Manasa antsika anaraka tsara amin'ny fanahy mivavaka izao fampianarana izao. Famaritana marina ara-baiboly ny atao hoe "fibebahana". Ny Fanahy Masina handresy lahatra antsika tsirairay avy.
Пікірлер: 18
@planetcyber22036 жыл бұрын
deraina Jesosy fa mampalala ny fahamarinany rehetra Izy, ka izay aho vaho tena malala ny fibebahana marina,ka misaotra anao ralaha misa ary ny mpiaramiasa aminy fa tsara ny fampianarana atahonareo ka tohizo fa masoa ny olona rehetra ra misy mankatoha izany fampianarana tsimisy klema izany dia inoko fa hovonjena izy. voninahitra dia hoany Jesosy irery .AMEN