Efa aty amy 2019 zaho no mamerina mihaino fa de mbola tiko iany. Merci Rackiky
@juwannasanvartekotovaoariv7703 Жыл бұрын
tena sosoa ilay hira é
@LhommieJay8 ай бұрын
en 2024 mais je l'écoute et je l'aime toujour cette chanson 😊
@alsace67473 жыл бұрын
Chouchou a ! Ny fitiavana angalarina ekena fa mafana saingy mira na égale fijangajangana oe! Oe!oe! Na izaho na ianao toa tsy mba nisaina akory Reto vady anakiroa tsy sambatra fa ory a Chouchou a Reo revy rehetra rehetra efa tapitra natao Tena tamin-tsitrapo na tamin’ahy na taminao e! oe!! Ireo jobako taloha nofoanako daholo Na ry Dina, ry Sabine, ry Kalamenavolo, Ianao... ianao saro-piaro, asa na fitiavan-tena Noho ilay fato-maty taorian’ny fanekena oe!! Fa tamin’ny andro sasak’alina nandaozana ny taona Nampitambatra ilay ilo izay efa ela no te-hihaona oa!! Izaho saro-piaro , asa na fitiavan-tena noho ilay fato-maty taorian’ny fanekena oe!! Fa tamin’ny andro sasak’alina nandaozana ny taona nampitambatra ilay ilo izay efa ela no te-hihaona a oa!! Andriamanitra ô Misitery sa fitiavana inona loatra re No namatotra anay (No namatotra anay) Fa raha izaho efa ela no naniry hampangatsiaka Nefa toa, toa vao maika nahamay Sa misy any ho any anjara an’elakelan-trano Tsy mitoetra fa mandalo ho tantara sy ho angano Dia ireto vadintsika mirevy kaly mangatsiaka toa tsy hitako fa ny antsika manifika e! Tsaroanao ve Llay alim-podiana tany Ambodinifody Toa tsy nahalala nody Toy ny samy azon’ody oe!!! Ny fandriana nikonaina nikiakiaka nitaraina Ny lelanao nihamaina Zaho ritra ranon’aina, oa!!! Tadidio ilay sasak’alina mahery dimy (12h.05) Fa iny ora iny no nanaovana ny dina, oe!!! Hamaranako azy : izay fiaingany fandehany, Isika hifankatia ka izay hidonany any halehany an!!! Chouchou a ! ...
@lindarasoanirina57989 жыл бұрын
sur rah ckiky j'aime
@mireilleraharimanantsoa10497 жыл бұрын
Tsy mba nisaina akory hihihihi
@ainageorges33811 жыл бұрын
tsara e!Tsaroanao ve ilay alim-podiana tany Ambodinifody toa tsy nahalala nody toy ny samy azon’ody oe!!! Ny fandriana nikonaina nikiakiaka nitaraina Ny lelanao nihamaina, izaho ritra ranon’aina, oa!!!
@nazirsalvador24867 жыл бұрын
Ambesa zah aza entina any aho shosho a an
@heritinatsilavo73054 жыл бұрын
8 taona lasa fa tafaheno ity hira ty ndray. Souvenir maro..
@tsitoniaina44526 жыл бұрын
mlay b le vazo e,za s le sosoa-ko zao ts maints hisaraka lol
@floriancedricdadare45134 жыл бұрын
Sureee 2021
@nambininaandriamabahoaka22096 жыл бұрын
mahafinaritra zoky a! Tamin'ny andro sasak'alina nandaozana ny taona no nampitambatra ialy ilo izay efa ela no te hiaona!!!!