257 жыл бұрын
m'lay le vazo e!
@malalaravaka65087 жыл бұрын
Fa aon ko zao!?Ny Ainga aon ko ,zay ranga tsy tia anzao ah,ze d'origine iany,manin ra atao anaran hafa...lasa zvtr tsis hasiny ilay tarika mba nikirizan'i Leader atr@zay.sad tsy tsr ko le feonle vevav eee,tszan nfeon Ny Ainganay D mba asivo fanamarihana kel oe tsy l tena vrai rf manao spectacle fa sao zay voafitaka
@rahanitriniainamarieveroni52967 жыл бұрын
Fa maninona raha mifandefitra e? vao lasa zoky be dia izao no hafarany Tarika? iza no tena Ny Ainga??? tsssss
@hahahahhfdsodd12427 жыл бұрын
ijery com fotsin n ahatongavako eto
@rasolofonirinaharizo25867 жыл бұрын
tohizo fa tena tsara
@nirinahenintsoa48547 жыл бұрын
Eeuh fa misy firy ny tarika Ainga azafady!! Sady to otran'ny olona tsisy fantatra izy zani!?Manina zao raha atao anarana hafa izy ty! Pffff
@diarynadia21066 жыл бұрын
Fa manina reto ra mamorona anarana vaovao e , marikoriko tsssss , tsis saina
@adelinerasoa64096 жыл бұрын
Ny Ainga koa zareo ko ahoana no hamorona anarana vaovao? Tokony hifanaiky hitambatra groupe iray fotsiny zareo dia milamina
@hasinjakanjivamisaharilala33047 жыл бұрын
Tantely a...aza simbana ilay Groupe manantatara! Mampalaelo ra izao no niafaran'ny Ny Ainga. Efa itako le iz tamle Live tao Antsonjombe, ra nahita ny olona dia tsy afk mb manarak fandaminana i Tantely, avereno jeren mo koa...Rehefa tsy tafita ilay tarika noforonina, dia ts tokn itondr zvtr korontan, mampisara-bazan n tarika kosa. Dia iza no atao hoe Tarika Ny Ainga mo izany amin'izao,????
@solotianafabienrakotomalal31515 жыл бұрын
tena lany henatra ilay Tantely! ngah tsy tafa ilay Tantely ny Feo ? DOUDA a! miverena manampy ny zandrinao !tsarovy f noho iOm GUI no nialan' i Tantely tao! d maty izy ve d hiverina ianao? mba menatra
@lucierabeson76175 жыл бұрын
Ka le sipa Io tsy mety miala fa mitomany ho tompotoerana @feondry Hasinah.sy ry Tyah Ary Tsanta ko!
@noaxpixfull78807 жыл бұрын
ratsy be feonle tsin Sanatria otran pazzapa
@joakimrandrianalisoa62127 жыл бұрын
nanao kosa efa fialonana diso tafahoatra sy fankahalana !!
@ianjatiana4847 жыл бұрын
noax pixfull sady tsisy gadona oe Ny Ainga mintsy
@mendrikaaurelienrazanajato85667 жыл бұрын
le ray no tiako fa zao lasa na zay mpankafy aza tsita oe iza no tena raisina
@adelinerasoa64096 жыл бұрын
Raiso daholo :-)
@lucierabeson76175 жыл бұрын
Le misy any Luc sy Do reo no tena izy ,fa ny ankotrany Zay de tsy izy
@lalymarie75367 жыл бұрын
😕tsy tsara e!😒za manoka lo tsy!!!!
@harimiorarandrianarison1187 жыл бұрын
Ratsy be tena ratsy
@yvestcherinahandriandrina68236 жыл бұрын
fanaratsiana sy fankahalana olona no betsaka ato .tsy mba mahay mankasitraka pffff
@marcelrandriamanantena7967 жыл бұрын
aleo tsy mihatsara iveltsihy fa tsy tiko ilay hira. eto no mampisongadina ny maha andrarezina an i Omgui raha amn lafiny kanto. en plus.... pffff aleo ts iteny fa efa nambaran sasany