Fa ny Tompo tia dia mampanantena FANDRESENA, ‘Zay manara-dia Azy ka mijoro tsy mivena MPANDRESY ianao raha toa maharitra, mizotra amin’ny fiainan-danitra Fa ny Tompo tia dia mampanantena FANDRESENA, ‘Zay manara-dia Azy ka mijoro tsy mivena 1-MPANDRESY no iantsoana anao mpanara-dia Sy mpiara-dalana amin’i Jesoa Tompo tia Satria dia Izy mihintsy no nampanantena Fa atolony sy omeny anao ny fandresena MPANDRESY no iantsoana anao mpanara-dia Sy mpiara-dalana amin’i Jesoa Tompo tia Satria dia Izy mihintsy no nampanantena Fa atolony sy omeny anao ny fandresena Ref: MPANDRESY ianao raha toa maharitra, mizotra amin’ny fiainan-danitra Fa ny Tompo tia dia mampanantena FANDRESENA, ‘Zay manara-dia Azy ka mijoro tsy mivena 2-MPANDRESY no anarana hisaloranao Ry mpino an’Andriamanitra, ry olom-baovao Tsy andevon’ny ota intsony fa olona madio Tena MPANDRESY ianao ka mifalia anio Fa Jesoa tena tia mbola mampanantena Anao hatrany hatrany,mba hahazo Fandresena Fa tena mila anao mijoro tsy mirona, Miorim-paka tsara, manana FINOANA Ref: MPANDRESY ianao raha toa maharitra, mizotra amin’ny fiainan-danitra Fa ny Tompo tia dia mampanantena FANDRESENA, ‘Zay manara-dia Azy ka mijoro tsy mivena tononkira.serasera.org/hira/ny-koraita-fjkm-manarintsoa-finoana/mpandresy Tsiky dia ampy
@randriaravao67108 жыл бұрын
Hira tena tsara sady miasa!!!....TENA EFA ELA NO NIANDRASAKO AN'ITY HIRA ITY SY NITADIAVANA NY SUPPORT METY HISY AZY!!!!... Isaorana ny Tompo!!! Mankasitraka nizara tompoko!!!
@rabeharilalagullaniah52495 жыл бұрын
Mr6 bcp fa tena tsara e Mampahery tokoa sady mahavelom'panantenana
@josephrafalimanana67662 жыл бұрын
tsara KORAITA A, mahereza hatrany
@tinaramaromanana61207 жыл бұрын
Mpandresy ianao, raha toa maharitra...Fa ny Tompo tia dia mampanantena fandresena
Izaho koa dia anisan'ny MPANDRESY .... Misaotra Ray ô ! Amen
@ratsimbaesther56995 жыл бұрын
Tsy menatra ianao na managahiahy eo anatrehan'ny fahavalonao satria Jesosy mampandresy anao. Voninahitra ho an'Aandriamanitra irery ihany.
@nanjasariakanoellaandriana41808 жыл бұрын
Ela ntadiavak anty hira ty f itako iany...mpandresy tokoa ao aminy Amen!!
@nomenjanaharysarindra64867 жыл бұрын
Tena mpandresy tokoa enao raha toa maharitra tiko be fa merci o
@rasoaniainanadialeonard26335 жыл бұрын
Deraina mandrakizay Jesosy❤️🙏🙏🙏 tiko be le hira , Misaotra betsaka
@cynthiamboty6905 жыл бұрын
Tena mankafy foana zahay eh. Misaotra @ fankaherezana Ry Ny Koraita eh :)
@josieoliviafernandeiz44413 жыл бұрын
Tena tsara be lay hira e, merci
@mickayajr.776 жыл бұрын
Waouhhh... zany ka hira mambabo tokoa.. 💘💘💘
@andonirinalalainaandriants96846 жыл бұрын
Mankasitraka e! latsaka ny ranomasoko eto ampihainoana ny toniny!!!! Mirary soa hatrany@asa fitoriana!
@lalainamiora77488 жыл бұрын
Amen .mpandresy enao ra to maharitra.
@pascalrandrianaivo40017 жыл бұрын
lalaina miora
@pascalrandrianaivo40017 жыл бұрын
amen ,TS maits mpandresy râha miaraka @tompo amen
@jobylogan58386 жыл бұрын
Tsy maitsy mandresy
@volaniangavola75668 жыл бұрын
misaotr f ten tsr le hira mampehery any aty lavitra aty misaotr tompo amen
@jocelynravelojaona85347 жыл бұрын
msotr fa tena tsar be le hira e,
@volaniangavola75667 жыл бұрын
Jocelyn Ravelojaona eny wa kia ten maka hery mints
@hanitriniainaraoelison49072 жыл бұрын
Tsara ny hira
@odettelisinirina24588 жыл бұрын
misaotra ry koraita tena mampitombo finoana mapatanjaka!
@mahefasoanjaratiananadia57675 жыл бұрын
Tena mandresy mitsy miaraka amin'ny Tompo ka!
@dafafanomezantsoa716 жыл бұрын
amen!!!!!!! miaraka @ Tompo tsy maintsy MPANDRESY
@mioraanja77177 жыл бұрын
mpandresy aho, Amen!!!!!
@erthyandrianaly35923 жыл бұрын
Haleloia
@priscaary53146 жыл бұрын
pandresy ianao amen
@liokaimisaharison25595 жыл бұрын
Fa ny Tompo tia dia mampanantena fandresena izay manara dia azy ka mijoro tsy mivena
@boubouratsivoson37998 жыл бұрын
mpandresy no antsoinao mpanaradia. mpandrresy ianao raha to maharitra
@rakotoarivonymampianinaabe74346 жыл бұрын
Mpadresy satria miaraka Jesosy
@jessijean28238 жыл бұрын
tena tsara be eee! !latsaka ny ranomaso tsara lotra eee
@volaniangavola75667 жыл бұрын
jessi jean marin mints izan sad at an- tanilavitra ten mahatsiar rer mints, mpadres fon niarak @ ny
@sahazarakotondraibe66995 жыл бұрын
Mpandresy ny mialoka aminao
@felyrajerison4246 жыл бұрын
Pandresy marn rehefa maharitra e
@erickmamytianarakotoson70872 жыл бұрын
Mahafinaritra ahy loatra, mirary soa ho anareo rehetra an
@nandrianinaranarison38566 жыл бұрын
Mety maazo ny instrumental an io hira io ve fa mba ilaina maika @ resaka fandraisana fanasan ny tompo le hira satria io Mpandresy io ny anarana hoentin ny andiany katekomena azafady, de misaotra mialoha. Raha toa ka mety de alohan ny faran ny volana Jolay
@nini.albertinerandrianaris61772 жыл бұрын
tsy haiko ny maka azy fa mbola jereko eo na atoroy aho raha hainao .