Рет қаралды 4,580
Tonga soa aman-tsara ny sidina voalohany mampitohy an'Antananarivo sy Dubaï tamin'ny alalan'ny kaompaniam-pitaterana Emirates. Tombony lehibe ho an'i Madagasikara ny fisokafan'izao zotra an’habakabaka izao izay hampitombo ireo mpizaha tany avy any Moyen-Orient, Azia sy Eoropa fa indrindra hampiroborobo ny fifandraisana ara-barotra sy ny fahatongavan'ireo mpampiasa vola avy any Emirats Arabes Unis.