paster izy ko ts anao akanjo fotsy lava, sambia mitazony ny foniny , fa aza mifanirasira toy zany, fa anao ve ahone...io no tena finohana misy famasinana ry ravavy raha tsy ainw!!
@marieanna22227 жыл бұрын
kkkkkkkk.tena marna aby ny teninao io paster! fa zavtr kely dia mampisaraka, sd lilay ko no maditr ts laitr teneny! kkkkkkk..amen be
@ninonrandry72777 жыл бұрын
Fa hitako T@ internet izy ireo tany Afrika fa le fomba fivavahana any mintsy no hentiny any dago,de hitako hoe misy tsy milamina, maninona betsaka ny pasitera miala tsy miasa ao intsony ? Fa filazantsara de prospérité ny ao fa tsy de misy fifadiana ny ratsy loatra ,tao za no niala,Ny pasitera miamanakarena ny mpino sahirana,fihinanana composé kely mba sakafo antoandro ny mpino fa ny vola lasany rakitra na hividianana boky daholo ,mampalahelo!ny fiainana tsy miova ny ratsy hatao ihany tsy misy fibebahana ho avy ne reto Jesosy ee .Aza manompo olona zany koa fa ireo ary no tokony hanompo ny mpino .Fitiavana no hilazako fa za ary nanenina nitondra ny havako tao,tsy ao intsony ry zareo zao,fa miala ry reto ao a !Jereo ny fivavahana sandoka any Afrika ao @ internet dia ho hitanao.Mibebaha,miverena @ Andriamanitra Tsitoha @ alalany Jesosy ,vakio ny baiboly,de handray anao Jesosy sady tiany enao no tsy tiany ho fitahina fa izao no andro farany.
@fleuristeamada50598 ай бұрын
Zah tsy mivavaka ao fa nandraisako lesona fampianarana ny Bishop ty Refa tsy aminao ilay fiangonana dia miala fotsiny fa aza manaratsy olona zan