IANAO NO MPIHIRA GASY VEHIVAVY ANISAN'NY MAHAY MIHIRA. MANANA FEO IANAO RY VOAHANGY. NY TENA NAHAFINARITRA AHY DIA NY NAMPIASANAO NY FEONA HIDERANA AN'NY TOMPO. ANDRIAMANITRA ANIE HITAHY ANAO NA MIVOAKA NA MIDITRA. AMEN!
@randriampamonjijaonatsinjo57347 жыл бұрын
Louis RAZAFY v
@randriampamonjijaonatsinjo57347 жыл бұрын
Misaotra Voahangy amin'ny fitiavan-tanindrazana! Tena tsars saina mihitsy ianao!! Mankasitraka
@ratahinafafah50698 жыл бұрын
mba tehahita an'i Voahangy aho aty France ,aiza enao oooo
@noelinemedalin32134 жыл бұрын
Maro ny mpihira malagasy fa i Voahangy no omeko ny laharana voalohany raha ny amiko manokana ny hirany rehetra dia samy tiako daholo
@crocosmialao12 жыл бұрын
misaotra Voahangy ah, hafa ihany ny any amintsika eh, tsy atakalo ny hafa! mampamangy ny any an-tanàna! tena manina tokoa maheno ny hiranao zao!
@adamyimbi24595 жыл бұрын
marina hafa ihany ny any aminay ambanivohitra lay tananako zaay eeee tsy atakalo
@herihaja5415 Жыл бұрын
mankasitraka Voahangy fa malahelo ny longo fianakavina Badona sy Havendranina tsy misy farany ity
@evahevah1745 жыл бұрын
Marina mitsy zany e!! Mankasitraka
@ratahinafafah50698 жыл бұрын
hay v ef ela t'y hira t'y e mampalahelo b aho nef tena tiko b t'y hira t'y !n'y hiran'i Voahangy rehetra en faite,hatsiarovako an'i Maman any an tanana ,n'y iray tampo amiko rehetr
@ainalina7937 жыл бұрын
Mbola hafa ny any aminay. Tsara e
@reneedebonneviedepogniat79175 жыл бұрын
Vert good 👏🏽👏🏽👏🏽❤️🇲🇬👍👍👍
@noelinemedalin32134 жыл бұрын
Mampihetsi-po io hiran'i Voahangy io indrindra raha mipetraka aty ampitan-dranomasina ho ela velona anie ny mpihira sy mpanakanto malagasy fa tena raitra tokoa
@elisearthemise98818 жыл бұрын
marina ny hiranao afa hiany ny any aminay
@solofonarivorandrianaivo39098 жыл бұрын
zaho rehefa tsy eto an-tanana tsy sah mandefa an'io mitsy fa tonga dia manina tanteraka, tena tsara lay hira
@g.elminerasoatantara58307 жыл бұрын
marina fa mbola hafa ny any aminay " Madagasikara "