Émission Takariva Mafana avec Ramora Favoris Crédit Kolo Tv Abonnez-vous a notre page Facebook : / pressepeoplemalagasy Abonnez vous sur notre chaine youtube / @pressepeoplemagmalagasy
Пікірлер: 28
@pharmaciedulac66256 жыл бұрын
enjana enao Ramora a! toizo fona ny ezaka atao fa lasa lavitra enao ! mlay e
@randrianiainazopatrick95865 жыл бұрын
.....atao taxi mamenats'olona!!! 🤣🤣 Sur lesy Grand a!!!!!
@jeanluctodison52796 жыл бұрын
merci ramora
@arimajunior80326 жыл бұрын
tena pôetera mihitsy...milay ramora anh!!
@jhennieandreah90545 жыл бұрын
Matoky valeur be Ramora favori;fa le fomba fiteny tokony amboarinh kely le miteniteny foana ndraindray!Mahafinaritra mintsy izy fa tonga d am-pahatsorana
@ndrainy6 жыл бұрын
Zay heverin izao tontolo izao ho adala no hendry ho an Andriamanatra
@hemerylefar19206 жыл бұрын
za maka anao Ramora
@malalaravaka65086 жыл бұрын
Mafinaritra Ramora ah!!!!
@alconcyber72855 жыл бұрын
Vidina CD ko tsika minana fona ,Ripaka za le
@elisearthemise98816 жыл бұрын
Tena marina ny teninao ny voiture arena mandant arena tsy vendrana io olona io fa tena mahay misaina
@lantoandriamiharisoa76786 жыл бұрын
Olona iray tsy azo tsinotsiniavina izy fa afaka hitondra fanovana eto amin ny firenena.. Misy ny fambaniana azy indraindray!! izaho manokana dia manome valeur ny olona tahaka azy. Ny olona tsirairay dia singa manandanja na eo amin'ny firenena na eo imason'ANdriamanitra indrindra indrindra. Mba te hanana ny laharan'ny findainy tompoko!
@gastilbabriel11766 жыл бұрын
Tik b le toetran Ramor iz niteny hoe ts nianatr nef mahay miten b ee. Tohiz f tsara. Mahay mapiasa coco enw
@actionhaha74326 жыл бұрын
sur ramora zay makafy e
@gasyranoray14166 жыл бұрын
Za maka anao Ramora fa le fomba fiteny no amboarina ndraindray
@muriella205 жыл бұрын
Tsara e tena, stars gasy izy
@elyrk22582 жыл бұрын
Hhhh 😁
@liba1016 жыл бұрын
raovina ny feat baina?!
@ketakasoa3656 жыл бұрын
tsotra zan rah lehilahy...mande ampahatsoarana tena tsara...tiako ny revinao kan