Manaoana Madame Bodo a, Aza atao mamparary fo aky zany fa izay lay toetsaina Malagasy ka mahatonga antsika mahantra lava
@AminaMamine-vo3wg7 ай бұрын
Bé Taha hita am tel
@zazahendry6402 жыл бұрын
Je veux pas faire un buzz mais je buzz quand mm. Why not.
@bibisoamoisson9952 жыл бұрын
Salama daholo Salama zoky Bodo Mangoraka ny foko Raha zao zavatra miseho izao Raha io olona io nanao zavatra tsy azo atao mihintsy Artiste daholo tsika amin ny fiainantsika Na io mahandro sakafo Na mamafa trano nainona na inoan Fa eto zany dia Lalie no araka lay oe lavo Reraka Trotraka Fa iza ary inonaarina no alalana azahoany manao buzz aminy Eo andamosiny izy mahazo devra ve sa laza ? Mampalahelo lay toetsainy Na ny anarany tsy tononoky Maivana be Raha toa izy ka vehivavy de aleo izy hanandratra avo maha vehivavy azy fa tsy olona tsy salama no itadiavany buzz Ary eto aho dia mba aoka izy hosaina sy handinika Ho saininy ny fiainany Ho saininy tsy Lalie no annamparany zay tsy ampy amin ny fiainany Ary raha mihoatra dia aza mila déjà fa na nanome voatsikorobo izy aoka hangina ny vavany Raha miaina amin ny lavankorony izy dia tokony fantany mazava matoa Lalie manao aro vava Zaho zoky Bodo mandala anao Hitsiny sy rariny ny anao Lanitra no lolohazina Na aritste na tsia Ary malama maina eto ambonin'ny tany Koa dia aoka izy hitandrina Mirary faherezana Ho anao zoky Bodo Mankantelina
Marina ny anao Bodo, fa ity olona miteny ratsy momba ny Lalie de olona pas intelligente, C'est une petite minable zéro. Mahereza Bodo, olona hendry enao.
@dimbiharivolaandrianjafiar2020 Жыл бұрын
Mba manana fanontaniana 1,Ary raha ohatra ve Ray biologique nitsoaka adidy Dia nanala-baraka vhvv sy nanary ny zanany Dia tokony tsy ho tadiavina Ary aparitaka ny sariny rehefa manjary Zaza sa tokony nanala Zaza ilay vehivavy. Sa oe,rehefa manam-bady ilay lehilahy ray-biologique Dia lasa tsy zanany intsony ilay Zaza nariany fa lasa jesosy kely !?Dia ilay SIPA lasa Marie!?🍸