Ny holatrao - Ny Feo Mamatonalina

  Рет қаралды 949,599

Nyfeo Mamatonalina

Nyfeo Mamatonalina

Күн бұрын

Пікірлер: 105
@Njakasoa
@Njakasoa 6 жыл бұрын
Mampatsiahy ny naha-choral anay tany Diego taona maro lasa izay. Merci SEIGNEUR, c'est TOI qui dirige la vie de tes enfants. ..Amen
@rakotosononimalala6830
@rakotosononimalala6830 6 жыл бұрын
Fony tany Ambilobe ihany koa zahay de efa nihira an'io tao @ Choral. Tsara loatra io hira fa mampahery... an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra
@erickaeleonor8783
@erickaeleonor8783 9 күн бұрын
Seigneur Jésus je te confie nos blessures au cœur. La perte de notre beau-frère Rivo nous est insupportable 😭
@hanitranilsson2977
@hanitranilsson2977 2 жыл бұрын
Ndryyy! Tena tsara ♥️. Misaotra Jesosy Kristy Tompo ô! Anao irery ny dera. Misaotra anareo, Tena manina aty lavitra aty. 🌹♥️
@theotheogene7256
@theotheogene7256 5 жыл бұрын
Ny fanavotanao no lova soa ho anay.Ry jeso o misaotra anao tokoa zahay🙏🙏
@santosspaveros4743
@santosspaveros4743 Жыл бұрын
Tsara loatra!!! Misaotra Anao Tompo amin'izany talenta mahafinaritra nomenao an'ireto mpanomponao ireto🙏🙏
@rasoaniainanadialeonard2633
@rasoaniainanadialeonard2633 6 жыл бұрын
Misaotra , tena tiko be hira zay , nihiranay tami choral io 💕❤️😍🙏🙏 Misaotra anao Jesosy 🙏🙏❤️
@bakorazaiarimisa9904
@bakorazaiarimisa9904 3 жыл бұрын
Tiako be ity hira ity fa souvenir nay sy ny vadiko ......
@alonzabonza3659
@alonzabonza3659 5 жыл бұрын
Mahatsiaro ny eee AMAM Andtainarivo ,misaotra Jesosy ooo nohon fitiavanao anay Amen
@joharyfanomezantsoarandimb8068
@joharyfanomezantsoarandimb8068 5 жыл бұрын
Mampahery, mampiorina amin' ny finoana sy ny fahtokina an' Andriamanitra ny Hira! Ho an' Andriamanitra ny Irery ny Voninahitra. Ny Tompo homba ny feo mamatonalina, hambabo olona maro ho an' i Kristy anie ny hira hataonareo ry havana! misaotra indrindra
@NicoleRABE-fo4yq
@NicoleRABE-fo4yq 10 ай бұрын
Tsy mahare tsiron’ny krismasy aho raha tsy mihaino ity hira ity, fiadanana anie
@anibrorfr9189
@anibrorfr9189 8 жыл бұрын
Misaotra an Jesosy nanome anareo talenta fa tena mambabo fo , na ny tononkira na ianareo mihira azy , mahazo hery ny fanahy mankasitraka tompoko
@armandodapa4955
@armandodapa4955 5 жыл бұрын
Misaotra Jesosy oh noho ny fitiavanao lehibe nomenao anay.Mankasitraka .
@emeliezafy5280
@emeliezafy5280 2 жыл бұрын
Misaotra amin'ny fitiavanao anay lehibe indrindra Tompo Jesosy ô
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 4 жыл бұрын
2020 tiako be ny mihaino ity hira ity. Surtout ny feon'ilay "ramatoa" a farany. Miara-mihira aminy aho à la fin dia latsaka ny ranomasoko misaotra a JESOA!!!Amen!!!!!
@minonir4764
@minonir4764 2 жыл бұрын
Rehefa miaino Ity Aho mitony tanteraka n'y fo. Misaotra an i Jeso Dia misaotra anareo.
@jororandrianotahiana7694
@jororandrianotahiana7694 5 жыл бұрын
Raha tsy noho ny famonjena nataon'i Jesosy dia tsy misy azo antenaina isika olombelona (Isa 53:2-10). Tsara ny hira, tena araka an'Andriamanitra sy araka ny Soratra Masina. Mambabo fo. Minoa an'i Jesosy Tompo dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao Asa 6.31 - Mankasitraka.
@jhennieandreah1688
@jhennieandreah1688 3 жыл бұрын
Voninahitra ho an'Andriamanitra...Isaorana Ianao Tompo malala amen🙏
@rolandapostinona6107
@rolandapostinona6107 5 жыл бұрын
Iza no tsy ho ravo mahare ny fideranareo ? Misaotra indrindra. Tafiditra ao amin'ny playlist "Mormon tabernacle choir" !! Mirary fitahin'ny Tompo ho anareo.
@mariotkozone298
@mariotkozone298 5 жыл бұрын
Ny holatrao Jeso no fanavotana ho anay mpanota Amen...
@maria-fk3gu
@maria-fk3gu Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko tena mahafinaritra be ny Hira. ❤
@mankalazatsiry4539
@mankalazatsiry4539 4 жыл бұрын
Hira tena tsara sy mamelombelona ny fanahy. Ahatsiarovako ny mamanay
@mandimbymefyfanomezana6149
@mandimbymefyfanomezana6149 2 жыл бұрын
Tsara loatra!!! Misaotra Anao Tompo amin'izany talenta mahafinaritra nomenao an'ireto mpanomponao ireto
@juliennerazafy7144
@juliennerazafy7144 4 жыл бұрын
AIZA MOA NO MISY TAHAKA ANAO RAY SY ZANAKA ARY RY FANAHY MASINA HAMPIO AHO HAZAKA HATAO ANIE NY SITRAPONAO MBA HAMPIO TOMPO O AMEN
@sylvoalias
@sylvoalias 6 жыл бұрын
"Jeso misaotra anao tokoa zahay"jojeux paque á vous tous!!!Que le séigneur nous bénisse tous....
@fylala3681
@fylala3681 4 жыл бұрын
Ela b nitadiavak ty hita ity,tik b,Amen
@transitmahavita1244
@transitmahavita1244 5 жыл бұрын
Tegna tsara be le hira d mirary soa.tsara Jesosy
@tahina111
@tahina111 8 ай бұрын
Misaotra Jesoa o, mamy loatra ny fitiavanao
@anjalalainaarotianarandria1001
@anjalalainaarotianarandria1001 6 жыл бұрын
Tsara! Ahatsiarovako ny Amboarampeo Hoby CUR Vontovorona tamin'ny fahiny....
@miaranarazaf2930
@miaranarazaf2930 7 жыл бұрын
Tena tsara ilay hira ka misaotra e. Sady manampy fisaorana nisafidy ny fiangonana Ambohipotsy tamin'ny fakana sary sy feo.
@patrrakoto5401
@patrrakoto5401 7 жыл бұрын
Mankasitraka amin'ny fizarana hira mamelombelona aim-panahy - Mitomboa amin'ny Fahasoavana e !
@jeanramambason9588
@jeanramambason9588 3 жыл бұрын
Les amies et amis de Maman. With Love.
@nantenainaherinjatovo9006
@nantenainaherinjatovo9006 8 жыл бұрын
Ry Jesô oh, misaotra Anao zahay!!! tena tsara fa mankasitraka eh!!
@navarosamantha7421
@navarosamantha7421 4 жыл бұрын
Hahatsiarovako ny zandrin'ny mamako deuxième voix matanjaka be izay ity hira ity. Tahaka ny maheno azy maheno azy aho rehefa mihaino azy ity. Tiany loatra koa manko ity hira ity. Mankasitraka anareo fa tena tsara.
@felyrajerison424
@felyrajerison424 6 жыл бұрын
Tiko loatra ity ira ity..isaorako manokan radio vaovao mahasoa nampianatra ana nieno ity ira ity ka isaorako anareo ry NY feo mamantonalina tsara NY tompo e:)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Misaotra Anao izahay Jeso. :-)
@leilarakotoson9820
@leilarakotoson9820 4 жыл бұрын
Mangoraka ny foko isakin ny miheno zany tononkira mbavaka izany aho
@ahl1786
@ahl1786 4 жыл бұрын
AMEN be, tena tsara, mankasitraka koa tamin'ny qualité son sy image fa tena professionnelle
@herilalaojoseandriarimalal7583
@herilalaojoseandriarimalal7583 5 жыл бұрын
Mafy tokoa no nahazo an'i Tompontsika mba hanavotany ahy sy ianao! Misaora Azy @zavatra rehetra
@ravotahiry7202
@ravotahiry7202 3 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko fa Tena mampahery anay. Mandriampiadanana Dada malalanay.
@nainaravonjiarison9751
@nainaravonjiarison9751 4 жыл бұрын
Mankasitraka feno ny Hira, izay tsara tokoa, maniry indrindra ihany koa anefa, ny fahasoavan'ny Tompo ho aminareo Mpihira rehetra.
@jeandonnerandrianandrasana5777
@jeandonnerandrianandrasana5777 4 жыл бұрын
Mankasitraka mirary soa anareo choral n'y mamatonalina fa manamafy n'y finoana n'y hiranareo
@mankalazatsiry4539
@mankalazatsiry4539 4 жыл бұрын
Ny holatrao izay nangidy taminao....
@farafenosoarakotomanantsoa3648
@farafenosoarakotomanantsoa3648 5 жыл бұрын
Hatsiarovako ny fahazazana isakin,ny alahady hariva zany hita zany tany Antsirabe FJKM Filadefia Avarantsena tantara sisa
@mankalazatsiry4539
@mankalazatsiry4539 4 жыл бұрын
Such a wonderful song
@andreaandrianary3522
@andreaandrianary3522 3 жыл бұрын
@mananjafyjeandelacroix903
@mananjafyjeandelacroix903 7 жыл бұрын
Ny holatrao Jesosy no nampamatotra anay aminao
@natanarandriamanakasy7406
@natanarandriamanakasy7406 4 жыл бұрын
Fjkm tanora Marovoay gara mapatsiaro 👏👏👏👏👏
@rakotojaonamiarantsoa8767
@rakotojaonamiarantsoa8767 5 жыл бұрын
tsara e ,tena mandona ny fo tokoa ny tonon_kira e,mirarisoa ho anareo
@razafiarisontheo3231
@razafiarisontheo3231 6 жыл бұрын
mafinaritra!!! deraina ny tompo!!!
@heritianaminoofficial478
@heritianaminoofficial478 5 жыл бұрын
wao mis madamany io e mafnartr e derain ny tompo
@yolanderamilison4799
@yolanderamilison4799 7 жыл бұрын
Tsara be no sady manandratra. Mankasitraka e.
@SimonRabarison
@SimonRabarison 6 жыл бұрын
Misaotra Betsaka indrindra Jesoa ô!
@cfitaosy3902
@cfitaosy3902 4 жыл бұрын
mirary krismasy sambatra han'ny AFAPO rehetra!
@jonraha588
@jonraha588 4 ай бұрын
Tena ankafiziko indrindra rehefa izaho irery no ato antrano mihaino azy,
@Ndarike
@Ndarike 5 жыл бұрын
Velona ny fanahiko amy ty hira ity! Misaotra e
@annaraharindrainibe2645
@annaraharindrainibe2645 2 жыл бұрын
Tena tsara loatra😍🥰
@colomberama1575
@colomberama1575 5 жыл бұрын
Misaotra tokoa Jesoa o !!!
@razafiarisontheo3231
@razafiarisontheo3231 4 жыл бұрын
Mankasitraka fa mankahery!!
@rollandrandriamampianina9196
@rollandrandriamampianina9196 4 жыл бұрын
Anisany hira tena tiako indrindra, satry foana hihaino azy, tena mampahery..............
@rahmaatik607
@rahmaatik607 4 жыл бұрын
Aiza ny fiangonanareo ry malala isany ?
@jhennieandreah9054
@jhennieandreah9054 5 жыл бұрын
Misaotra Anao Jeso ô
@leaandrianivo9003
@leaandrianivo9003 4 жыл бұрын
Ilay getsemane mirakitra ao amponay.
@harisondorette5300
@harisondorette5300 3 жыл бұрын
Amen
@jeanmartin5057
@jeanmartin5057 4 жыл бұрын
Tsarabe misaotra tompoko
@malalienya8198
@malalienya8198 8 жыл бұрын
Misaotra Anao zahay Jesoa.
@jedidiaraveloarisoa6659
@jedidiaraveloarisoa6659 5 жыл бұрын
atsiarovako fotoana teny ambatofotsy teny ity hira ity!tsara ny Tompontsika e
@raoeliarinivo8328
@raoeliarinivo8328 6 жыл бұрын
Ry Jeso o! misahotra anao toko izahay
@bondyalan5656
@bondyalan5656 4 жыл бұрын
Misaotra Jesosy o
@mamynavalonarakotondravony3205
@mamynavalonarakotondravony3205 7 жыл бұрын
tsara be ry zareooo aaa. Mankasitraka eee
@fidyandriamihaja8069
@fidyandriamihaja8069 7 жыл бұрын
Légende 'ty ry zareo an!
@mimi26061
@mimi26061 6 жыл бұрын
Misaotra Anao tokoa zahay
@rakotoarisonarthureanatole65
@rakotoarisonarthureanatole65 5 жыл бұрын
Misaotra ny Tompo fa tsara izy Voninahitrra any amin'ny avo indrindra fiadanana ho antsika!!!
@rabezakasoabax6068
@rabezakasoabax6068 5 жыл бұрын
Misaotra indrindra re tompoko o.
@dinaravaoarimalala5921
@dinaravaoarimalala5921 5 жыл бұрын
Misaotra ry Jesoa o,soa novonjenao zahay,mankasitra fa tsara tokoa ny hira e
@jomong2885
@jomong2885 6 жыл бұрын
Tsra ee!!! Sao d mba misy manana Parole,zfd fa te mba ianarana tendren @ Guitare! Misaotra mialoha
@fanjajosianerabialahy333
@fanjajosianerabialahy333 4 жыл бұрын
🎶🔹 Ny Feo Mamatonalina 🔶 NY HOLATRAO 🔹🎶 1- Isaoranay eram-po sy eran-tsaina koa Ry Tompo Zanaharinay tsitoha Ny nanoloranao ny tenanao ho anay Ny rànao soa nitete no nanadio anay Ref: Ny holatrao izay nangidy taminao Jeso Zary kofehy nampamatotra anay Aminao Ny fanavotanao anay no lovasoa ho anay Ry Jeso o misaotra anao izahay 2- Nangorohoro mafy re ny fonao Jeso tia Nanjary toy ny rà nitsimoka Nasehonao ny indrafo izay tena lehibe Kapoaka nosotroinao tao Getsemane 3- Voasatro-tsilo tokoa ny lohanao Jeso Voakapoka sy nolatsaina koa Ny endrikao voaratra naharary Anao Ilay fonao tia hany sisa novelominao
@joseehenrietteravaonirina1204
@joseehenrietteravaonirina1204 5 жыл бұрын
Jeso o misaotra anao tokoa izahay
@mihalyrandrianantoandro3328
@mihalyrandrianantoandro3328 Жыл бұрын
tsara loatra
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 4 жыл бұрын
♥️♥️♥️
@yolanderamilison4799
@yolanderamilison4799 6 жыл бұрын
Misaotra e, tsara feo be le Mme nanao solo farany io. Mankasitraka tompoko.
@rajaonarisonmahefamalala8399
@rajaonarisonmahefamalala8399 4 жыл бұрын
Tsara ny midera
@ravorandriamanamizao8719
@ravorandriamanamizao8719 3 жыл бұрын
Tsara foana
@diamranaivoson2842
@diamranaivoson2842 4 жыл бұрын
Tiko lôtra iti hira iti,
@rakotoalisonnicole851
@rakotoalisonnicole851 2 жыл бұрын
Misaotra Jesoa. io Fi e!
@antoinetteraharisaina172
@antoinetteraharisaina172 4 жыл бұрын
MANKASITRAKA eee
@moniquerambatoson6474
@moniquerambatoson6474 4 жыл бұрын
🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@fortunatramarolahy2294
@fortunatramarolahy2294 5 жыл бұрын
Mankasitra Tompoko amin'ilay Hira Fanompoana
@menran1959
@menran1959 7 жыл бұрын
Falibe ny tena fa ela no nitadiavako hira io . Sao dia mba misy manana ny tonony. Misaotra
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 7 жыл бұрын
1. Isaoranay eram-po sy eran-tsaina koa Ry Tompo Zanaharinay Tsitoha Ny nanoloranao ny tenanao ho anay Ny ranao soa nitete no nanadio anay Ref: Ny holatrao 'zay nangidy taminao Jesoa zay kofehy nampamatotra anay Aminao Ny fanavotanao anay no lovasoa ho anay Ry Jesoa ô, misaotra Anao zahay 2. Nangorohoro mafy re ny fonao Jesoa tia Nanjary toy ny ra ny tsembokao Nasehonao ny indrafo zay tena lehibe Kapoaka no nosotroinao tao Getsemane 3. Voasatro-tsilo tokoa ny lohanao Jesoa Voakapoka sy nolatsaina koa Ny endrikao voaratra naharary Anao Lay fonao tia hany sisa novelominao Solo alto: Ny holatra nangidy taminao ry Jesoa ô kofehy nampamatotra anay Aminao Ny fanavotanao anay no lovasoa ho anay Jesoa Misaotra Anao zahay
@anjaandriamiarantsoa4349
@anjaandriamiarantsoa4349 7 жыл бұрын
misaotra betsaka
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 7 жыл бұрын
tsisy fisaorana ô!
@tantelyharimanana5040
@tantelyharimanana5040 4 жыл бұрын
Misaotra e
@ntsoandriandahy4093
@ntsoandriandahy4093 4 жыл бұрын
♥️
@merillawell258
@merillawell258 5 жыл бұрын
❤️🙏🏻
@Arnaud-yp1st
@Arnaud-yp1st 6 жыл бұрын
Kanto loatra
@haingotianarazafimandimby1514
@haingotianarazafimandimby1514 5 жыл бұрын
🙏🙏🙏
@mandaramahefanimanana914
@mandaramahefanimanana914 7 жыл бұрын
mahafinaritra e
@mampiononaranaivoarisoa8982
@mampiononaranaivoarisoa8982 6 жыл бұрын
tsara
@lembagnol5882
@lembagnol5882 2 жыл бұрын
LES AMI (E)S DE MAMAN
@victoirerakotoarisoa6041
@victoirerakotoarisoa6041 Жыл бұрын
8ulli
@fenonirinarakotonoel9430
@fenonirinarakotonoel9430 4 жыл бұрын
Mamelona fanantenana
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 5 жыл бұрын
Tena tiako be ity hira ity fa dommage ilay ramatoa au 1er rang (5eme à G et 6ème à droite) toa tsy te-hira izy no elle me gâche ny vue nareo choriste rehetra qui sont tous "avenants" à part "elle" no elle n'est pas "dedans" quoi!!! Dommage sinon je vous écouterais toujours! et merci pour l'écocute!!!!!
@bezaranoelo7892
@bezaranoelo7892 4 жыл бұрын
Amen
@harisondorette5300
@harisondorette5300 4 жыл бұрын
Amen
Raha sitrakao   Ny Mpitory
4:07
Njato1
Рет қаралды 734 М.
Mialy RAKOTOMAMONJY  - "Tiako loatra"
4:26
Label PICTURES
Рет қаралды 2,7 МЛН
Когда отец одевает ребёнка @JaySharon
00:16
История одного вокалиста
Рет қаралды 16 МЛН
小蚂蚁会选到什么呢!#火影忍者 #佐助 #家庭
00:47
火影忍者一家
Рет қаралды 125 МЛН
Feo mamatonalina, renao ve ?
1:48
Ny Feo Mamatonalina
Рет қаралды 87 М.
A&M Amorony fo madio-NY MPITORY.wmv
5:18
rfp cep
Рет қаралды 1 МЛН
Hahereto Ny Jiro : SLKM Moria Bemasoandro Itaosy
6:26
Lala Rasoloarijao
Рет қаралды 18 М.
AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment  (Emmision 18)
57:29
Worship Moment
Рет қаралды 365 М.
Tompo malala o - Fihirana Fanampiny 34
4:40
Magnelatra
Рет қаралды 1,4 МЛН
Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto
5:39
tojo rakotoarisoa
Рет қаралды 3,8 МЛН
Izay matoky an'i Jehovah
4:16
Nyfeo Mamatonalina
Рет қаралды 71 М.
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
cevam network
Рет қаралды 3,6 МЛН
Antsoy Jesosy_ Ny Koraita
6:34
Irina Mahery
Рет қаралды 3,9 МЛН
HAY TEO FOANA I KRISTY
4:43
Iraky Ny Ray
Рет қаралды 905 М.
Когда отец одевает ребёнка @JaySharon
00:16
История одного вокалиста
Рет қаралды 16 МЛН