Beau chant de consécration et de reconnaissance pour Dieu. Oui je passerai ma vie à Te louer Seigneur 💯🙏🔥💗
@jamieandretseheno60352 жыл бұрын
This is lit 🔥 Gloire à Dieu!
@hardell72142 жыл бұрын
Tonga ilay Mpamonjy izao tontolo izao Mpanjaka no nanetry tena ho ahy sy ho anao Nahafoy ny fanjakany tany an-danitra Mba haka ny toeranao Raha mahatsiaro izao andro nahaterahanao Izao aho Tompo o Dia hanolotra fanatitra Jesosy o, omeko Anao ny fiainako Tsisy hotazomiko fa ento ho Anao Tsy izaho intsony no ho velona Fa Ianao Kristy no hanjaka anatiko ao Izay tianao atao Tompo o avelako Izay tianao atao Tompo o ataovy amiko Holaniko ny androm-piainako hiderako Anao Hisaorako ny Anaranao