NY FIDINAN'NY FILOHAM-PIRENENA Andry RAJOELINA TENY IVATO ... [ Andry Rajoelina ]

  Рет қаралды 1,396

Gasy Tv

Gasy Tv

Күн бұрын

Пікірлер: 23
@annickmaeva9120
@annickmaeva9120 3 ай бұрын
Isaorana ianareo fa; Tena ilaina ny fiovan - tsaina sy fomba fiasa RATSY FOMBA mampi -taraina sy manala baraka isika Malagasy, ary tena efa mampi - tseky, mampiasa loha rehefa hidina ao Tana e! Antegna efa reraka @ voyage...mbola eo koa asa loha be @ ireo entana kely hentinao.... hanakory koa ???? Zaho aloha sahiko milaza fa; Tsy tiako midina ao i VATO e! Efa tsy fidiny, tsy mahazo toerana à Nosy be, n'a hoe ; LANY DATE, PASSEPORT Gasy....fa raha tsy zany... Zaho avy nitondra olona telo, miampy zaho, ah! Tsy manin - droa koa .😂 . Nahampy baraka nahazo zaho t@ zay !!!!!😅 ,Hoy zareo tamiko. Efa karaha io zegny l' aéroport nareo eto Ivato ?????... Ka mirary ny fiovana FIASA RATSY FA; MANALA BARAKA SY TSY MAMPI TOMBO NY MPIZAHA TANY, NO SADY MAMPIARY LALANA NO SADY MANDRERAKA SAINA .... PS ; EFA NANDALO ESCANNAIRE ...IREO ENTANA MIALA ETY ANDAFY... VIVE LA RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR
@AESDE-t9i
@AESDE-t9i 3 ай бұрын
Aiza n'y Ministre des transports e.
@annickmaeva9120
@annickmaeva9120 3 ай бұрын
Misaotra no Mr le Président, @ zao fivoriam - be zao. Ainganie mba hiova @ io fiasa RATSY FOMBA io zay mpanao azy. Tokony 6 mois rotations miasa ao , ary zay misy lesoka, Tsy averina intsony. Ary tokony mahay miteny vahiny ( Français, Anglais...no miasa @ terrain. )
@reyph742
@reyph742 3 ай бұрын
Avion tsy ananana nefa be WERAWERA fatahatany. RAINIDEDAKA.
@DomiDaurin
@DomiDaurin 3 ай бұрын
Na anao commentaires ary toa mataotra daholo 😂
@eliramiliariniaina2207
@eliramiliariniaina2207 3 ай бұрын
Marina izany
@daniafouilloux9081
@daniafouilloux9081 3 ай бұрын
Fandraisambahiny aloha zero zéro zéro 0000000000. Teny havonavona, teny henjana, loha mihanjonanjona no fombany malagasy izay miasa ao Ivato surtout ary mbola tsy voatonona eto koa ny mpiasa bureau, ny ao amin'ny fasahasalana aza efa tsy tenenina... Tokony roahina amin'ny asany daholo ireny. Mankaleo by fiainana à Madagasikara.
@LivaSeverin
@LivaSeverin 3 ай бұрын
efa mazatra io
@tianasaib9003
@tianasaib9003 3 ай бұрын
Ireo izy mianakavy tena panao kolikoly bé havo lenta eny ivato
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 3 ай бұрын
Tsy antenaina io juste fisehosehoana fona
@hollinciabeasara7033
@hollinciabeasara7033 3 ай бұрын
Tsy mampiova zareo io nga anao mipetraka eo fona rehefa mandeha manao ihany koa fa rango ela io tsy miova zany
@tianasaib9003
@tianasaib9003 3 ай бұрын
N'y problème Dia tsy nahita fianarana daholo ireo olona ireo inona n'y diplôme tsy misy izay no maha kely saina azy ireo
@jabouwadymalakengny6825
@jabouwadymalakengny6825 3 ай бұрын
Populisme
@heryZafirsimietry
@heryZafirsimietry 3 ай бұрын
Na Avion aby tsy ananan'i GASY,,EFA Io no style,SEHOSEHOfahatany
@tianasaib9003
@tianasaib9003 3 ай бұрын
Corrompu daholo ireo olona ireo Tia vola loatra ireo gasy tsy Mila azy ireo
@ANSLAVERITECHRISTIQUE
@ANSLAVERITECHRISTIQUE 3 ай бұрын
VAO 3 SEMAINES NY TELEPHONE KO NANJAVONA TSY HITA TEO AMIN’NY FANDALOVANA AMIN’IO SCANNER - SCANNER IO TEO FA NOHON’ILAY TELEPHONE IDENTIFICATION FACIALE DIA NAVERINY TAO ANATIN’I BAC PLASTIQUE 1 TEO AMBADIKA AKAIKIN’IO SCANNER IO TEO HAINGANA ILAY TELEPHONE. NY FANAVAKAVAHANA VOLONKODITRA AMIN’NY SAMY MALAGASY DIA AO DAHOLO ARY EFA TSY VOARAHARAHA INTSONY KOA. AMIN’IO FANDRAISANA OLONA AVY ANY HIVELANY IREO INDRINDRA NO TSY MAINTSY HIDIRAN’NY FANOKAFANTSAINA IZAY MAMPIVOATRA NY SAIN’I 90% N’I MALAGASY ARY HAMPIVOATRA IHANY KOA NY FARIPIAINAN’I VAHOAKA MALAGASY MARO DIA MARO IREO. RAHA MIVOHA MIAKATRA MIVOATRA AMIN’NY FIOVANA MADIO, MAHITSY ARY AMIN’NY MARINA NY TOETSAIN’I ANKAMAROAN’I VAHOAKA MALAGASY DIA MIOVA HAINGANA SY MIVOATRA HAINGANA IHANY KOA NY FIAINAN’I VAHOAKA MALAGASY MIAINA AMIN’IO ( NOSY ) MALAGASY IO. ( NOSY ) IO FA TSY MITAMBATRA AMIN’I FIRENENA HAFA DIA MBOLA AFAKA MIOVA SY MIVOATRA HAINGANA ARA - TSAINA SY ARA - PANAHY KOA. FANOKAFANTSAINA NO VOALOHANY INDRINDRA ARY ATAO ASA GOAVANA INDRINDRA EO KOS DIA HO HITA EO NA HIOVA SY HIVOATRA NY FISAINAN’I MALAGASY SY NY FARI PIAINAN’I MALAGASY MARO IREO NA HOE: TSY NIOVA NY FISAINANA SY FOMBA FIAINANA EO. AMPIAKARO NY KARAMA N’IREO OLONA REHETRA MIASA AO AMIN’IO SERANANA IO MBA HIJANON’NY TAXAGE MIAFINA AVY AO AMBADIKA IZAY TSY EO ANATREHAN’I CAMERA IREO . ATAOVY MAHAMPY MAHAZO VARY 1 GONY SY VOLAMBAZARY 10000 ARIARY ISAN’ANDRO DIA MANAO ASA HAFA KELY AMBADIKY IO KARAMA IO NY OLONA IZAY HANAMPIANY NY VOLANY ANEFANA JIRO SY RANO ARY KOA NY HOFANTRANO SY DROIT DE SCOLARITÉ NY ZANAK’IZY IREO KOA. RAHA TSY MAHAMPY NY KARAMA N’IZY IREO KA TSY MAHAVOALOA NY: VARY 1 GONY HOFANTRANO 1 VOLANA VOLA NDAOKA 1 VOLANA JIRO 1 VOLANA RANO 1 VOLANA DROIT FIDIRAN’I ANKIZY ANTSEKOLY MIANATRA 1 TAONA SIRAMAMY + SIRA + MENAKA KELY AO ANATIN’ IREO LISTES IREO IZAY ISAMBOLANA DIA TSY HIJANONA NA HOVIANA IZANY MIHINTSY NY TAXAGE ATAO N’IREO SAINA MPANAO TAXAGE AMBADIK’IREO CAMERA IREO AO ANATIN’IO SERANAM-PIARAMADINA IO AO. KOLIKOLY LAVA HATRAMIN’IZAY KA HATRAMIN’IZAO ARY TSY HAY HOVIANA IHANY KOA NO HIJANON’IO FOMBA RATSY SY MALOTO N’IREO MPANAO IO ASA RATSY IO AO. SITRANINA ALOHA NY VAY MARARY AO ANATIN’I SAINA SY NY VATANA DIA MIRINDRA TSARA ARY MANDEHA MADIO SY MAHITSY ARY TENA AMIN’NY FAHAMARINANA TSARA NY FIASANA AO AMIN’IO SERANANA IO AO. IREO MPISAVA AMIN’IO SCANNER IO EO NO TENA LOZA AMIN’ANTAMBO AO AMIN’IO SERANANA IO AO. IREO DOINNIERS IREO KOSA DIA MPAMITAKA DAHOLO MBA HANAKORONTANAN’IZY IREO NY SAIN’OLONA MIDITRA SY MIVOAKA EO. PAMPIHOROHO # FAMPAHATAHORANA NY SAIN’OLONA NO TENA MAHERY VAIKA SY MANJAKA AO AMIN’IO SERANANA IO AO KOA. RAHA TSY MIOVA HAINGANA NY ZAVA MISY IZAY MALOTO DIA MALOTO AO AMIN’IO SERANANA IO AO DIA TSY HO HELA NO HIVADIKA SY HO LASA ( TERRORISME ) NY AO. RAHA MBOLA MITOHY HATRANY NY TOETSAINA AMBANY TAHAKA NY ATAON’IZAY MANAO AZY AO AMIN’IO AÉROPORT IO AO DIA NY HO AVY TSY HO AHARITRA HELA NO AHITANA IZAY HISEHO REHETRA EO. MANIMBA NY SAIN’I MALAGASY IZAY MBOLA TOKONY HO HAVOTANA SY HO HAVOTRA KOA. MANALA BARAKA NY FIRENENA MALAGASY. MANDOTO NY VAHOAKA MALAGASY MARO DIA MARO IZAY MBOLA MADIO SAINA IHANY KOA. VAY ANKANDRINA , SADY MARARY NO MAHA MENATRA MANALA BARAKA NY MALAGASY SASANY.
@tianasaib9003
@tianasaib9003 3 ай бұрын
Heureusement madame Henriette n'était pas là sinon catastrophe naturelle
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 3 ай бұрын
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Hafatra hoan- tsika Malagasy rehetra : tsy ny fidinan'i Atoa.Andry Rajoelina eny no hanafaka ny olana re tompoko ! Isika Malagasy mihintsy no olana mipetra h@ izay ! Efa rakotrin 'ny fahantrana i Madagaskar dia mbola tsy tonga saina ihany ny mpitondra ? Efa lasa leo ny olombelona Malagasy izay tsy manao io toetra ratsy io tompoko ! Manomboka avy any ambony ka h@ aby ambaratonga ambany dia feno kolikoly avokoa ! Ary eto Madagaskar irery no ahitana kolikoly toy izao tompoko ! Efa tsy filaminan- tsaina intsony no hanaovan'olona vacance eto Madagaskar eto , na fiaraha- moninana miainaa eto aza : dia efa leo ny vahoaka , fa lanin'ny akory hatao ! Masina ity Madagaskar ity !
@tianasaib9003
@tianasaib9003 3 ай бұрын
Vrai n'importe quoi
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 3 ай бұрын
Mais n'importe quoi ! tsy manao inventaires-ny itinéraires ny Gare no aleha fa ny hijerena an'ireo douaniers maka vola (euros kely)@ passagers mitondra "cadeaux"kely ho @havany ! Tsy misy initiatives hijery zay tokony ho atao io rajoely io etant donné qu'il n'a pas fait d'études fa on l'avait posé là comme une "marionnette" et le Résultat est là : manao zay tiany ny mpiasa satria ny lehibe samy mameno ny paosiny ka pourquoi pas nous? C'est triste mais c'est la Réalité. Ireo Administrations rehetra autour , pareilles daholo !
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 3 ай бұрын
Misaotra betsaka anao Meur.Pr.Andry Rajoelina @ hoe : haratsiam- panahin'olombitsy ?
Comprendre le chaos au Liban (et la montée du Hezbollah)
22:25
Le monde en cartes
Рет қаралды 43 М.
Friends make memories together part 2  | Trà Đặng #short #bestfriend #bff #tiktok
00:18
Elza love to eat chiken🍗⚡ #dog #pets
00:17
ElzaDog
Рет қаралды 16 МЛН
这是自救的好办法 #路飞#海贼王
00:43
路飞与唐舞桐
Рет қаралды 92 МЛН
What does Turkey's BRICS membership mean?
19:07
GZT
Рет қаралды 57 М.
ANATIROVA : FO MITEMPON’NY FIANDRIANAM-PIRENENA, REHAREHAN’NY MALAGASY
8:53
Présidence de la République de Madagascar
Рет қаралды 4,1 М.
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 24 М.
Friends make memories together part 2  | Trà Đặng #short #bestfriend #bff #tiktok
00:18