Ranomasombirijiny 👉🏻👉🏻 ACEEM Radio

  Рет қаралды 12,410

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

3 жыл бұрын

Tantara gasy: Tantara Malagasy
indray mihaino

Пікірлер: 41
@mariachantale8760
@mariachantale8760 3 жыл бұрын
Msaotra betsaka atrani ndray e 🙋‍♀️❤🎧
@fanomezantsoacatherine4096
@fanomezantsoacatherine4096 3 жыл бұрын
Tsara b merci bcp te hiano fogna aho fa tiko b.🥰🥰
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô🇲🇬❤❤
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 3 жыл бұрын
Zay le maharatsy anilay namanamana
@angelcamarie8648
@angelcamarie8648 3 жыл бұрын
Mankasitraka indridra tompoko💛💛
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Eny tompoko
@yondayyonday1187
@yondayyonday1187 3 жыл бұрын
Rasazy natao hamelona fa tsy natao hamono , meloka ianao fa namono olona soa ihany fa tantara Makasitraka fa tsara be
@ranjaniavo7531
@ranjaniavo7531 2 жыл бұрын
tsara le tantara fa ratsy ny fefarany,tsisy tsiny ny vady aman-janaky Tovo akory ka ts tokony tany le valy faty,mahandry aon nefarany
@kemberlynatacha304
@kemberlynatacha304 3 жыл бұрын
Merci bcp e,tsara ny tantara fa am maha tantara azy zay d tsy mba nanadihady mitsy Mirija fa d nande tokoa,mampalaelo ra otranzany daholo ny toetsainy lehilahy. I Maevasoa efa niteny fa tsy fidiny aza fa noho setrasetra ny hafa d tokony misikotra tena marina i Mirija. Mankasitraka betsaka fa zahay vonona hihaino tantara foana .
@BabyBaby-hp9kf
@BabyBaby-hp9kf 3 жыл бұрын
tantara lay izy fa de zavamisy mitsy, nena ko de alako tena alako lay olona tsy mba manadihady sy tsy azo andaharana mihitsy mba halalana ny marina fa tonga de mirintona sy maka position tsy azo akisoka; avy eo nef tonga saina iany NEFA EFA TARA, EFA B NY FAHAVOAZANA!
@kemberlynatacha304
@kemberlynatacha304 3 жыл бұрын
@@BabyBaby-hp9kf sarotra be ny miara miaina am olona tahak'ireny,otrany oe tsy manana fahadisoana zany. Mba ilaina iany mihaino ny hafa na marina izy na diso d avy eo vo manapakevitra fa anatra ho any rehetra ireny ary isaorana ny tompon'andraikitra fa zavatra iainana ny ankamaroany tantara alefany ato d mazotoa mihaino foana e
@BabyBaby-hp9kf
@BabyBaby-hp9kf 3 жыл бұрын
@@kemberlynatacha304 TENA MPIONDANA TANTAR E! MIHAINO foan, ary mampianatra @ fiainana ny ankamaroan'ny tantara amiko, samy maazo ny manandrify azy daholo ny sokajin'olona/taona rehetra: ny tanora mitrifatrifana sarotra atoro ("Sao manambady aloha loatra") ambakain'ny bandy, ny rayamandreny tsy mba mihaino ny zanaka fa jadona fotsiny sns...
@kemberlynatacha304
@kemberlynatacha304 3 жыл бұрын
@@BabyBaby-hp9kf marina mitsy voalazanao,fa ny olana amle izy d maro tsy mba liana mihaino tantara d lasa manaonao fona amzay avy eo nefa ra mba manaraka sy mihaino d mba ho hitany avy eo ny vokadratsy ra sendra ka mifanandrify amle fiainana le izy.
@volamarinavolany8846
@volamarinavolany8846 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko tena mampalahelo b 😭😭😭
@marielesage1254
@marielesage1254 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka anaro tompoko tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao 😍😍😍😍😍❤❤❤❤
@mayaaandreaa3594
@mayaaandreaa3594 3 жыл бұрын
Misaotra nizara oo 🙏
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@sidonie6764
@sidonie6764 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙❣💕💞🇲🇬🇲🇬🇲🇬💖💞💓❤💛💚💜🇰🇼🇰🇼🇰🇼❣💘💖💞💓❤💛💚💜 indrisy ry sakaizamanody misy tandroky.
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
1ere coms
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Hihihihi MBA manao otrany sasany 😂😂😂
@cooperboss670
@cooperboss670 3 жыл бұрын
@@hantarajoelisolo3148 asivo arosazy 😂😂😂
@gerardmaella6985
@gerardmaella6985 3 жыл бұрын
Mankasitraka nizara topoko o💖💖
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Eny tompoko o
@jocelyneletruong737
@jocelyneletruong737 3 жыл бұрын
Mankasitraka ê, voasazy ny mpanao ratsy na ho ela na ho haingana !
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Tsy voatery an! Betsak n Tsy maty manota eto @firenena.
@pungaroda1234
@pungaroda1234 3 жыл бұрын
Hahaha bisou toraka 😀😀😀😆
@mariesandrina4913
@mariesandrina4913 3 жыл бұрын
mankasitraka topoko 😗😗
@Alesja_magdich
@Alesja_magdich 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tsy tapaka Gasy Rakoto, fa amiko izany ny ratsy hafa tsy valina ratsy fa valina tsara fona dia ANDRIMANITRA mamaly azy .
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Sarotra n mitsara eo @ toeran’ny hafa e! Ts mis fisaorana o
@mariesandrina150
@mariesandrina150 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka topoko
@naominirina4853
@naominirina4853 3 жыл бұрын
Inona zao no tsy ilazana hoe iza lay nanolana fa laozana mblabla !nanadary ko bisous toraka ty
@darrensean8080
@darrensean8080 2 жыл бұрын
i realize it's kind of randomly asking but do anybody know of a good website to watch newly released series online ?
@adammarcos6582
@adammarcos6582 2 жыл бұрын
@Darren Sean meh I use Flixportal. you can find it by googling :) -adam
@darrensean8080
@darrensean8080 2 жыл бұрын
@Adam Marcos Thank you, I signed up and it seems to work :D I really appreciate it !
@adammarcos6582
@adammarcos6582 2 жыл бұрын
@Darren Sean glad I could help xD
@rasoazery9471
@rasoazery9471 3 жыл бұрын
Krh ts mandeh
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Zay v?
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Miarahb anao Gasy Rakoto ; Lay tantaran RFM ve izy ty sa hafa mints ? Mety hoe titré mitovy ve ? D hiandry ampitonina d hiaino ampifalina eh d mankasitraka anao lalandv Gasy Rakoto d mankasitraka an onjampeo syny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
ACEEM Radio, indray mihaino io! Tantara hafa
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
@@GasyRAKOTO misaotra anao tompoko f Zao ts mande l izy f ahoana ?
Tantara gasy: SATRIA VE IZY JAMBA?-Tantara ACEEM Radio #gasyrakoto
1:20:30
MIZAKA NY TSY ERAN'NY AINA 1 (Tantara lava MBS)
57:50
D-aly
Рет қаралды 3,1 М.
Did you believe it was real? #tiktok
00:25
Анастасия Тарасова
Рет қаралды 56 МЛН
When You Get Ran Over By A Car...
00:15
Jojo Sim
Рет қаралды 29 МЛН
Incredible magic 🤯✨
00:53
America's Got Talent
Рет қаралды 77 МЛН
Sigma Kid Hair #funny #sigma #comedy
00:33
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 13 МЛН
Tantara Malagasy - ARETIM-PO TADIAVINA (Tantaran'ny KOLO FM)Tantara Indray Mihaino
1:35:01
AMBOHINAVELA : TANTARA RADIO DON BOSCO [RDB]
1:45:05
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 30 М.
MISY FARANY (Tantara lava Record FM)
1:27:14
D-aly
Рет қаралды 12 М.
Tantara Malagasy : FAHOTANA MAHAFATY (Tantaran'ny Radio Madagascar)
56:31
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 2,9 М.
Ny hafa -  ACEEM RADIO
1:03:45
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 25 М.
Tantara gasy: VAVOLOMBELON’NY LASA 1/2 - Aceem Radio #gasyrakoto
1:31:54
IZAHO SY i NENY! : Tantara gasy vaovao (ACEEM RADIO) #gasyrakoto
1:27:31
Zattybek & ESKARA ЖАҢА ХИТ 2024
2:03
Ескара Бейбітов
Рет қаралды 360 М.
QANAY - Шынарым (Official Mood Video)
2:11
Qanay
Рет қаралды 1 МЛН
Say mo & QAISAR & ESKARA ЖАҢА ХИТ
2:23
Ескара Бейбітов
Рет қаралды 2 МЛН
V $ X V PRiNCE - Не интересно
2:48
V S X V PRiNCE
Рет қаралды 2,6 МЛН