JESOSY ooo mila Anao ny fianako dienizao de zao Amen!!
@manitrafandresena14911 жыл бұрын
"Antsoy Aho, dia hovaliako hianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao." Jeremia 33:3
@miorajhennyrazafiharijoeli535911 жыл бұрын
♪Raha sendra ny ady mafy Mandrotsaka tomany Ka na ny atoandro aza Toa alina ihany Tsy maintsy mitanondrika Fa nofo, nofo ihany moa Nefa mitrakàaza mamoy fo♪ (y)
@marieestherlovasoa255310 жыл бұрын
tsara be lay ho entin'ny hiranareo , mahereza daholo, de tihizo fa tsara be kah, NY VONIAHITRA HO AN ANDRIAMANITRA IRERY IHANY ?