ACMIL : Fandresena 2024

  Рет қаралды 922

Présidence de la République de Madagascar

Présidence de la République de Madagascar

Күн бұрын

30 aogositra 2024 : Mpianatra Manamboninahitra miisa 107 no nivoaka tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe nandritra ny lanonana ara-miaramila Fandresena 2024. Miisa 51 avy amin'ny andiany manokana faha 26 "ANDRIAFO" ary miisa 56 avy amin'ny andiany mivantana faha 45 "Ltn Colonel Hery Rakotomiliarison". Nampiavaka ity lanonana androany ity ny fanolorana ny sabatry ny fibaikoana tamin'ny Filoha Andry RAJOELINA, amin'ny maha lehibe faratampon'ny Foloalindahy azy.

Пікірлер: 1
@sendramilanja551
@sendramilanja551 5 ай бұрын
Namoaka manam-boninahitra maro tokoa ny ACMIL Antsirabe raha zay jeneraly marobe notantarainao izay Atoa Filoha ka irariana ho ela velona anie ny Akademia Miaramila eto Antsirabe fa fanampin'ny fitantarana dia efa namoaka anao ho Filoham-pirenena Malagasy koa ny ACMIL satria dia zanakin'ny Akademia Miaramila tokoa ianao atoa Filoha Andry RAJOELINA
How IRON AGE Britain was Misunderstood.
12:29
Paul Whitewick
Рет қаралды 45 М.
Hitler in Colour (4K WW2 Documentary)
1:10:44
Best Documentary
Рет қаралды 16 МЛН
SHE CAME BACK LIKE NOTHING HAPPENED! 🤣 #shorts
00:21
Joe Albanese
Рет қаралды 19 МЛН
Smart Sigma Kid #funny #sigma
00:36
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 51 МЛН
Banana vs Sword on a Conveyor Belt
01:00
Mini Katana
Рет қаралды 77 МЛН
Customer Care S3 Episode 48A
20:39
TRUST FILMS
Рет қаралды 19 М.
How does a Tank work? (M1A2 Abrams)
9:49
Jared Owen
Рет қаралды 59 МЛН
Lanonana fanolorana fankasitrahana ireo atleta malagasy nitondra avo ny voninahim-pirenena.
5:57
Présidence de la République de Madagascar
Рет қаралды 126
Fanamarihana ny andron'y Manamboninahitra _ 12 janoary 2025
5:05
Présidence de la République de Madagascar
Рет қаралды 219
SHE CAME BACK LIKE NOTHING HAPPENED! 🤣 #shorts
00:21
Joe Albanese
Рет қаралды 19 МЛН